Sabata ihany !!! ??? ...

121. Achia ( 25/05/2006 13:33)
inona ary zany fandavorariana zany e azavao tsara fa tsy azo ny tianao lazaina
122. prime ( 26/05/2006 12:39)
Toa azoko ihany ny tian'i marozevo ambara fa ahitsio aho raha diso:
Tamin'ny andron'i Mosesy ka nandrapahatonga an'i Jesosy teto an-tany dia ezahina mafy ny manaja ny lalàna mba ho marina ny tena eo amin'Andriamanitra, ary tsy nety tanteraka nefa. Fa rehefa tonga Jesosy dia niara-maty taminy avokoa teo amin'y hazofijaliana ny ota rehetra. Ka nataony tanteraka ny olona, tsy amin'ny mahaizy azy intsony fa noho Jesosy mpisolovava azy eo imason'Andriamanitra, ka iantsoana antsika hoe zanak'Andriamanitra, zanaka natsangana fa tsy nateraka.
Noho izay no mahalavorary antsika ka tokony hanaja ny didy (ireo voalazan'i marozevo ireo) raha milaza fa tia an'Andriamanitra.
Raha fintinina, ny hanajàna ny didy dia tsy hoe amin'izay ho voavonjy satria hohamarinina amin'izany ("fa tsy misy marina na dia iray akory aza..." hoy ny tenin'Andriamanitra) fa satria isika efa novidian'i Kristy tamin'ny ràny ka raka milaza ho tia Azy dia manaja ny didiny.
123. Achia ( 26/05/2006 18:44)
Donc le didy zany mbola eo foana ary tsy miova , sa ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076