Fanafody halefa any Dago

41. Fiffi ( 30/03/2006 04:12)
marina tokoa ny hevitrao ry fijo an! maninona tokoa moa ?
42. mihanta ( 30/03/2006 06:38)
velo raha manaiky handray maimaimpoana ny avion d alefako ka.velo io lazaiko oe 8.40/kg io lé izy.

fijo hevitra mety tokoa izany fa ireny ve izao tsy efa feno be rehefa miverina,sady za anie tsy manana tel hi contacter-na anreo .

lé izy koa refa fanafody omena maimaim-poana tokony tsy andoavana vola,kanefa aty a tanin'oul ny tena dia tsy hita é,d ahoana ny hanaovako anreo fanafody reo zany?
raha alefako any am medecin sans frontière d lasa any am firenen-kafa io.

mbola eo am pitadiavana hevitra foana.....
43. watafon ( 30/03/2006 18:59)
fijo,hevitra tsara iny sady ireo ange maro b e! nefa asa aloha raha hanaiky an'izany izy e!
Fiffi,nalahelo anjy za io !!!:-*:-*
44. fijo ( 30/03/2006 20:15)
andraso aloha resahako ry zareo ary e,rehefa avy any paris reo dia mihaona amiko,ka resahako.hitady hevitra hafa avy any mada koa aho raha mahita.ny olana mantsy dia le frais aloha avy aty.ka izao koa.
izay hafaka micontacta ny ambasady ao paris dia manandrama miantso any,za koa hanandrana hiantso ny consulat eto marseille.de mihanta manandrama miantso ny any belgika.
ny tanjona mantsy raha tsy hafaka mitondra ry bodo,dia halefa miaraka amin'ny entana diplomatika."à titre d'aide"
45. mihanta ( 31/03/2006 05:46)
fijo ok ,tsy ho eto kely aho manomboka androany satria hanatitra fanafody any am namana malala tanana izay ho any madagasikara izay isaorako manokana eto.
d tohizo eto ihany ny dinika fa hita eo ihany ny tohiny.
misaotra antsika isika
46. Fiffi ( 31/03/2006 06:22)
wata: ndryyyy , zah koa ary :( anao koh! :*:*:*:*:*
47. Fiffi ( 31/03/2006 06:29)
mihanta: ary maninona raha tonga dia miantso ny ambasady ?
48. adidy ( 31/03/2006 14:06)
Izay ange ilay efa nolazaiko anareo hoe ny problèmen'ny fandefasana fanafody any DAgo dia ny frais sy ny dédouanement e!!!Inona avy kay moa ilay fanafody (ny anarany).
Mety ho soson-kevitra fa asakasaky Mihanta: izay mila eto @ serasera dia mifandray mivantana @ Mihanta dia mifanaraka @ fandefasana azy aty Frantsa(ohatra hoe izaho mila 5 kg, dia avancén'i Mihanta dia omeko ny azy avy eo) dia samy manao izay hitondrany ny azy na handefasana any DAgo avy eo! Soso-kevitra io!
Tsy hoe manakivy anareo aho @ ilay resaka ambasady, fa t@ izay saika handefa t@ alalan-dry zareo mihintsy no tena gidraka be, ary ireo associtaion ary kivy be hoe sarotra ampiana be ilay gasy, nisy ny handicap international t@ izay, dia association momba ny reny ireny..fa ny valin-tenin'ny ambasady t@ izay dia hoe manakana ny tsenan'ny fanafody vokarina any an-tanàna ny don-nareo, no tsy tonga any @ tokony ho izy akory fa lasa varotra eny an-tsena! T@ 99 izany ka ny izao no tsy haiko! Fa kivy ho aho ny olona! Dia ny conclusion nataon'ilay attaché momba ny fahasalamana moa t@ izay hoe "tsarovy fa tsy mihidy tanteraka akory Madagasikara ho anareo" (la porte n'est pas définitivement fermée) nefa hita fa efa manidy trano izao!!
49. Veloo ( 31/03/2006 15:07)
adidy marina retsy ny anjy a....
Tsy hoe manakivy anareo aho @ ilay resaka ambasady, fa t@ izay saika handefa t@ alalan-dry zareo mihintsy no tena gidraka be, ary ireo associtaion ary kivy be hoe sarotra ampiana be ilay gasy, nisy ny handicap international t@ izay, dia association momba ny reny ireny..fa ny valin-tenin'ny ambasady t@ izay dia hoe manakana ny tsenan'ny fanafody vokarina any an-tanàna ny don-nareo, no tsy tonga any @ tokony ho izy akory fa lasa varotra eny an-tsena


zatsy dia matoky ny olona ao @ gouvernement

TSY MAINTSY VAHOKO ENTRE VAHOKA NO METY RY RETO A:wink:
50. fijo ( 31/03/2006 19:05)
veloo sy adidy an,manandrana aloha isika,ka ho hita eo izay lazainy.
51. adidy ( 01/04/2006 11:02)
fijo: dia lazao eto ary ny valiny raha mety fa mila mandefa koa ny aty fa tsy sahy intsony hatr@ ilay tantara tetsy ambony!
52. Fiffi ( 01/04/2006 11:18)
an3 : raha niteny an'io aho hoe maninona raha miantso ny ambasady , niheritreritra manko aho hoe nohon'nireo lanjany be ireo ka!
53. Veloo ( 02/04/2006 03:44)
adidy a zay mihitsy wa retsy a:wink:
54. Fiffi ( 02/04/2006 05:33)
efa nahazo vao2 ve ry fijo ?
55. pavy ( 03/04/2006 13:08)
Raha amikomanokana dia ny fampianrana ny olna momba ny fahadiovana sy ady @moka
56. Fiffi ( 03/04/2006 18:46)
Raha amikomanokana dia ny fampianrana ny olna momba ny fahadiovana sy ady @moka
:roll::roll: tsy azonao ilay resaka ry pavy an! vakio tsara anie ny ery @ voalohany ery eh! fandefasana fanafody no resaka ka!
57. mihanta ( 04/04/2006 12:09)
adidy alefa any france aiza io tianao lazaina io aloha?
rehefa tena natao ny katro doha dia alefako any amin'ny asbl refa tsy mahita hevitra.
mandra pà aloha dia miandry vaovao ihany mandra paha..
58. fijo ( 04/04/2006 20:02)
dia efa niresaka tamin'ny consul tokoa aho,fa tsy manana budget momba izany hono ny ao.ka hanandrana hiresaka any mada indray aho,sao misy lalana hafa hita.
59. fijo ( 04/04/2006 20:03)
ny namana any mada koa tokony manontany fikambanana sao misy mahita hevitra.
60. Fiffi ( 05/04/2006 03:48)
any Ambohibao koa misy association iny , fitsabohina koa ary tsy handohavam-bola ny fitsabohina ao. Ry zareo no mpikarakara ny fandefasana olona marary mila vonjy maika indrindra fa ny ankizy alefa aty ivelany nohon'ny A.M.E (aide medical d'état) ary misy manaraka izay ho tsabohina mihintsy ry zareo , ka maninona raha mba jerena kely koa io ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7698