fitazomana lehilahy

81. irery1 ( 31/08/2006 19:46)
za retsy efa nanao an'izany a! fa na ny tongony aza voasasako ny trano milamina ny fitafiana voapasoka ny sakafo matsiro ,tsy mahasahy mamaly ra miteny izy , ny evinyfoana, tsy mitazombola ....; kanefa.....;;indrisy tsisy sitraka ka izao; ireo lehilahy ireo dia alika ary manotany tena aho hoe mba manana fo aza ve ireo sa misy ihany fa pokaty (sady tsy mitempo no tsy mitia) ka arakaraka ny anajandry an'ireo no anaovany mihinan'ny a...andry ka tandremo ! aza atao intsony ny erreur efa nataoko mampiseo azy hoe tia,aoka tazominy ho andry irery ihany; .adinoko ny namaritra fa izaho anefa ra devoir conjugal de tout ce qu'il veut ou il veut (sady sans tabou) ka na izy aza vaky vavahoe pro aho nefa tsy mahafapo azy izany sa kosa angamba......izaho no sendran'ny conard ary ny tena tsapako izany rehetra izany anefa aho miafy atao ihany atramin'izao
82. tywa68 ( 01/09/2006 13:10)
oadray ! manadala anao koa hijanonana ? ny lehilahy anie tsra laozana fa tsy andrasana handao fa manalika raha izay no andrasanao ! mahatanty enao ka !
83. antsotokana ( 06/09/2006 09:07)
tywa68:

oadray ! manadala anao koa hijanonana ? ny lehilahy anie tsra laozana fa tsy andrasana handao fa manalika raha izay no andrasanao ! mahatanty enao ka !



zany mihitsy ny bandy =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2428