TRINITE
41. diamondra27
(
28/02/2006 18:40)
zzorro: ny zavatra lazaina ao @ 1KORT 8 dia momba ny @ hena izay efa natao fanatitra t@ sampy, ka raha miteny oe: andriamanitra maro= and 5, de iaraha-mahalala fa betsaka ny zavatra azo asolo an'Atra=masoandro, volana,objet , etc...
Avereno vakiana ary io toko io e!tsy azoko ny tianao lazaina

43. dadabe
(
01/03/2006 06:31)
ity zah fa tsy maharaka intsony e, vao 2 andro tsy teto dia tsy maharaka intsomny e:(:(
44. zzorro
(
01/03/2006 08:39)
diamondra27:
zzorro: ny zavatra lazaina ao @ 1KORT 8 dia momba ny @ hena izay efa natao fanatitra t@ sampy, ka raha miteny oe: andriamanitra maro= and 5, de iaraha-mahalala fa betsaka ny zavatra azo asolo an'Atra=masoandro, volana,objet , etc...
Avereno vakiana ary io toko io e!tsy azoko ny tianao lazaina
Ny hevitra tiako ho tenenina fotsiny amin'io dia hoe betsaka ny zavatra na olona na anjely, etc. ao amin'ny Baiboly no lazaina hoe "andriamanitra", kanefa dia tsy manatsoaka hevitra isika hoe ao anatin'ilay TRINITE koa izy ireo. Ka araka izany, ny filazan'ny Baiboly fotsiny hoe Jehovah Andriamanitra, na koa hoe i Jesosy Andriamanitra, dia tsy manaporofo n'inona n'inona mihitsy mahakasika ny Trinité.
Zay re ny tiako hambara ry diamondra ô!
45. jentilisa
(
01/03/2006 12:40)
jimna:
araka ny Matio 4:10 koa dia milaza hoe ;fa hoy Jesosy
taminy :Mandehana ianao ry satana fa voasoratra hoe :Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao,ary izy irery iany no ho topoinao.Jesosy teo dia nanondro mihintsy fa tsy ny tenany mihintsy no tokony hanolorana fanompoampivavahana.fa hoe Jehovah irery ihany)
Ary ao amin'ny apokalipsa ve tsy azo niankohofana i Jeso?
46. marozevo
(
01/03/2006 23:34)
Ny an'i zorro dia ny referansy mahafinaritra azy ihany no mody jereny fa tsy jereny izay referansy atolotry ny olona. Io no olana.
Izaho sy ny Ray dia iray ihany. (Ao anaty Baiboly io).
Tsy mino va ianao fa Izaho ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko (ao amin'ny baiboly koa io).
Raha ny Fanahin'izay nanagana an'i Jesoa ho velona no mitoetra ao anatinareo.... (ao koa io)
I dadabe no hitady ny referansin'ireo amin'ny anarako.

47. jimna
(
02/03/2006 09:32)
Misy koa milaza fa;
Persona Andriamanitra
Persona zanaka
Persona Fanahy masina,raha Persona koa ary ny fanahy masina ,raha ny fitantarana ao @ASAN'NY APOSTOLY 7:55,56 FA nahazo fahitana avy tany an-danitra i Stefana,nahita an'i Jesosy nitsangana teo ankavanan'Andriamanitra.Tsy voalaza anefa hoe nahita ny fanahy masina koa izy.

48. diamondra27
(
02/03/2006 11:11)
jimna: iza le oe: Misy? antoko ve? religion ve ? Iza?
Mpandefa : jimna [ Valio ] 02-03-2006 13:32:49
Lohateny : Re : TRINITE
Misy koa milaza fa;
Persona Andriamanitra
Persona zanaka
Persona Fanahy masina,

49. marozevo
(
02/03/2006 15:23)
Tokony ho faritana aloha izany ny hevitry ny teny hoe "persona" fa toa ao no mampizara ny hevitra. Io ry dadabe mba azavao fa tsy azonay ah...
50. dadabe
(
02/03/2006 16:01)
marozevo> tena sahala @ filozofika be io teny ko, :roll: indrisy fa tsy mahay zah:(
51. Achia
(
03/03/2006 19:40)
ATRA de fanahy ary ze maivavaka @ de mivavaka @ fanahy aza miady hevitra ny @ fa ra voaisantsika ny kintana de ho fantatsika izy
53. diamondra27
(
04/03/2006 08:10)
dadabe: fa inona no mahagaga?
Achia:de raha mahatanty mijery ny masoandro mipoaka enao de hahalala koa ve? Donc tsy mety hahalala mitsy 'zany...

54. marozevo
(
05/03/2006 00:20)
"Endrey ny hafaliana amin'ny iantsoana antsika hoe ZANAKA, ary tena zanany tokoa isika, saingy mbola tsy naseho izay tena ho toetrantsika, fa amin'ny andro anehoana izany dia hahita azy araka ny tena toetrany isika".
Tsy haiko na tena marina io frazy io fa ny hevitra aloha tsy diso... efa henoko tany am-piangonana io indray mandeha izay, fa tsy fantatro hoe aiza ao amin'ny Baiboly no misy an'io.

56. marozevo
(
07/03/2006 01:51)
Aza be resaka ry dadabe fa ny referansy tadiavina ah! Io manko tena talentan'ise.
58. Achia
(
07/03/2006 11:54)
diamondra27:
dadabe: fa inona no mahagaga?
Achia:de raha mahatanty mijery ny masoandro mipoaka enao de hahalala koa ve? Donc tsy mety hahalala mitsy 'zany...
Esy manao solomaso defa mahita masoandro e fa hono ho aho fa ahoana klo no fomba nahafantaranao sy nino anao io ATRA io e mba zarazarao sao mba mahasoa ny tsirairay e
59. diamondra27
(
07/03/2006 20:11)
achia:tsy nisy nahita an'Atra na oviana na oviana fa ny zanaka ihany no nahita azy.
Tsy zakan'ny masonao izany ny hijery io masoandro io fa na eclipse aza mbola asaina manao le solomaso spesialy reny foana.
Sao de tokony ho size hafa njay zany ry achia fa tsy mikasika ny trinité. Sokafy ny size de holazaiko le izy fa tsy misy mampahamenatra ahy @Atro mihitsy

60. marozevo
(
08/03/2006 00:45)
"Endrey ny hafaliana amin'ny iantsoana antsika hoe ZANAKA, ary tena zanany tokoa isika, saingy mbola tsy naseho izay tena ho toetrantsika, fa amin'ny andro anehoana izany dia hahita azy araka ny tena toetrany isika".
Io no asaiko tadiavin'ise ry dadabe ah... Jereo fa angamba ao amin'ny epistilin'i Jaona ao io. Tsy ao amin'ny Filazan-tsara fa @ Epistily.