Sabata ihany !!! ??? ...

61. ravatorano ( 06/04/2006 09:53)
eny wa akia ry fiffi !
:wink:
62. Fiffi ( 06/04/2006 10:17)
ravatorano: indraindray tena misy zavatra mahavariana mihintsy eto , nefa moa samy manana ny heviny , saingy rahefa mba manome ny heviny koa tokony hazavaina .:wink:
63. jentilisa ( 06/04/2006 14:10)
aza mora tezitra ry fiffi a! :°)
64. marozevo ( 06/04/2006 21:29)
Za kosa tsy hoe manohana izay lazain'i Fiffi, fa mba tokony hodinihina tsara ihany fa misy ohatran'ny sady misangy no tsy hay ehhh. Rehefa misangy dia mba ampio kely hoe "sangisangy iny" na teny mitovy hevitra amin'izany.
Aiza ve rangahy koa Andriamanitra vizana ndray no tohin'ny resaka koa ? Ary mino aho fa io resaka tsy mandeha amin'ny laoniny io no mahatonga an'i dadabe tsy nididtra matetika intsony.
65. Fiffi ( 07/04/2006 06:40)
jentilisa: an3 ! tsy mora tezitra zany aho an! fa rehefa mba miteny zavatra iray na mamaly dia mba hasiana fanazavana sady koa tsy havadika ny resaka , indrindrandrindra fa raha resaka "fivavahana sy finoana" satria amiko aloha dia mahaliana tokoa ny mamaky ny hevitrin'ny rehetra satria mety ahazahoana fitaratra na koa hampahery ny finoana , na koa hampirisika ny hafa sns...fa tsy ahodina ny resaka , na ahodina aza dia manazava , matoa ianao nanodina ilay resaka na namaly dia misy antony ary mba lazaina ny hevitrao mba hihadihadihana fa io no tanjona eto.
66. jentilisa ( 07/04/2006 13:18)
izy io moa hatrany am-piangonana mihitsy no nisy nefa tezitra tamiko tahaka izany koa ilay mpampianatra tamin'izany fotoana izany. Ny voasoratra ary vao nanomboka ny baiboly dia resaka tahaka izany. Ary nitsahatra tamin'izay nataony izy...ny fiheveran'ny maro azy dia hoe niala sasatra izy. Fa karazany ao anaty finoana moa dia hoe tsy mety sasatra izany izy! fomba fiheveran'olombelona ihany izany fa tsy fantatra izay tena fihevitr'Andriamanitra!
67. marozevo ( 07/04/2006 22:00)
Ka mandram-pahitan'i jentilisa ilay hevitr'Andriamanitra dia atolotra aloha ilay hevitr'olombelona ifanakalozan-kevitra koa. Raha tonga dia hevitr'Andriamanitra no mitranga eo, iza indray no hiady hevitra amin'izany.

Tsy sanatria ry Ray, hifandahatra aminao... hoy i poopy.
68. Fiffi ( 08/04/2006 08:43)
fa tsy fantatra izay tena fihevitr'Andriamanitra!
tsy hisy ahafantatra izay fi hevitr'Andriamanitra koa anie isika eh! fa minoa azy fotsiny fa izy ny Andriamanitra Tompo
69. Achia ( 08/04/2006 16:26)
minoa fotsiny ihany hoa
70. dadabe ( 09/04/2006 03:49)
:roll::roll::roll:
71. Fiffi ( 09/04/2006 04:08)
dadabe: mba lazao izay hevitrao eh! fa aza io sarikely fotsiny no atao , @ zay anie mba afaka fantatra daholo izay mba hevitrin'ny rehetra eh!
72. dadabe ( 09/04/2006 04:25)
ka le resaka sabata anie ry Fiffi efa ela no vita e, zah tsy hiala @ ireny hevitra efa nolazaiko ireny :°):wink:
73. Fiffi ( 09/04/2006 06:24)
eny ary eh! :)
74. dadabe ( 09/04/2006 10:53)
:wink::-*(l)
75. Fiffi ( 09/04/2006 12:50)
:):-*
76. dadabe ( 09/04/2006 13:59)
(l)(l)(l):°):°):wink:
77. Achia ( 09/04/2006 15:03)
dadabe:

:roll::roll::roll:


inona no mahagaga an'i dadabe amzany e ,io nge no filamatry ny ol amzao fotoana zao e : refa mino de zay ;-)
78. marozevo ( 10/04/2006 22:17)
Ka na vita aza ilay hevitra momba ny sabata, raha tsy afa-po ve ny namana dia havela ho very eny an-tsasa-dàlana, ry dadabe anh.


Finoana ! Eny tena misy io, ary ao no hahafantarana ny hevitr'Andriamanitra. Ny ahy ny antony idirako eto dia mba hanamafisako ny finoako.

Finoana : Misy io, Nefa koa tsy midika hoe aza miady hevitra akory izany.
79. Fiffi ( 11/04/2006 06:04)
zah kosa aloha raha tena marina dia tsy ho afa-po mihintsy raha resaka fivavahana na finoana an! satria maro tsy voatanisa ny zavatra mba tiako fantarina ary mino koa aho fa tsy ho tapitra mihintsy izany . Tsy midika velively akory io hoe kely finoana na hoe minoa fotsiny hiany hoa! Fa fihadihadihana ny finoana , tsara ho fantatra koa ny hevin'ny tsirairay ka misikotra foana no hataoko ihihih fa manampy ahy izany aloha an! :)
80. Fiffi ( 11/04/2006 06:06)
saika hadinoko koa: fa raha tsy tian'ny sasany ny fanadihadiana zavatra iray na ampy azy izay voalaza dia tsy manery aho ary tsy mi-insiste hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0886