Fanafody halefa any Dago

81. Fiffi ( 17/04/2006 04:16)
mba nisy nijery ve ilay FRESENIUS ?
82. watafon ( 22/04/2006 15:09)
:roll::roll::roll:
83. Fiffi ( 23/04/2006 05:38)
wata: ao @ io frésenius io hoa no fandefasana fanafody any dago raha be dia be loatra ialy izy.
84. watafon ( 26/04/2006 03:22)
ok ! :-*
85. Fiffi ( 26/04/2006 04:45)
tsy misy vao2 intsony hoe nanao ahoana sy ahoana hiany ny fandehany ....
86. watafon ( 26/04/2006 16:29)
mihanta a!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
87. Fiffi ( 27/04/2006 12:31)
mampalahelo raha ho simba ao fotsiny ireo fanafody bdb an!
88. watafon ( 27/04/2006 17:06)
za mino fa mety efa lasa angamba k !
89. Fiffi ( 28/04/2006 14:16)
de tsy mba nilaza ve ?
90. watafon ( 29/04/2006 03:23)
:roll::roll::roll:
91. Fiffi ( 29/04/2006 05:44)
wata: ka raha hoe efa lasa ireo fanafody ireo dia manontany zah hoe ; de tsy mba nilaza ve hoe efa lasa kah! nilaza teto zany an!
92. watafon ( 29/04/2006 17:27)
:-*marina tsy azo lavina ny anjy k ! tokony hilaza d amzay clos le ady hevitra e!
93. Fiffi ( 30/04/2006 14:02)
i fijo koa aza tsy hita intsony ! nefa hoe mbola nitady vaha-olana de nilentika any....
94. fijo ( 30/04/2006 18:52)
fiffi ,tsy nety le resaka bodo,fa ry zareo be entana be.
95. Fiffi ( 01/05/2006 04:09)
96. watafon ( 04/05/2006 18:19)
:roll::roll::cry: atao ahoana moa e
97. Fiffi ( 05/05/2006 04:22)
fa na izany aza aloha toa manahirana be koa ny hahitana olona hitondra an'ireo satria bdb le izy. Fa ny zavatra fantatro hoa an! de afaka mitondra fanafody bdb mihintsy satria ny rahavaviko zao lasa tany dago de natao anaty carton ny fanafody ary nasiana soratra hoe "medicaments" de tsy nisy olana na ny teny cdg na ny teny ivato , @ zay koa tsy mi-kaonty @ lanjan'ny entana io , nahatratra 3 kilao kosa aloha an!
98. watafon ( 05/05/2006 17:21)
tsara ho fantatra mihitsy io ry Fiffi an ! misaotra anao :-*:-*
99. fijo ( 05/05/2006 21:00)
andraso fa hoandramako raha mety.
100. Fiffi ( 06/05/2006 04:38)
fijo: nga ho any ? andramo anie eh! de na miantso ny kompagnie andehanana azy fa ho lazainy hoe tsy mi-kaonty @ lanjan'ny hentana ireo an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1818