fitazomana lehilahy

41. fasaly ( 14/03/2006 16:10)
:roll::roll::roll:
42. Veloo ( 15/03/2006 01:50)
:roll::roll::roll:
43. kala ( 15/03/2006 12:46)
kiiiii lasa maso ndray no miresaka ato!
azo itazomana lhl koa angaha ny fijery???:-w:-w:-w:-w

asiana fahalalahana hoa le fitiavana fa tsy fehifehezina zany na ny lhl na vhv...

sa sao dia tokony hofatorana peratra ary ny tanany no tena vahaolana.... tssssssss resaka io

44. Veloo ( 15/03/2006 20:08)
kala =))=))=))
marina retsy ny anjy a:-*
45. fasaly ( 17/03/2006 05:41)
fatroy eo ambody fanjina de tsy lasa miridana tsony e! de hanaterakanina eo ambody fanjina sy po kely eo raha tena manahirana beuh:°)
46. kala ( 17/03/2006 07:22)
fasaly > lasa manondrana eo fotsiny

shh!teniko farany :
hoantsika vhv : tsy mila tazomina ny lhl. Refa tia izy sy mahatsapa fa tena tia azy enao io : mijanona eo foana izy ranona.(l)(l)(l)
fa refa tsy tia izy na voafehifehy be : lasa miridana tsy tana eo na iray minitra aza.:twisted:

aza mitady aretina mitazona olona izany. Ny gadra no tazomina any @ fonja, ny marary tazomina any @ hôpitaly, ny marary saina any hôpitaly voatokana hoamin'izany.
Fa raha olona nôrmaly : avelao hanao ny safidiny izy ê!
Sa matahotrasao hisarahana ve? de tadiavina ny fomba hitazomana azy eo.....:°):°)
Isaraho izy refa hitanao fa tsy masaka e! :wink::wink:

aza be souci sy :-w hoa!
47. fasaly ( 17/03/2006 16:57)
:wink:
48. fijo ( 17/03/2006 21:04)
sipagasy sy tovolahy tena zavatra matina io an,ampanaovin'ilay vadiny foana lery isaky ny tonga ao an trano,fa lasa tsy te hijery sipa tety ivelany mihintsy.
49. kala ( 20/03/2006 05:20)
fijo > :?::?:
50. diamondra27 ( 20/03/2006 06:49)
kala: na de :*:* fotsiny kosa ve de tsy ho hety e!

personne n'appartient à personne na de vady aza; vadinao izy fa tsy chose-nao akory donc ne t'appartient pas
51. diamondra27 ( 20/03/2006 06:51)
fijo: misaotra @ le sopapa fa mila maharaka klé.:wink:
52. xxx ( 20/03/2006 11:07)
ty ny hevitra: ny lehilahy refa omena anio matetika de leo ary tsy mahavita firy intsony.Faharoa : asainamiaraka @ vehivavy voan'ny angatra izy de amin'izay marary zavatra de mijalybe raha manao
53. kala ( 20/03/2006 15:17)
diam > tsy mila fehezina sy tazomnia zany ny lhl
ary tena marina fa tsy zvt io akory ka hofihinanao eny aminay eny foana.8)8)
f'angaha ny lhl sac à main ka tsy maintsy manaraka anao @'izay haleha na bracelet ko horihizinao eny:twisted::twisted:

ny anà ndray aloha de avelako ho libra tsara izy k'anjarany no mijery ny mety sy ny tsy mety ê!:-$:-$:-$:-$
refa vizana any @ alehany any na misy mahazo azy ange any tsy maintsy mipenipenina mitady vahaolana aty aminjy foana izy ê! sa??? :wink::wink::wink:
54. diamondra27 ( 20/03/2006 15:55)
kala mangalatahaka an! sao de mijery sopapa njy klé!
55. fasaly ( 20/03/2006 16:01)
xxx:roll::roll::roll::roll::twisted::twisted::twisted:
56. kala ( 21/03/2006 04:43)
diam > tsy mangalatahaka zany mihitsy zà f'efa zy no principe mety de atao ka!:-*:-*:-*:-*njy koa :wink:
zany hoe efa dépassé efa ela le hoe hitazona lhl :-$
57. Veloo ( 22/03/2006 02:09)
rehefa manana fisainana positive (open minded ry reto a) dia mety mihitsy:wink:
58. kala ( 22/03/2006 05:27)
veloo > zany mihitsy akia =D=D=D=D:-*:-*:-*:-*:-*
59. diamondra27 ( 22/03/2006 11:19)
fa aza alefa libre be kosa na de izany aza e!
60. kala ( 22/03/2006 12:05)
diam > tsy tazomina :-w:-w:-w , tsy alefa libra :-w:-w:-w:-w

tsy mila tazomina de alefa ho libra be aza kou. amin'izay izy tonga saina we f'ahioana ary zà ty klé:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1328