fitazomana lehilahy

61. mamzelkely ( 22/03/2006 13:01)
omena liberté ihany zany fa kely zany ve ry diams:roll::-D:-D
62. diamondra27 ( 22/03/2006 13:14)
90% de liberté ve tsy ho ampy e!
63. diamondra27 ( 22/03/2006 13:17)
kala: raha dadabe aloha le lhl de tsy avelako mandede 'zany e, tazomiko 100% de tsy misy ho an'ny hafa intsony:-D:-D:-D fa ahy irery:wink:raha lhl hafa indray de omena 90% liberté, ahoana tsy mety ve?
64. diamondra27 ( 22/03/2006 13:19)
ary corallie koa toa tsy hita fa mampiresaka fotsiny. Ampiresahako eo njy an! de jeren'i Lemenakely :-D:-D ny masonjy sy ny fihetsikanjy raha hum hum...
Avia haingana fa sao de lazainy fa tsy mahatazona lhl eo njy
65. kala ( 23/03/2006 06:00)
mamzel > mahey ange akia diam zany ê! tsy hitanjy ve :wink:
diam > zà tsy mahay mandefy ny 90% zany fa aleo nenà libra 100% any8)8)8)8) amin'izay zà tsy de miasa saina koa:-$
de tazomy mafy 100% eo i dadabe de sady tsy mipoitra eto intsony izy avy eo
mety afaka daholo amin'izay ny fanondratsondranana isan-karazany ato no tsy misy demony :evil: kely koa
nefa manahy aho hoe tazomin-dry 100% izy de ndry ndray no enjehin'ireo bebe 47 ireo à 100km/h

aleo zà tsy hitazona n'in n'in ka :-D
66. hangaroo ( 23/03/2006 06:43)
Asehoy fa sincère sy honnete enao @fitiavanao azy e! ary aza tazonina zany fa aoka hifampatoky fotsiny. matoa misy mibolila de tsy misy fitiavana zay ka alao andeha
67. diamondra27 ( 23/03/2006 06:52)
hangaroo: bienvenue aloha e! de mazotoa miserasera:wink:

kala: fa lasa niakatra 47 injay ngah le bebe, :-D:-D:-D
'za akia tsy hitazona azy fa malalaka izy a! raha azoko izy hoa fa 'zao nge lery mbola mitety bebe be de be e!:wink:

68. kala ( 24/03/2006 05:36)
diam > njy ty mam=))=))=))=))=))anà mihitsy ka

zà koa ange efa soara detsy mahatadidy ny isan'ny le bebe ato ê!
f'angaha akia korera de jupon izy iny:?:
donky tsy mila tazomina marina no fanafodiny.:-$

hangaroo > zany mihitsy ê! fifampatokisana no bazin'io
69. diamondra27 ( 24/03/2006 07:02)
kala: raha ny tena marina akia de tsy azoko mihitsy le oe: mitazona lhl a! ny ahy hatr@zay de mande @ fifampitokisana ny fitiavana; izy matoky ahy izaho matoky azy; raha manomboka tsy matoky azy aho de midika zay fa manomboka tsy tiako izy. De 'zay important ny confiance en amour, de ny fifankatiavana ihany no solution, aza mandany andro @ hoe: ahoana no ataoko itazomana lhl fa refa te-hanao izy de hanao( miaraka @ olonkafa),de miresaha ihany koa. Raha vao misy toetra hafa kely tonga de carte sur table fa tsy andrasana grave ny afera vao oe: inon no atao sy bla bla bla

de 'zay fa courage e!
70. kala ( 24/03/2006 14:09)
zà akia tena tsy miasa saina zay hitazona lhl any :-$fa refa tia izy mijanona - refa tsy tia izy barakay:wink:
fa kosa mitia zà de ampy zay ataoko zay mety ê!8)8)

corallie > aiza enao??:roll:
71. dadabe ( 25/03/2006 05:13)
ouajayy letiee lasa misy resaka dadbe injay ato kay kle

diams a:* mesii aza klou e

de henjy tsala doly amizay a:°)(l):twisted::oops:
72. kala ( 25/03/2006 07:59)
f'iza maditsa teo???:wink::wink::wink:

tsy mbô zà fa io mi:*:* lava ato io no tena :evil:

mba mipirina kely aloha bdd fa ataon'ny olona resaka elà:wink::wink:
73. grim66 ( 07/04/2006 15:05)
matoa izy mandeha any an-kafa dia tsy tena tianao izy izay ka hisarao fa maha be problème fotsiny sady hitondra aretina ao an-trano. sa ahoana?
74. kala ( 10/04/2006 11:14)
:evil:
75. diamondra27 ( 10/04/2006 15:08)
inon doly zany resaka zany klé

:*:*:*:*:* kely aloha e!
76. kala ( 11/04/2006 06:01)
fomba itazomana lehilahy koa angaha io ry diam:?::roll: :-*:-*:-*:-*:-*:-*
77. diamondra27 ( 11/04/2006 07:58)
kala: anisany ka! omeko tsy omeko de @izay mitady lery.
Ka zay ange no mahatonga niresaka nano le size mistery iny, mba miteny anareo za oe: asio mistery kely fa raha omena doly de tsy misy suspenssss de tsy mi-intéressé @le vhv tsony le lhl e:wink:
hanandrana angah njy
78. Fiffi ( 11/04/2006 08:02)
diamondra: tena io mihintsy anefa no tsara an! hasiana suspens de tena hummm :-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*
79. diamondra27 ( 11/04/2006 11:12)
:-*:-*:-*fiffi: lol:-D::-D
80. titis ( 31/05/2006 19:56)
Voalohany aloha dia miainga @ ao an-tokantrano,ataovy milamina sy madio foana ao an-trano fa ny lehilahy rehefa sorena any @izay alehany izy dia mila trano madio sy milamina.
Faharoa ny sakafo ,ataovy matsiro tsara hahatamana azy,ary fahatelo,asio rano mafana ao@ douche isasany rehefa avy miasa iny izy .
Ny safosafo sy ny karazany tsy ho lazaiko intsony fa manaraka ho azy.
Ary ny farany,isika vehivavy rehefa mifoha ny maraina dia mba lasa haingana misasa...,sy mibango volo mba hahatsara an'ilay endrika vao mifoha @ maraina hahamirana an'ilay vady.
Fa ny lehilahy tsy azo gejaina be izany fa avelao izy ho libre fa mody ao aminao foana izy:*:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.357