kilalao ve

41. mamzelkely ( 08/03/2006 06:32)
mety lalao mahafinaritra an mandrindra fa ts tia ka aleo atao milamina ihany fa sô de ho fatifaty fôna eo za kouu be eo ny halahelo [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/sourire/vignette1/thumbnails/Sad20pano20lol_gif.gif[/IMG]
42. mandrindra ( 08/03/2006 08:30)
fasaly:

mandrindra:

tsy mbola nisy lalao mahafaty izany mihitsy raha ny fahalalako azy.




efa nisy ka! ireny lay tratran'hy kardiak amperin'asa reny ohatsa:°):°):°)



fasaly a, io kosa tsy milalao fa manao knou :D, samy hafa izany an
43. mandrindra ( 08/03/2006 08:32)
mamzelkely ô, ianao ihany anie dia efa manamafy fa lalao mahafinaritra io e, dia amppiko ho sady mahalina no tsy mahery setra zany fa andao e.
44. fasaly ( 08/03/2006 18:02)
mandrindra:
manao = kilalao:°):°):°)
:roll: marina sa tsy marina
45. dezaka ( 08/03/2006 18:52)
misy ny fitiavana kilalao refa
46. dezaka ( 08/03/2006 18:55)
refa kilalao no anaovana azy fa mila samy mahalala izy roa hoe kilallao io fa raha ny iray mihevitra hoe kilalao ny iray kosa tena matotra dia izay no tsy ùmety heritreritra ny ahy aloha e mety ho diso :?::?::?::?:
47. kala ( 09/03/2006 06:29)
8O8O8O8O8O8O8O8O8O
48. mamzelkely ( 09/03/2006 06:34)
mandrindra za ts nilaza we mahafinaritra ahy [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/col%E8re/vignette2/thumbnails/NONO_gif.gif[/IMG] fa mahafinaritra anao ka
49. ari.malala ( 09/03/2006 08:27)
Ralay:

ari.malala: Toa misy manao fanafody may anie hono e :-D:lol:



eeeeeeeeeee, ka hadalany ny azy koooooooo!!!!! Ny fitiavana ihany no tokony ho odin'ny fitiavana :)
50. mandrindra ( 09/03/2006 13:31)
fasaly:

mandrindra:
manao = kilalao:°):°):°)
:roll: marina sa tsy marina

marina ka, fa tsy io fotsiny no lalao fa maro samihafa, ilay lalaon'ny séduction sy ny hafa maro e

mamzelkely a, rehefa lalao moa dia mahafinaritra daholo e.

51. mamzelkely ( 09/03/2006 13:57)
ts haiko [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/pascompris/vignette/thumbnails/spamafote_gif.gif[/IMG] ôtrany ts de tiko ty lalao iray ty klou ee
52. mandrindra ( 09/03/2006 14:01)
manandrama aloha izay vao milaza hoe tsy tiana e !!
53. ari.malala ( 10/03/2006 11:07)
aza mitarika namana mankany @ afobe re ry mandrindra a! fa manin no hatao kilalao ny fitiavana?
54. mamzelkely ( 10/03/2006 11:24)
ka ts te hanandrana akory za satri amiko le izy ts lalao zany koo
55. Veloo ( 10/03/2006 17:06)
ari a loza retsy ko :°)
56. mandrindra ( 13/03/2006 08:30)
ari.malala a, aiza kay zany afobe? hitanao angaha ny lalana mankany? :D
izaho tsy mitarika fa manipy hevitra, ny hevitra dia natoa hifampizarana. toa mbola tsy nanery kosa aho angamba hoe tsy maintsy izao no ataovy ô
57. Fiffi ( 13/03/2006 08:47)
mba hainareo ve ilay hiran'i Mireille Mathieu hoe " pardonne-moi ce caprice d'enfant" :?: tsy kilalao ny fitiavana ,
58. mandrindra ( 13/03/2006 08:59)
fa rehefa hiraina angaha dia marina daholo?
59. Fiffi ( 13/03/2006 09:14)
an3 ka ! mampiheritreritra be ilay hira satria tsy kilalao ny fifiavana.
60. mandrindra ( 13/03/2006 09:47)
ie tsy kilalao fa lalao io fitiavana io, lalao mahasondrina :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1739