kilalao ve

1. xxx ( 06/03/2006 14:35)
ny fitiavana?(l)
2. fasaly ( 06/03/2006 14:44)
:roll::roll::roll:
arakaraka ny base nlay fitiavana lay izy e!
ka raha fitavana tsy maripototra de kilalao izy fa raha tena tsara fototra de minona aho fa tsy azo antosina hoe kilalao, mety ve zany valiteniko zany:roll::°):wink:
3. xxx ( 06/03/2006 15:20)
inona moa ny dikan'ny fitiavana tsy maripototra zany?
4. fasaly ( 06/03/2006 15:29)
fitiavana tsy maripototra ve:roll::°)
tsy mafy ny fofotra ka!
miarakaraka fotsiny otranzay zany e!:°)
tsy misy but fa de miaraka fotsiny:wink:
5. xxx ( 06/03/2006 15:34)
Azo lazaina hoe kilalao zany ny fitiavana @zay.(l)
Merci fasaly.
6. fasaly ( 06/03/2006 16:15)
ié! rehefa tsy serieux ve le ferahana tsy ho kilalao ny hoiatsoana azy sa ahoana?????:°)
7. xxx ( 06/03/2006 16:17)
na refa mampiaraka @ olona bdb koa ngamba de lasa kilalao zay.:roll:
8. Veloo ( 06/03/2006 16:48)
aza milalao afo e
9. cutie ( 06/03/2006 17:03)
veloo,njy nga efa:roll:
10. fasaly ( 06/03/2006 17:29)
danz marina:roll:
11. cutie ( 06/03/2006 17:33)
fasaly,veloo,in no mampa danza azy:roll:
12. Veloo ( 06/03/2006 17:56)
an3 za tsy mbola ka ...fa nahita betsaka :wink:
13. fasaly ( 06/03/2006 18:39)
cutie: lay mampiaraka am oul bdb no lazaina fa danz eto e!:°) voalza i xxx io....
tena danz:^)
14. akamatiana ( 06/03/2006 19:06)
tsy danza io ka!! refa mahay mitonja fotsiny de milay fona kou :-D:-D:-D:wink: antanio nge reny efa manatalenta reny euuh!!
15. Veloo ( 06/03/2006 19:49)
16. xxx ( 06/03/2006 19:53)
^^:wink:
17. Veloo ( 06/03/2006 20:06)
:-D:-D:-D
18. jennifer2 ( 06/03/2006 22:53)
Ary aiza veloo no mahita an'ireny sary kely ireny e?
19. kala ( 07/03/2006 05:16)
marina mihitsy ny voalazan'i fasaly ka!:wink:

refa tsy misy tanjona ny fiarahana fe vitan'ny revirevy fotsiny de aoka izatsy izy...

akama > tsy azo atao bedabe zany mou ê! :oops:
aleo hoan'ireny lolo (lhl)tia findrafindra reny zany.

Sa njy voninkazo njay ve no hitety lolo?
20. dadabe ( 07/03/2006 06:16)
hummm kala ao , ao hoe njy andramako tetzina azy e, zah hanao lolo de toi vonikazo :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1565