Akaiky tokoa ve ny farany???

61. mandalo ( 28/03/2006 08:53)
ny manana an'i Tompo dia tsy matahotra ny farany fa satriny aza ho tonga haingana hialany amin'ity fahorian'ny tany ity sady iza koa no efa nampanatenaina fa handova ny lanitra no mbola hiraikiray ety fa maniry ny fihaviany malaky.
saingy tsy isika no manapaka ny ora higadonany fa ny teny nomeny antsika dia hoe: "AZA MANAHY" in-365 fois io teny io aao anaty baiboly, izany hoe: raha mbola miposaka eny atsinana ny masonadro dia io teny io no omen'Andriamanitra antsika rehetra. Ampy ho antsika mino Azy ny Fahsoavany ka tsy ahoantsika izay mahakivy sy ny loza mety hahazo amin'ity tany ity fa ny anjarantsika dia ny "Miambina" mba tsy ho very ny fampanantenana efa nomena antsika;
mahereza ary amin'ny fanompoana an'i Tompo;
ity misy régle azo ampiasaina mba hoeti-miatrika ny fanompoana :REGLE DE 3"A" :ACCEPTER-APPRECIER-ADAPTE-TOI
62. Veloo ( 28/03/2006 19:06)
zany mihitsy ka...de toute facon anie rehefa manao ny marina dia ho marina fona e...tsy mila mahafantatra an'ny fahatongavan'i Jesosy fa dia miezaka ny ho vonona fona
63. Achia ( 29/03/2006 20:20)
o tsimaintsy e he
tsimaitsy ho ao antranon'i Raiko aho
fa efa lasa tanteraka any hoa ny saiko e
fa aloky ny ho avy ny ety antany
fa ny tena izy efa miandry antsika any an-danitra RIJA RASOLONDRAIBE (hira)=D=D=D
64. Veloo ( 29/03/2006 20:37)
achia :-*:-*
65. Achia ( 30/03/2006 19:37)
Tena tiko be io hira io ry veloo a ,ary efa naheno io nga ianao ? enao mantsy toa any antany lavitra be any
66. marozevo ( 30/03/2006 22:27)
Any an-danitra no tananantsika,
izay iandrasantsika Mpamonjy dia i Kristy.
Ilay hanova ny vatantsika,
hitovy endrika amin'ny Azy, mamirapiratra.
67. Achia ( 31/03/2006 08:01)
mba asio feony ry zevo a:-D:-D
68. marozevo ( 01/04/2006 00:24)
Ka ny havanao anie ry Achia fotsy feo eh... Fa ahoana moa no hahafantaran'i Achia fa hira io ? sa hainao io ?
69. Beinjy ( 01/04/2006 13:20)
mona ve zany fotsy feo zany
70. Veloo ( 02/04/2006 14:31)
achia ie marina ny anjy mbola tsy enoko ka:-*
71. marozevo ( 02/04/2006 18:40)
Kontreran'ny manga feo izany fotsy feo izany ry reto ah !
72. Veloo ( 02/04/2006 21:51)
marovezo a iza no fotsy feo? :-D:-D
73. Achia ( 03/04/2006 19:40)
ka tsy fotsy zany fa mainty e:-D:-D
74. Veloo ( 03/04/2006 20:13)
achia :-D:-D
75. marozevo ( 03/04/2006 22:52)
Izaho no fotsy feo eh ...
fa isaorako Andriamanitra fa na fotsy feo aza aho dia tsy navelany ho fotsy rora.
Ny an'i Achia ndray kosa aloha tsy ekeko eh. mainty ve dia ho kontreran'ny manga!
76. zazakely ( 04/04/2006 06:35)
Raha! ny farany ve ny akaky dia aleho tsy miandry!!:oops:
77. Achia ( 04/04/2006 13:26)
ka kontreran'ny fotsy ne mainty e
78. marozevo ( 04/04/2006 22:38)
Koa hoe kontreran'ny manga no lazaina koo...
zazakely > Mahafinaritra be ny miresaka amin'ny zazakely, satria hoy ny Tompo hoe "Na iza na iza hanetry tena tahaka ny zazakely, dia izy no ho lehibe indrindra amin'ny Fanjakan'ny lanitra". Fa izao, na hiandry ianao, na hitsena na handositra, rehefa ho avy ny farany dia tsy afa-miala ianao. Raha ho avy...
79. mirana5 ( 08/04/2006 18:17)
yonikafopl:

Asa ianareo raha mba mahatsapa toa ahy, fa efa mitranga daholo ireo loza voalaza ao am baiboly ho famantarana ny faran'izao tontolo izao. Be ny arenina mahafaty, na ho an'ny olombelona , na ny biby, be ny ady atsy sy aroa, ny tondradrano, ny horohorontany, sy ny sisa. Tena efa akaiky tokoa ve ilay farany voalaza???



efa ela no nahenoana ny Ambatobevoka fa mbola tsy teraka é, aiza maika na mampihorohoro olona ianao é:(
80. dadabe ( 09/04/2006 00:20)
o ry mirana a!!vakio ny soratra masina dia ho hitanao fa tsy vazivazy io a, tena marina io nolazain'i yonika io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.056