NY FAMADIHANA fomba gasy iray izay tsy misy maharatsy ...

61. fasaly ( 15/03/2006 14:18)
zà klou tsy mino hoe mitahy ny razana e! kozy zany...tsy mino anzany zà ary tsy resy lahatra ho anzay mino afaka mino fa zà tsy hino mahintsy kalou:roll:
62. Fiffi ( 15/03/2006 20:00)
raha zah manokana kosa aloha dia tsy dia haiko loatra fa dia rehefa izany ny fomban'ny sasany dia hajaiko an!
63. Veloo ( 15/03/2006 21:13)
mamzel a zany mihitsy retsy a za ko otran-ndry:-*

fiffi a tsisy afa tsy Andriamanitra aky no mitahy antsika a ahona ary ny razana any am-pasana any ho hitahy antsika izy ary mba maty ko knou...:wink:
64. fasaly ( 16/03/2006 05:37)
:-D:-D:-D
65. mamzelkely ( 16/03/2006 06:56)
veloo< :-*:-* tsara zany refa mitovy tsika :-D:-D
66. Veloo ( 16/03/2006 17:08)
mamzel :-*
67. Fiffi ( 17/03/2006 06:40)
Ary ny Tompo Hitahy antsika lalandava koa.
68. ari.malala ( 17/03/2006 11:57)
Izay za vao hamaly. Ao amin'ny fianakavianay na ny @ dada na avy @ neny, dia mamadika daolo ry zareo, t@98 no nahatadidiavako nande famadihana farany fa tsy tiako ny zavatra hitako tany satria na dia naka pretra nanao lamesa aza dia mbola naka mpanandro ihany koa, dia gaga aho....Ny vola nolaniana moa zany tsy lazaiko intsony, ary dia itenenako koa hoe za refa maty tsy mila avadibadika izany! Sady mandany vola, no tsy tiako e! Efa tsara toerana any @ misy ahy any aho dia avelao aho ho any. Za aza efa maty ve handre mangatsika izany intsony akory? Ividiano lamba anaovy akanjo hoan'ny velona ny vola tokony ividianana lamba ho ahy, ividiano hanina hoan'izay tsy manana ny vola tokony hividianana vonikazo na tsy fantatro hoahy. Raha misy fitiavana ahy ka te hanao soa ahy dia izao velona izao aho hasoavina raha misy fahafahana manao anizany:-D:-D:-D:-D
69. Fiffi ( 17/03/2006 12:26)
ari.malala: =D=D=D=D :-*:-*:-*
70. mamzelkely ( 17/03/2006 12:40)
fa angah zany ny fomba fomba ky za klou de ts mahay eee tsoriko :°):-D:-D
71. Fiffi ( 17/03/2006 12:56)
mamz: tsy hoe fomba fomba fa tena fomba ho an'izay manana an'io hofombany ka!
72. mamzelkely ( 17/03/2006 13:08)
ah ok ny haiko ftsn wa de le resaka vary be menaka ihany :-D:-D
73. Fiffi ( 17/03/2006 15:01)
ie! tsy hadino mihintsy io vary be menaka io :-D:-D nefa akia ry mamz an! fa tena ratsy be @ fahasalama akia ireny be menaka ireny an!
74. fasaly ( 17/03/2006 15:34)
ari.malala: marina aky zany a! zà kou de hafarako mahintsy tsy hamadika ahy zany e! hitsanganan'i aveloko eo araka ny voalazako etsy abmoiny zay manan eo! fa ny ahy aza hanaovako tts mahintsy hoe dory aho rehefa maty amzay tsy manahirana ny mbola velona no tsy de mandany vola beuh lotsa am fandevenana:roll::wink: kozy zany.....!
aiza ve rangah kou ny vatapaty raika no efa hoatrinona kou! aty andafy klou io e, de ny fandevenana mbola mila anzao sy zao....kou tsy zay hanamora ny zavatsa no hatao ve! efa maty ihany de tsy ankasarotana e!:wink:
75. Fiffi ( 17/03/2006 19:27)
fasaly: ka rehefa tsy fomba anie dia sy hatao eh! ny any @ nay zao dia tsy fombanay mihintsy izany. Fa zah aloha tena mbola tsy nahita mivantana fa reportage foana no hitako fa zah akia tsy sahy mijery an'ireny akory an!
76. Herimiafina ( 17/03/2006 19:52)
Ny zavatra tsy fantatr'isika sy tsy ahitantsika porofo aratsiantifika, amin'izao vanin'andro lazaina ho mazava izao, dia no-classer-tsika ao anatin'ny atao hoe: FINOANOAMPOANA sy HONOHONO, ary ny tena loza dia lazaintsika fa FANOMPOANTSAMPY sy MIFANOHITRA amin'ny fivavahana kristianina.

Efa nanokana fotoana nandinika ve anefa isika, nanontany tena hoe, tena marina ve izany voalaza rehetra izany? Ary raha marina izany maninona ary no mbola misy olona manao izany fombafomba rehetra izany?

Kely dia kely ny atidohan'ny olombelona ka no-évacuer-ny ho tsy mi-existe daholo izay tsy hainy na niainany manokana. Moa tsy omena tsiny koa izy raha misaina toa izany satria noho ny fahantrana dia betsaka ny mpisoloky sy ny mpivarotra ronono antavy.

Amiko tsy excuse mihintsy anefa izany ary mi-interesser ahy foana izay lazain'ny olona raha mbola tsy takatry ny saiko, mila karohiko.8)
77. Fiffi ( 18/03/2006 07:33)
fa inona no tsy excuse aloha ? ilay fomba finohana ve ?
78. fasaly ( 18/03/2006 07:51)
:roll::-D
79. xxx ( 18/03/2006 08:16)
Herimiafina:
dia lazaintsika fa FANOMPOANTSAMPY sy MIFANOHITRA amin'ny fivavahana kristianina.
Efa nanokana fotoana nandinika ve anefa isika, nanontany tena hoe, tena marina ve izany voalaza rehetra izany?

eny
Herimiafina:
Ary raha marina izany maninona ary no mbola misy olona manao izany fombafomba rehetra izany?


Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalàna? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao? Fa satria, na dia naseho aza ny fahendren'Andriamanitra, ny fahendrena dia tsy hahatonga izao tontolo izao hahalala an'Andriamanitra, ka dia ny fahadalan'ny fitorian-teny no sitrak'Andriamanitra hamonjeny izay mino 1 Kor 1:20-21

Herimiafina:
Amiko tsy excuse mihintsy anefa izany ary mi-interesser ahy foana izay lazain'ny olona raha mbola tsy takatry ny saiko, mila karohiko.8)

Fantaro ny zavatra rehetra; hazony mafy izay tsara. Fadio ny fanao ratsy rehetra 1 Tes 5:21-22




80. Fiffi ( 18/03/2006 09:09)
Fantaro ny zavatra rehetra;
mora ny fitenenana an'io an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6851