Fanafody halefa any Dago

61. watafon ( 06/04/2006 08:56)
Andraso ary fa rehefa miakatra tanĂ  za @ herinandro d mijery an'ireo fa mbola aty anaty ala mntsy za zao d hainareo ihany !
62. fijo ( 06/04/2006 20:30)
fiffi ,hevitra tsara koa io.
63. Fiffi ( 07/04/2006 05:02)
ny FRESENIUS France ve efa mba nojerena koa ?
64. narri ( 08/04/2006 12:19)
mirary soa ho anareo rehetra e.mba te hitsabaka kely am le resaka za e.mba mety azo fantarina marina ve aloha ilay anaran ireo fanafody e? mba mahaliana ahy manko raha tsy mahadiso. merci
65. Fiffi ( 08/04/2006 14:10)
narri: fanafody mahatratra 80 kilao ve de ho tanisana eto ? fa andefaso hafatra ny nandefa ny dinika sao dia afaka hanome anao azy ireo ka!
66. watafon ( 11/04/2006 04:55)
Fiffi: marina zany akia an !!! :-*:-*
67. Fiffi ( 11/04/2006 07:10)
wata: :) :*:*
68. watafon ( 11/04/2006 10:42)
Fiffi::*:*:*
69. Fiffi ( 11/04/2006 13:30)
wata: ntsoooo mahafatifaty eh ? :):*:*:*:*
70. watafon ( 13/04/2006 05:05)
no comment! :*
71. Fiffi ( 13/04/2006 05:59)
72. fijo ( 14/04/2006 03:47)
hafana ihany nareo mitsamy ireto ny farany ka.marina moa an.hummmmmmmmm"mofomamy"
73. Fiffi ( 14/04/2006 04:47)
:-D:-D:-D:-D
fa mba misy afaka manome vao2 ve ny momba an'ireo fanafody sy ny fandefasana azy any Dago any o ? nahita vaha-olana hiany ve ?
74. watafon ( 14/04/2006 06:10)
:?::roll::-D:-D:-D
75. Fiffi ( 14/04/2006 06:52)
wata: :-D:-D:-D :*
76. fijo ( 14/04/2006 20:40)
mbola mitady aho aloha hatramin'izao e.
77. Fiffi ( 15/04/2006 03:54)
fijo: tsy nety zany ilay resaka hoe Bodo iny ? dia ho simba ao ve ireo fanafody ? toa tena sarotra tokoa an!
78. watafon ( 15/04/2006 04:52)
f'angaha mbola tsy lasa tokoa moa le izy ?
79. Fiffi ( 15/04/2006 06:09)
sao ho simba ao nihafarany an! fa dia toa tsy nahita hevitra mihintsy angamba hatramin'izao matoa tsy nanome vao2 intsony i mihanta !
80. watafon ( 15/04/2006 07:14)
d miandry zany kou !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2654