Sabata ihany !!! ??? ...
41. Fiffi
(
04/04/2006 05:00)
Aza mitsara ianareo mba tsy ho tsaraina".io antsika fa ny Tompo hiany no hitsara antsika tsirairay.
44. dadabe
(
04/04/2006 12:05)
marina fa saingy...ny sabata tsy antsika fa isika inviter de ny Tompo Jesosy manasa antsika , tahaka izany koa ny alahady , tsy ianao ny nolona no tompon'ny alahady fa ny eglizy dia izy no mi-inviter ny olona hiditra ao .:D
45. mandalo
(
04/04/2006 12:53)
tsy misy miteny anie hoe tsy hajaina ny sabata e! satria raha tsy manaja ny sabata isika dia tsy mandrzay an'i Jesosy, Izy anie ilay hany afaka manome ny fitsaharana ary ny Heb 4 8-11 dia manamafy izany fa raha tsy ao AMiny isika dia tsy manana izany repos tadiavintsika izany.
ary mbola miantso antsika Jesosy hatramin'izao mba ho ao Aminy. avelao Izy hiditra ao amin'ny fiainanao dia hohitanao izany tena fitsaharana izany (apok 3:20-21)
ary mbola miantso antsika Jesosy hatramin'izao mba ho ao Aminy. avelao Izy hiditra ao amin'ny fiainanao dia hohitanao izany tena fitsaharana izany (apok 3:20-21)
46. Achia
(
04/04/2006 13:24)
tena tsra ndray aloha ra izany no ataon''JK e tsy miasa tsony zany fa mitsahatra foana , nefa de ahoana ndray tsy hisakafo zany
47. mandalo
(
04/04/2006 13:31)
Andriamanitra anie tsy nanafatra anao hoe "aza miasa" ary tadidio fa efa voaozona ny olombelona (Gen 3:17-20)ka tsy izay noeritretinao ny tian'i Jesosy ambara hoe "fitsaharana " eto fa ilay fiadanany izay entinao amin'y fiainana ka tsy andevon'ny ota intsony ianao.
sabata tsy midika hoe miala sasatra tsy miasa
sabata tsy midika hoe miala sasatra tsy miasa
48. Achia
(
04/04/2006 13:45)
fa tsy hoe nitsahatra ve ATRA t@ andro fahafito refa vitany ny asany e de nanamasina zany zany andro zany izy sabata zany a , de nomeny ny olony izany mba ho marika famantarana aminy sy ny olony . Ka le sabata zany de itsaharana @ asa ary fotoana hanomezamboninahitra an'ATRA izany hoe iarahan'ny rehetra mivavaka
49. jentilisa
(
04/04/2006 13:58)
ny sabata voalaza dia hoe andro fitsaharana kosa aloha e! miditra amin'ny fitsaharana dia toy ny miditra amin'ny fahasoavana sy ny teny fampanantenana izay atolony...fa tsy hoe miditra ao amin'ny Jesoa ara-bakinteny! asa anefa?
50. mandalo
(
04/04/2006 14:13)
raha Andriamanitra mety reraka ilay Andriamanitra hivavahako ka mila miala sasatra dia tsy mivavaka Aminy aho
51. marozevo
(
04/04/2006 22:08)
Tsy reraka Andriamanitra ry mandalo ah, io mandray an-tendrony io ihany... Fa mampianatra antsika hahay mibanjina ny zavatra vitantsika teo ambany fitantanany. Ny fitsaharana koa manko midika ho fibanjinana (Contempler), fa tsy dia hoe miala sasatra foana akory no dikany.
54. jentilisa
(
05/04/2006 08:48)
maka vakansy ka! mission accomplie dia mba manala azy kely! fa vazivazy zary tenany izany an!
56. ravatorano
(
05/04/2006 09:37)
ny fitsaharana tamin ny andro fahafito d azo adika hoe efa vita izay tokony nataony d nihanona amizay izy nandinika ny vita fa tsy we naka aina akory.
Hafahafa marna zany hoe Andriamanitra mety vizaka zany an kozy e
Hafahafa marna zany hoe Andriamanitra mety vizaka zany an kozy e
57. jentilisa
(
05/04/2006 12:34)
ka tsy vizana anaie ilay nitsahatra e! miala voly kely...mitsangatsangana kely eny...
59. Achia
(
05/04/2006 16:25)
ATRA anie tsy hoe reraka de nitsahatra e fa noho ny fahitany fa vita ary feno ny zavatra nataony dia nitsahatra izy izany hoe vita ny famoronana
60. Fiffi
(
06/04/2006 07:44)
Aiza re zany eh ? Andriamanitra vizana ? Andriamanitra miala-sasatra ? taiza no nahitanareo an'izany hoe Andriamanitra nitsahatra , na nihala-sasatra na vizana sns ? Nisy soratra ve tao anaty baiboly hoe Andriamanitra mety vizana zany ?
