Akaiky tokoa ve ny farany???

21. Veloo ( 05/03/2006 19:56)
:-w:-w
22. akamatiana ( 05/03/2006 20:01)
zoky nga matahotsa ny farany kle!! :-w:-w:-w
23. booboo ( 05/03/2006 20:04)
caprio > f'angaha moa ny voa-janahary ihany no voalaza fa fambara ny fahakaikezan'ny andro farany ? :roll:
24. Veloo ( 05/03/2006 20:09)
:roll:
25. Fiffi ( 05/03/2006 21:29)
fa ny zava-mitsanga ankehitriny kosa dia voa-janahary an
sur @ zany ve ianao ry caprio ? nyharetina vache folle ve voajanahary ? ny sida ve koa ve ? mmmmmmm tsy mino an'izany aho an!
26. Veloo ( 05/03/2006 23:51)
ie wa retsy
27. rabeflorian ( 06/03/2006 06:28)
Rehefa mandinika ny ho avy isika dia miara manaiky fa na ny zavatra hiseo afaka iray minitra aza indraindray tsy haintsika vinaniana.koa ny tenin'Andriamanitra ihany no azontsika itokisana fa tsy ny fahendren'olombelona. Efa niteny Kristy fa ho avy tampoka tahaka ny mpangalatra izy ka ny tsara hatao dia tsy ny manontany hoe rahoviana ny farany fa ny mihomana amin'izany.Ho anao ary efa vonona ve ianao hiatrika ny Tompo sa tsia? diniho ny soratra masina na manantona olona efa nianatra momba izany ra tsy mbola manana valin-teny mazava ianao. Afaka manome valiny mazava ny tenin'Andriamanitra
28. Achia ( 06/03/2006 15:56)
Fiffi:

fa ny zava-mitsanga ankehitriny kosa dia voa-janahary an
sur @ zany ve ianao ry caprio ? nyharetina vache folle ve voajanahary ? ny sida ve koa ve ? mmmmmmm tsy mino an'izany aho an!


Le vache folle angamba avy @ le omby ihagny satria firy taogna io omby io nihomehy teo foagna aya no sy ho lacha hadala
29. Veloo ( 06/03/2006 16:54)
8O:-D:-D
30. booboo ( 06/03/2006 18:56)
Achia > hihihihihihihi.
31. akamatiana ( 06/03/2006 18:57)
:-D:-D:-D
32. Veloo ( 06/03/2006 19:52)
:-D:-D:-D:-D
33. marozevo ( 07/03/2006 01:38)
" Efa akaiky Izy izao - Miomàna ianao - mendrika ve ny toetranao ?".
Mba nankaiza ary i Njila ankehitriny ?
34. patrick2002 ( 07/03/2006 02:50)
amiko aloha mbola tsy akaiky ny farany raha ireo zavatra notanisainy dadabe ireo no vakiana,satria ny loza voa-janahary ,nisy,ary mbola hisy foana,ny taloha aza,no nandripaka be be kokoa satria tsyhaintsika no nifehy azy,oh cyclone,tremblement de terre,ary betsaka ny fisehon'ny par rapport @ ankehitriny raha ny statistique no jerena,
@ izao fotoana ny fandrosoana izao dia aretina mipoitra any chine ianao aty usa no mari-koditra,maheno ny reportage,mba hevero fa 50 ans passé izay i dadabe-nay nandeha niady 2 eme guerre mondiale 3 taona niady tany fa tsy naharay taratasy bebenay na indray mandeha aza,raha tsy izy ho tonga tao toamasina ,ny etats-major ny armeéfrancaise no mampandre azy .
Fa na izany na tsy izany dia efa miomana sy manao ny tsara @ mpiara-belona aminy foanai patrick mba hahazoana ilay fiainana mandrakizay.
35. dadabe ( 07/03/2006 03:43)
maninona tsara hoe dadaben'ialahy ry patrick a:-w:-w
36. Achia ( 07/03/2006 12:48)
yonikafopl:

Sotra anareo nampahery fa za tokou ry reto tena lasa mandroso mihemotra tsy hay zany tsony aaaaaa, le zava mitranga eo am fiainako mihintsy no njainjay tsy zakan'ny atidohako, de lasa manaonao fona sy miteniteny fona mihintsy indraindray. Toa jereko ny manodidina ahy, le mpanao ratsy miaina malalaka, miadana beuuhh, salama beuhh, fa le miaina am fahamarinana, toa sahiran-dava, itrangan'izao aretina retraretra zao. Marina fa izay manaraka ahy hoy ny Tompo aoka hilanja ny hazofijaliako, nefa toa hummmmmmmmmmmmmmm:roll:

Ra ny fihemorana @ ny finoana no jerena ara baiboly de ao @ Timoty 1 toko faha 4 ao no milaza azy sady fanambarana ny farany koa io

37. Veloo ( 07/03/2006 18:08)
marovezo a njila angaha no nihiran'io?
38. Achia ( 07/03/2006 19:33)
ary zevo kosa tena resevera tsara an refa manontany ny mpandeha hoe efa akaiky ve ny farany tonde milaza EFA AKAIKY IZY ZAO sady ampiarahana @ hira :°)
39. marozevo ( 08/03/2006 00:26)
Ie ! raha ny marina dia i Poopy no mihira an'io hira io, fa tamin'izy mbola niaraka tamin'i Njila.. tany ho any amin'ny 1986 - 1988 tany.
Tena marina kosa aloha ilay lazain'i Yonnickafopla eh... indraindray ny tena alaim-panahy fa toa mahomby izay manao ratsy. Nefa tsarovy fa na oviana na oviana, tsy mba ny ratsy no tompon'ny teny faarany.
"Aza irianareo e ny fanahin'olon-dratsy, aza tahafina e na jerena toa mahomby, ny ahi-dratsy anie no ho dorana. Ny olo-marina eh no handova ny tany, zanaky ny Ray e ka hitsangan-ko velona, mandrakizay ny hasambarany".
40. Veloo ( 08/03/2006 16:13)
oh ok:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0974