fitazomana lehilahy
21. sipagasy
(
11/03/2006 11:31)
fijo:
nisy olona fantako izay tany mada fa lery mpampirafy be,fa farany dia izao no nataon'ilay vadiny.isaky ny handeha hiasadia ao aloha,vao tonga ny hariva dia ao aloha ,nandritra ny iray volana toa io foana ,fa tena hendry lery.
tsy azoko kleeee hazavao kely hoe ra fijo virja hihihi:{
22. fasaly
(
11/03/2006 17:56)
rehefa handritaka ve izy ho azonao voatàna zany na hanao inona na inona eo aza enao e!
8)
8)
23. lapino
(
12/03/2006 15:48)
corallie, tsy vao mijery an'ilay lohateny hoe "fitazomana lehilahy" ve dia efa voavaly ny fanontanianao e? :wink::-D:-D
28. corallie
(
13/03/2006 07:25)
misaotra betsaka anareo rehetra t@ lay discusion nahafinaritra be .
thèmes napetraka fotsiny iny ary mety havoavaha ny olana ny sasany ihany koa
de misaotra betsaka e
thèmes napetraka fotsiny iny ary mety havoavaha ny olana ny sasany ihany koa
de misaotra betsaka e
30. kala
(
13/03/2006 07:49)
corallie > miombon-kevitra booboo, kally zà fa tsy mila tazonina ny lhl na nyol iray.8O8O
Fitiavana io an! refa tia sy mahatsiaro we tiana izy mitoetra ho anao eo foana.:wink:
rehefa hainao ny mampiseho ny tena fitiavana aminy @ fomba rehetra sady lahitsy (tsy misy amboamboarina!)d'efa aoka fotsiny fa satriny ny hoany aminao, ny hahita anao indrindra ny hody ao @ tokantranonao - raha efa izay no misy.diam > zany mihitsy ê!=D=D=D
ptichou > tsy mahasakana ny bandy hihodina zany na misy sôs any aminy na tsia...:°). Atao we tsisy sôs any aminy fa misy jôba iray be sôs sady mampirevy azy no mampiseho ny toetratsara any aminy izy de ahoana hoy enao:roll::roll::roll::roll:

31. Ralay
(
13/03/2006 08:59)
fijo>: Ka izay no nahtonga ilay fitenenana hoe isak'izay misasa zao anie =)) :lol:
36. Herimiafina
(
13/03/2006 16:26)
corallie:
aona ry eto ny fomba hitazomana ny lehilahy tsy hanao sipa afa tsy 1 ihany na ny vadiny ihany
mifanoroa hevitra e !
Simple, na izy castrer-nao na izy ataonao tia anao!