kilalao ve

61. Fiffi ( 13/03/2006 09:49)
zany an! :roll:
62. mandrindra ( 13/03/2006 12:03)
zany dia izany tokoa e !!!
63. Fiffi ( 14/03/2006 05:58)
na dia raisinao ho lalao aza ny fitia dia hasio fahamatorana hiany eh! ilaina koa manko io an!
64. mandrindra ( 14/03/2006 09:05)
ny lalao dia matotra foana rehefa samy manaraka ny fitsipipehezana ny rehetra, fa ny mahatsara ny lalao dia ao antin'ny fifalina lalandava. dia aleoko lalao tsy ankijanona.
65. Fiffi ( 14/03/2006 09:09)
tsara ka! tohizo ary! :)
66. mandrindra ( 14/03/2006 09:14)
misaotra amin'ny fampaherezana fa milay io ka !!
andao ary hilalao e !!:D tsy voatery ho fitiavana zany sao misy mandika vilana eo njay an !! :D
67. Fiffi ( 14/03/2006 09:16)
dia ao @ hatsikana sy lalao no milalao zany fa tsy eto @ fitiavana ka ! :-D
68. mandrindra ( 14/03/2006 09:29)
aleo mba lalao hafa kely e, dia toerana hafa konkou :D
69. Fiffi ( 14/03/2006 09:30)
zany ve ?
70. mandrindra ( 14/03/2006 09:33)
efa martsa izao ko zanve an zanve !!!
71. Fiffi ( 14/03/2006 09:44)
:-D:-D:-D:-D tsy ratsy indray iny an! :-D:-D
72. mandrindra ( 14/03/2006 09:46)
tsara hoa ny lalao, hitanao zany !!:D
73. Fiffi ( 14/03/2006 09:59)
hitako ka! :-D:-D
74. mandrindra ( 14/03/2006 10:07)
ny masonao mikipy ko no mahita ianao , :D
75. ari.malala ( 14/03/2006 12:10)
mandrindra รด, za nga mo niteny hoe manery enao e! fa niteny ftsn za we aza taritina hanao ratsy ny ol satria tsy kilalao araka izay iheveranao azy ny fitiavana.
76. mandrindra ( 14/03/2006 12:21)
fa aiza aza ze ratsy hitan'i ari.malala eo e ?
77. ari.malala ( 15/03/2006 06:19)
:-D:-D:-Dka ratsy amiko zany milalao fitiavana izany ry mandrindra a! Za refa tia d tia d refa 1 d 1 fa tsy mba tiako sady tsy haiko rahateo zany hilalao mody tia sy hiilalao fitiavana izany
78. mandrindra ( 17/03/2006 08:47)
fa maninona no ratsy rehefa atao lalao ilay fitiavana ry ari.malala ? mba hazavao hoe !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5299