Fanafody halefa any Dago

21. Veloo ( 26/03/2006 02:29)
omena an;i wata no tena sur kle:wink:
22. Fiffi ( 26/03/2006 06:25)
sady wata mpitsabo , dia miaraka @ ireo mpiandraikitra ny sera2 any!
23. adidy ( 26/03/2006 16:37)
Tsar aloha ilay hevitra hoe alefa @ serasera any Dago dia i Wata no miandraikitra azy satria raha tsy mety ilay izy dia saian\'ny ankizy sary:evil:i Wata, moa raha mety ilay izy dia mahazo sary=D=D^:^.Fa ny ahiako kely izao dia ilay dedouanement mety lafo sa???
24. adidy ( 26/03/2006 16:38)
Andrana nataoko fandefasana sary ilay teo ambony dia kay mety:lol::lol::lol:
25. watafon ( 26/03/2006 17:40)
adidy, =D=D=D mety fa tohizo k ! d azfd fa tsy azoko tsara akia le tianao tenenina etsy ambony an !
26. Fiffi ( 26/03/2006 19:24)
Fa ny ahiako kely izao dia ilay dedouanement mety lafo sa???
dedouanment ahoana kay izany ? izao manko an! ny fitondrana fanafody na firy kilao na firy kilao dia tsy mbola nahita olana mihintsy aho eny @ cdg ary ny lanjan'ireo fanafody izay ho hentinao dia tsy mi-kaonty @ lanjan'ny entana ho hentinao satria ny fanafody dia tsy misy lanjany @ maha-fitsaboina azy. Ary eny Ivato koa tsy savaina akory raha vao hoe fanafody , vao nisy olona nandeha koa ka nitondra betsaka mihintsy ka tsy azoko ilay hoe dedouanement!
27. adidy ( 26/03/2006 20:19)
Mba te-hanadala an'i Watafon fotsiny aho t@ ilay sarisary fa tsara atao tompon'andraikitra ianao satria sur le terrain mahafantatra tsara ny ilain'ny mponina ka!
Efa niova izany ny lalana mifehy ny fanafody fa taloha mantsy za saika handefa tany niaraka t@ ireny assoc ireny, dia ny nanahirana foana t@ izany dia hoe ny dédouanement! Fa tsara rehefa tsy izany intsony! Dia atao entana mitokana mihintsy izany ilay fanafody sa ahoana ny fandehany?
28. Fiffi ( 26/03/2006 20:44)
ie! tena atao mitokana mihintsy ary tsy hidiana ny carton misy azy ary soratana ngeza be hoe fanafody fa tena tsy misy olana io an! sur @ zavatra lazaiko aho satria vao nisy fianakaviana nandeha ka nitondra eo @ 3 kilao teo ho eo nefa dia tsy nosavaina na kely aza na ny eny cdg na ny any ivato hono!
29. watafon ( 27/03/2006 16:56)
adidy::-*
Fiffi: tsara ho fantatra mitsy zany fa misaotra e!
30. adidy ( 27/03/2006 18:42)
wata::lol::°):wink:
31. Fiffi ( 27/03/2006 20:44)
wata: :*:)
32. Fiffi ( 28/03/2006 06:40)
fa mba efa misy vao2 ve aloha momba an'io fandefasana fanafody io eh ? efa lasa ve sa ....?
33. watafon ( 28/03/2006 15:18)
eo indrindra isika zao e! :-*:*
34. Fiffi ( 28/03/2006 15:22)
wata: :):-*:*
35. fijo ( 29/03/2006 03:40)
ny namana ao mada no mety e,dia raha ao tana toa misy mpitsabo namana ato koa ao.
saingy tsy heno intsony le resaka?????
36. Fiffi ( 29/03/2006 04:25)
fijo: eny wa eh ?
37. mihanta ( 29/03/2006 09:59)
mbola tsy nisy vaovao ny momba ny fandefasana an'ilay fanafody.
fitambaran'ny lanjany dia eo amin'ny 70kgs eo,rehefa nanontaniana ny fomba fandefasana azy dia eo amin'ny 8.40euros par kilo,refa nanontaniana anefa ny fandefasana azy(destination tomasina)dia nilaza ny douanier fa tsy maintsy misy taxe aloha foana.
refa nojerena ny date de perremption anreo fanafody dia manodidina ny 08/2006.
zay manana sosokevitra dia afaka maneho ny heviny foana,na manorata aty amiko.

mbola marihina tsara fa ilay fandefasana azy any madagasikara no itadiavana hevitra.
38. Fiffi ( 29/03/2006 10:56)
hay tena fanafody be dia be tokoa izany , fa noheveriko tsy ho tahak'izao , satria manko afaka mitondra , tsy dia haiko loatra hoe hatramin'ny firy kilao no droit azon'ny olona iray ho hentina , fa ny rahavaviko aloha lasa tany dago ary nitondra 3kilao eo ho eo nefa dia tsy nisy olana mihintsy na ny taty na ny tany dago satria fanafody ary tsy mikaonty @ lanjan'ny entanao io.
39. Veloo ( 29/03/2006 20:26)
mihanta a angaha resy tsy afaka alefa avion sa voa maika lafo be? fanafody alefa any @ wata dokotera be dia mbola asiana douane kle? tena mahagaga ndray ilay izy...
Ary raha alefa tsikely2
40. fijo ( 29/03/2006 20:44)
mihanta an,hevitra ity raha mety.
aty izao ry bodo(tana in love)ka maninona raha ireo no resahana.misy 9 ry zareo no aty,ka raha zaraina izany dia samy mitondra 8 kg eo ho eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2038