mirana5 > Tsaroanao ve ilay tantara kely ao amin'ny Baiboly manao hoe :"Fa raha izany mpanompo izany kosa milaza hoe "mbola ho ela ny tompoko vao ho avy2, ka mikapoka ny mpanompo namany sy misotro izy. Ho tonga tampoka ny rtompony ka..." tsy haiko intsony fa orera no iafarany.
Miomana ihany fa tsy misy ohatra ny vonona eh...