NY FAMADIHANA fomba gasy iray izay tsy misy maharatsy ...

81. booboo ( 18/03/2006 10:09)
xxx > f'angaha ry xxx raha manohana hevitra @ versets bibliques notsimponina tetsy sy teroa dé oe mafonja kokoa ny hevitra zay ? :roll:
82. xxx ( 18/03/2006 21:59)
booboo> ny hevitr'i booboo angaha mafonja kokoa noho ny bible? :)
83. Fiffi ( 19/03/2006 07:21)
:roll:
84. fasaly ( 19/03/2006 07:47)
:roll::roll:
85. booboo ( 19/03/2006 11:11)
xxx > ty fomba manao valy boraingina avy @ versets bibliques ty mitsy ry xxx no tsy lasa a ! fiadina hevitra ny forum fa tsy fampisehoana fahaizana hoe mahay tsianjery ny baiboly enao !
86. fasaly ( 19/03/2006 11:39)
:wink: boboo: soa fa tsy nahay tsenjery ny baiboly zà tsy mahay mintsy e hihihihi:-D
87. Fiffi ( 19/03/2006 17:53)
booboo sy fasaly: ka izay anie no olana eh! raha mijery tsara ianareo dia ireny tsy sahy miseho masoandro ireny hiany no milaza zavatra tsy lasa , raha mba any @ lalao dia ekena fa rehefa dinika matotra dia manjary mahasorena ny mamaly azy!
88. xxx ( 19/03/2006 21:16)
booboo:
xxx > ty fomba manao valy boraingina avy @ versets bibliques ty mitsy ry xxx no tsy lasa a !
resaka fifanoherana amin'ny fivavahana kristianina no nanontanian'i herimiafina dia normale raha baiboly no hamliana azy e:)

fanga moa refa tsy halan'i booboo ny baiboly dia valy boraingina daholo ny ataon'izay miteny an'io? :-D
89. xxx ( 19/03/2006 21:22)
fanitsiana: fanga moa refa halan'i booboo ny baiboly dia valy boraingina daholo ny ataon'izay miteny an'io?:-D

arakaraka ny hankahalan'i booboo an'io baiboly io ange vao maika voaporofo ny fahamarinan'io e! miha-misongadina fa "hankahala ny vaovao mahafaly ny olona amin'ny andro farany" :-D
90. Fiffi ( 20/03/2006 07:37)
fanga moa refa halan'i booboo ny baiboly
:roll:
91. ari.malala ( 20/03/2006 08:43)
Herimiafina, za ts nanaratsy; fa niteny ftsn we ts tiako le izy d zay. Raha ny zavatra hitan'ny masoko anie ka tena mifanohitra tanteraka e! satria nasain'ilay mpanandro ohatran'ny nilalao ody zany zareo teo. Zareo hoy aho satria tsin za teo fa ts nanaraka ilay fomba: misy ohatran'ny rano misy vovokazo izany d we safoina @ iny ny handrina sy ny tanana d isotroana koa angaha sa ahoana tsy tadidiko tsony, zany v ts manao ody sy manompo sampy? Tena nanontany tena toko ah hoe tena mitombina v ny zavatra nataon'zareo teo, satri tsy azoko alo zany ze tena antony nanaovana ilay fomba e! nanontanya h fa ny vanlnteny azoko d we zay no fomba, boraingina v d za ts nanao! za v hanaonao foana eo!

mamzelkely, ny in aky no we zany no fomba? le maka mpanandro v? tsy haiko aky fa fomban'ny ol sasany ao @ fianakavian'ndry dadanay a!

Hay, d momba an'le vary be menaka, za zany nasaina nandroso sakafon'olona, fa mahagaga ny fomban'ny olona sasany: ataony any am-paosy ny laoka, d hitanao mintsy ny akanjony mitete menaka :-D:-D misy ndray mitondra sachet mintsy d ararany ao anaty sachet ny vary sy ny laoka, d mody we lany d miverina mangataka ndray... d ny savatra naika nampandoa ana d ny nihinanan'le bandikely tavinkena fotsiny @zao sy nisotroany anle menaka b! kivy bbbbbb mints ah d ts nety nandroso sakafo tsony!
92. ravatorano ( 20/03/2006 09:05)
mba andray anjara kely
za d isan ny olona mamonjy sy manatrika ary manao io famadihana io.Seriny ery rehefa mamono lamba ireo ray amndreny lehibe taloha tany ary d mivanaka miitsy mihaino an dry dada milaza ny tantaran ireo nipoiran dry zareo sy milaza ny "arbre généalogie" zany e.Vory lanona avokoa ny fianakaviana amin io ary tsy ny ao antrano ihany fa rehefa fianakaviana ka manana rohimpihavanana amin ireo olona fonosina ireo d tonga avokoa.Izay dia efa misy lafiny hitakofa hahitako an dry cousin cousine izay tsy ho tonga miitsy raha tsy evenement toy io.
Milaza ny sasany hoe angah tsy misy fety hafa ahafahana mamory ny fianakavianareo rehetra fa famaka vao tonga daholo nareo d satria io no fety lehibe natao hivorianay mianakavy izany eh.
Izahay tsy mpangataka fitahiana na mivavaka amin ireo razanay ireo fa manaja azy nohon ny maha masoandro nipoiranay azy.Namela lova ry zareo ireo ho anay ary dia anjaranay ny mamelomaso izany ary anisan ny adidy lehibe raisinay ny mamono lamba andry zareo ireo rehfa tonga ny fotoana ilaina amin izany.Ampy hanaovana ny famakana na ny famonosan damba ny lova navelany.
Ekeko fa mandany vola b tokoa io fa inn anefa no tsy mandany vola e !
Amiko tsy fanao ratsy ny mamadikaary izahay dia mbola hanao izany foana ary hampianatra ny taranakay hanao izany sy andetika izany ao antsainy fa andro hiarahana amin ny mpianakavy io no hahatsiarovana ny ray amandreny.
Indray mandeha ao anatin ny fito taoana anie no manao izany é fatsy hoe isaky ny taona mivadika.
93. ravatorano ( 20/03/2006 09:14)
aza hadino fa mety misy havanao tsy hitanao elabe tany hob hitanao amin io ; na ry zanakam pielezana any dilambato aza tonga , ny fianakaviana miparitaka rehetra vory lanona eo avokoa ka inn no maharatsy an izany.
ny famadihana na famonosan damba ny razana dia natao indrindra hanajana azy ireo fa tsy hanopoana anazy mba hahazahoanao fahasalamana hery tanjaka ary vola amankarena.Io izay manao an izany d anazy ihany koa izay ary ekeko fa raha mitahy ny razana tsisy taolambalo very izany eto Madagasikara.
Fehiny amiko izany famadihana=fihaonan ny mpianakavy rehetra + fanajana ireo loharanon ny fianakavina.
^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^
94. fasaly ( 20/03/2006 10:55)
:roll::roll::roll:ravato: zà zany zao tsy mamadika de tsy miaona am fianakams:roll:, de tsy manaàja ny loharanompianakaviana:roll::roll: tsia an!
zà fotsiny no tsy mamadika ary tsy hamadika:°):°):-D:-*
95. ari.malala ( 20/03/2006 12:05)
ravatorano, d any aminareo koa v misy ohatran'io notantaraiko io we maka mpanandro d atao'ny mpanandro mihosotra zavatra? Ny ahy manko iny no tena tsy laitrako, d le fofona ko alo znay tsy zakako e! Fona mints ah @ le fofona, sy le milanjalanja an'iny faty iny d entina mihodina im-7 manodidina ny fasana (nasain'ilay mpanandro natao io d nataon'zareo) fa za alo zany kely aina ka ts nibata no tsy nihodina ny fasana na in-1 aza.; Nasaina tonga ah d tonga, ny nalehako tany d nijery hoe ahoana ny fanaon'ny olona rehefa toy ireny, fa za tsy mamadika no tsy havadika refa maty. Heveriko fa fahasoavana ho ahy ny nahafahako namela lova hoan'ny taranako. Fa matetika kao aine io resaka io raha tokony hampihavana ny mpianakavy dia lasa mampisaraka e! satria tsinona misy olona manan-katao izy, dia tsy mijery hoe manahoana ny fari-piainan-dry ranona fa terena fts hoe tsy maintsy zao ny anjaran'ny fianakaviana tsirairay. Zavatra hitako ihany koa io satria nentina namonjy ny fivoriana nanomanana ilay famadihana aho. Misy izao fantatra fa fianakaviana sahirana nefa dia terena anaovana tian-kano tsy tiankano fotsiny tsotra izao...Ary rehefa tsy mahaloa ilay anjara dia tsy mahazo mandrayanjara, eny na dia hanao sakalavadiso aza.... Misy koa amin'ireny lehilahy efa mahafantatra fa mpihavana fa dia sahy tsotra fotsiny izao mikôtikôty... betsaka ny zavatra tsy tiako e! Fa za tsy manome tsiny no tsy manameloka izay manao azy, mahavità be! Fa za tsy mahavita ka! :)
96. xxx ( 20/03/2006 21:23)
ari.malala> marina mitsy aki zany a. maka :twisted:panandro:twisted: doly ny pikarakara famadihana dia ny :twisted:panandro:twisted: no miteny ny andro anaovana ilay izy.
97. Fiffi ( 21/03/2006 05:10)
maka mpanandro ry zareo fa izany ny fomba ka azontsika hatao ahoana moa eh! samy manana ny finohany , samy manana ny fomban-drazany dia marina tokoa fa ireo izay tsy fombany ny maka mpanandro sy manao famadihana dia tena gaga tokoa , ohatra ahy zao io an!
98. xxx ( 21/03/2006 05:37)
Fiffi:
samy manana ny finohany

refa zany dia tsy tokony sasana atidoha ny olona hoe tsy misy maharatsy azy, satria izahay mahita miharihary fa ratsy tanteraka ilay izy satria avy amin'i demony


99. ari.malala ( 21/03/2006 07:03)
Sady raha ny tena tokony ho izy anie ny andro tsirairayavy dia nataon'Andriamanitra noho iznay tsy misy andro ratsy zany e! ka mahagaga ahy ihany ilay finoana hoe ity andro ity ratsy ka tsy azo anaovan-javatra...:roll:
100. ravatorano ( 21/03/2006 07:07)
milamina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.433