NY FAMADIHANA fomba gasy iray izay tsy misy maharatsy ...

41. Fiffi ( 14/03/2006 05:55)
xxx: samy manana ny heviny io an! ny anao izay miafina ao @ io xxx io zao dia ireo voalazanao ireo fa ny an'ny olona mpanao famadihana dia io ny fombany ka inona no azonao hatao ? aleo samy manaja ny fomban-drazany ny tsirairay , aoka tsy hitsara .
Tsy misy FANAPAHAN-KEVITRA zany hoe hanaovana TSIA ny famadihana. Raha ianao no manao "tsia" dia anao irery hiany izany fa tsy ho voatery hanaiky na hanaraka anao hanapa-kevitra ny olona hanao "tsia" Raha zah manokana moa dia tsy afaka velively aho hanapak-hevitra hoe "tsia" eny na dia tsy fombanay aza ny manao famadihana fa ho an'ireo izay fomban-drazany kosa dia manaja ny fombany aho.
42. pissoa ( 14/03/2006 07:50)
Toy ny fomban-drazana rehetra ihany ry xxx an, izay hita fa mety (araka ny fiainanao, ny fahafahaha ara-bola, ny finoanao, ny fahafahanao araka ny fotoana, ... ) dia ezahina tahirizina sy atao. Dia misy koa ny zavatra tsy mifanaraka amin'ny fahafahanao, fa inoanao fa hanatsara zavatra, dia atao koa. Fa izay tsy mety, na hanimba zavatra kosa dia avela any.

Toy ny hoe miresaka amin'ny razana hoe mangatsiaka izy :-D:-D:-D faty ve leitsy hiresaka sy hangatsiaka aiza indray an :-D:-D:-D
43. Fiffi ( 14/03/2006 08:06)
pissoa ah: mampihomehy andry io an! fa tena misy marina ny olona manao an'io , fomban'ry zareo io , fomban-drazan'ryzareo koa ka tsy hitako loatra izay mampihomehy an'io. izany aza ny fombany ka hatao ahoana ?
44. pissoa ( 14/03/2006 08:19)
Fiffi, ao azany fa tsy meme tsony zah e :-*
Fa ny nampme anah teo ... mieritreritra zah hoe razana miresaka dia manao feo kentsona ah :roll::roll:
45. Fiffi ( 14/03/2006 08:22)
pissoa: ndryyyy :-*:-*:-*:-* fa marina aloha fa mety hampihomehy ilay izy fa tsy mandrara an'io kosa akia zah an! fa misy aloha fomban-drazana misy hoy aho an! tena mahalasa heritreritra mihintsy @ izao efa taona lavitra be izao .
Manao feo kentrona ? :-D:-D:-D:-D ndry indray no mampihomehy ahy an! :-D:-D:-D:-D
46. zoara ( 14/03/2006 12:54)
samy mandany vola daholo na ny famadihana na fomba hafa,toy ny any atsimo de misy mihoatra ny folo ny omby vonoina rehefa handevina(ny antandroy sy mahafaly)de raha atao ny calcul...,ny sakalavan'ny menabe mandany vola @ "asa lolo" na "asa lakroa" sns,ny sasany zay namela ny fombadrazana ka makalaza fatratra ny fete des morts tsy maintsy mividy bouquets de fleurs isantaona ekonomika nefa hum...fa de asa ihany fa le izy koa adidy no sady moyen ahafahana milaza fa tsy nohadinoina ry zareo na efa nodimandry
47. Herimiafina ( 14/03/2006 13:13)
Otsan,ny mampite-hilalao razana be izany resaka ato izany klé, aiza ary misy cimetiere saccager-na kely indray? hehehehehe=))=))
48. fasaly ( 14/03/2006 21:44)
:-D:-D:-Dmahalasa mpamosavy ange zany ry hery zany mitady fasana lolovina zany e!:-D:-D:-D
49. fasaly ( 14/03/2006 21:45)
aleo re ny razana hatory ampiadanana ao faaza de sokirina lava zao a!:roll::roll::roll::-D
50. fasaly ( 14/03/2006 21:47)
zà raha maty ferako mahintsy tsy hamadibadikaahy zany an!:roll:
zay lmamadika ahy eo hitsanganan'ny aveloko eo fa atovy:-D:-D:-D
51. Ralay ( 14/03/2006 22:02)
Mba ovaina position kosa ve ry fasaly de tsy tinjy ^:^ sady mba fety anie @ io fa tsy ranomaso intsony e =))
52. Veloo ( 15/03/2006 02:50)
=D=D fasaly
53. fasaly ( 15/03/2006 05:07)
Ralay:

Mba ovaina position kosa ve ry fasaly de tsy tinjy ^:^ sady mba fety anie @ io fa tsy ranomaso intsony e =))

:- ka raha efa lasa vovoka ve ky ry raly hisy pozisio
ahodina am ahoana an! :-D:-D:-D
mazotoa nareo ka!:^):^):^)

54. fasaly ( 15/03/2006 05:08)
veloo 8):-*:*
55. mamzelkely ( 15/03/2006 06:15)
ary zay ty vô hitako aa

za gasy petaka fa fady am fianakavianay zany mamadika izany de ts haiko zany na aôna ny fomba na aôna ny fatako fotriny de we mihinana vary be menaka :°)

fa klou ts tian le famadihina ee aleo ny razana hilevina tsara sy atory ampiadanana mba hahafahany mitahy antsika menakavy sa aôna :°)
56. chipie1 ( 15/03/2006 06:38)
kounga akia mitahy ny razana ry mamzel ?:°)
57. mamzelkely ( 15/03/2006 07:56)
ts haiko fa zany hono ko :°)
58. Fiffi ( 15/03/2006 08:02)
chipie , mamz: mitahy hono ny razana , maro dia maro tokoa ny gasy mino an'io. Hatao foana ny fangatahan-tso-drano @ razana rehefa misy zavatra tiana hatao , famadihana , fanorenana trano sns... hitanareo koa ? mety tsy fantatrareo koa fa rehefa misy fety any an-trano ka tafaraka ao daholo ny fianakaviana rehetra dia rehefa hamoha tavoahangy ireny dia araraka kely eny an-sisin-trano aloha ny zava-pisotro alohan'ny hanomezana ny olona io zava-pisotro io.Dia milaza izay hoe ho an'ny razana io an! io noanjarany.
59. mamzelkely ( 15/03/2006 08:23)
efa haiko we mitahy ny razana ka sy le fomba famohahana tavohangy iny sady misy ko le fiteny malagasy manao we: raha razana ts hitahy, mitsangana hiady vomanga":°)
60. chipie1 ( 15/03/2006 12:56)
honohono zany !!:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2294