kilalao ve

21. mamzelkely ( 07/03/2006 06:18)
de ra fitiavana efa fantatra hatram vôlou fa ts hi-aboutir amin'inn inn mits ve zany de lazaina fa kilalao [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/pascompris/vignette/thumbnails/headscratch_gif.gif[/IMG]
22. ari.malala ( 07/03/2006 06:29)
tsy kilalao ny fitiavana ry zareo a! afo io , ary izya milalao afo tsy maintsy may amin'ny farany, na miseho mahay tahakan'ny in aza!
23. mandrindra ( 07/03/2006 09:12)
aiza kosa ry ari.malala a, ny fitiavana tsy afo izany ka, raha atao hoe miboiboika ve izy dai ho afo? asa aloha e :D
fa ny ahy aloha tsy ataoko hoe kilalao ny fitiavana satria ny kilalao dia zavatra na fitaovana (objet) fa ataoko toy ny lalao. ary lalao tena mahafinaritra, amin'ny maha lalao azy dia misy ny fiarahana, ny fifaninanana, ny fankaherezana, ny fampianarana sy ny maro hafa koa fa ny tsy azo adinoina dia ny kianja :D sy ny fitsipipehezana.

Koa mamporisika anareo aho, ataovy toy ny lalao ny fitiavana fa tena mahasondrina sy feno hafalina.
24. mamzelkely ( 07/03/2006 09:40)
raha zany le izy zany ry mandrindra de lalao mahafaty ko:roll:
25. Ralay ( 07/03/2006 09:47)
ari.malala: Toa misy manao fanafody may anie hono e :-D:lol:
26. mandrindra ( 07/03/2006 10:05)
mahafaty ahoana ry mamazelkely ? tsy mbola nisy lalao mahafaty izany mihitsy raha ny fahalalako azy. mety hoe nisy fifandirana teo amin'ny samy mpilalao satria nandika ny fitsipika ny andaniny fa tsy mahafaty izany ny lalao ka.
27. xxx ( 07/03/2006 10:54)
hono oa, i xxx ve sipa sa bandy voadonan'ny fitiavana sa aona mintsy e
28. mamzelkely ( 07/03/2006 11:55)
ka misy olona resy tam le lalao de namono-tena ohatra ko na ko we le mpilalao iray ts nahazaka ny lalao de namono mpilalao iray zay le we "crime passionnel" ts haiko alo fa efa hitakio zany ee[IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/pascompris/vignette/thumbnails/nixweiss_gif.gif[/IMG]
29. jhouhlambout ( 07/03/2006 12:34)
Dé resy, dia game over zany... Dia tsy afaka milalao intsony?
30. mandrindra ( 07/03/2006 12:54)
rehefa game over dia manomboka partie vaovao indray ka
31. xxx ( 07/03/2006 13:22)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-03-2006 13:12:02
Lohateny : Re : kilalao ve
aiza kosa ry ari.malala a, ny fitiavana tsy afo izany ka, raha atao hoe miboiboika ve izy dai ho afo? asa aloha e
fa ny ahy aloha tsy ataoko hoe kilalao ny fitiavana satria ny kilalao dia zavatra na fitaovana (objet) fa ataoko toy ny lalao. ary lalao tena mahafinaritra, amin'ny maha lalao azy dia misy ny fiarahana, ny fifaninanana, ny fankaherezana, ny fampianarana sy ny maro hafa koa fa ny tsy azo adinoina dia ny kianja sy ny fitsipipehezana.

Koa mamporisika anareo aho, ataovy toy ny lalao ny fitiavana fa tena mahasondrina sy feno hafalina.
Mpandefa : xxx [ Valio ] 07-03-2006 14:54:21
manaiky tanteraka ny lazain'i mandrindra.(l)
Lohateny : Re : kilalao ve
hono oa, i xxx ve sipa sa bandy voadonan'ny fitiavana sa aona mintsy e

sipa milalao ka.:-$
32. mamzelkely ( 07/03/2006 14:07)
de maromaro ihany ny ho faty k'ty :roll:
33. mandrindra ( 07/03/2006 14:15)
tsisy maty zany eo ry mamzelkely, avia atoroko ny fitsipiky ny lalao dia mizotra milamina ny lalao, ny kianja sisa fidina.
34. mamzelkely ( 07/03/2006 14:26)
an an an ny anao lalao mahery setra lôtra kooo:-D
35. fasaly ( 07/03/2006 15:07)
ari.malala:

tsy kilalao ny fitiavana ry zareo a! afo io , ary izya milalao afo tsy maintsy may amin'ny farany, na miseho mahay tahakan'ny in aza!



hummmmm marina zany:°)
36. fasaly ( 07/03/2006 15:09)
mandrindra:

tsy mbola nisy lalao mahafaty izany mihitsy raha ny fahalalako azy.




efa nisy ka! ireny lay tratran'hy kardiak amperin'asa reny ohatsa:°):°):°)
37. Veloo ( 07/03/2006 17:38)
oy i jenny
Ary aiza veloo no mahita an'ireny sary kely ireny e?

asaivo atorin'i akama aky a izy no tena experte ato an:-D
38. xxx ( 07/03/2006 17:42)
heveriko hoe experte @ le kilalao akama:-D
39. diamondra27 ( 07/03/2006 18:45)
40. Veloo ( 07/03/2006 21:18)
xxx dia efa vicieux ko zany nareo zany kle:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2374