Fanafody halefa any Dago
101. watafon
(
06/05/2006 17:42)
kiii! za nefa t@ nande nokôtina niaraka t@ entana ny lanjany ! raha mbo fantatro mialoha mantsy ! fa naninn kou moa Fiffi zao vao nilaza e! :-D:-D:-D
103. Fiffi
(
07/05/2006 04:13)
fijo, wata: ka raha tsy nisy ity dinika ity anie de tsy hisy resaka momba an'io an! fa marina io an! ny an'ny rahavaviko zao dia natao anaty carton zay , de nosoratana hoe "medicaments" tsy nidina io mba hahafana mijery zay ao anatiny , de io ! tsy nisy olana io mihintsy.
105. Fiffi
(
09/05/2006 11:03)
hilazako vao2 eto hiany fa mbola hanatitra olona eny CDG indray zah @ herinandro ambony iny de ho hita eo raha toa ka misy olana.:)
108. adidy
(
14/05/2006 15:21)
fiffi. dia rehef avy eo ilay izy mndeha soute sa miaraka aminao @ cabine?
118. Fiffi
(
24/05/2006 08:06)
:-D:-D:-D:-D kiii!! efa niova nga le damopera tanora ? :-D:-D:-D efa nihalehibe ? hummm :-D:-D:-D