TRINITE

21. diamondra27 ( 26/02/2006 14:19)
CHAQUE PERSONNE DE LA TRINITE EST DIEU
Dieu le Père est DIEU
ISAIA 63:16=kanefa ianao no Rainay...

Jésus est DIEU
SALAMO45:7-8
HEBREO 1:8=Fa ny zabnaka kosa de nolazainy oe:ny seza fiandriananao andriamanitra o de mandrakizay doria...

Jereo midana fa les textes suivants indiquent que JC est le Dieu de l'Eternel
Romana 9:5
JAONA1:1
IJAONA5:20
JAONA 20:28

Le saint-esprit est DIEU
ASAN'NY APOSTOLY 5:3-4
IIKORINTIANA 3: 16-17
22. diamondra27 ( 26/02/2006 16:33)
-jaona 1:1 t@ voalohany ny Teny, ary ny teny tao @ Andriamanitra, ary ny teny dia Andriamanitra

- Ijaona 5:20 Ary fatantsika fa tonga ny zanak'Andriamanitra ka efa nanome antsika ny fahazavantsaina, mba ho fatantsika ilay Marina;ary isika ao @ Ilay marina, dia ao @ Jesosy Kristy Zanany, Izy no Andriamanitra marina sy fiainana mandrakizay
- Jaona20:28 Tompoko sy Andriamanitro...
23. diamondra27 ( 26/02/2006 17:31)
actes 5:3-4=ary hoy petera: ry ananiasy, nahoana satana no nameno ny fonao handainga @ Fanahy Masina ka hanafina ny vola sasany vidin'ny tany?Fony tsy namidy, tsy anao ihany va izy?Ary rehefa namidy, tsy anao hanaovanao izay sitraponaokoa va? Nahoana no nisaina izany tao amponao ianao?Tsy nandainga t@ olona ianao fa t@ Andriamanitra

IIkORT 3: 17=ary ny Tompo izany Fanahy izany ary izay itoeran'ny Fanahin'i Tompo no itoeran'ny fanahin'ny fahafahana.
24. diamondra27 ( 26/02/2006 17:41)
CHAQUE PERSONNE EST DISTINCTE DE L'AUTRE

Jaona 14:16=ary Izaho hangataka @ Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho aminareo mandrakizay

Salamo 2:7= Jehovah nilaza tamiko oe: Zanako ianao, Izaho niteraka anao androany

25. diamondra27 ( 26/02/2006 19:39)
LES TROIS SONT INSEPARABLES

Jaona 10 :30=Izaho sy ny Ray dia iray ihany
Jaona 14 :11=minoa Ahy fa Izaho ao @ Ray ary ny Ray ato Amiko…

La trinité agit dans l’unité
a) au moment de la création
Dieu le Père parle Gen1 :3 Ary Atra nanao hoe :…
Dieu le fils est la Parole Jaona 1 :1 T@ voalohany ny Teny ,
ary ny teny tao @Atra,ary ny teny dia Atra
Dieu l’esprit agit Gen 1 :4 Joba 26 :12,13

b) au moment de l’incarnation

Dieu le Père donne son Fils Jaona 3 :16
Dieu le Fils est né Lioka 2 :11 Fa mpamonjy no teraka ho anareo
anio ao antananàn’i Davida : dia Kristy Tompo
Dieu l’esprit survient sur Marie Lioka 1 :35 Ny Fanahy Masina
ho tonga ao aminao

c) au moment de la rédemption
Dieu le Père accepte la sacrifice Heb 9 :14mainka fa ny ràn’i Kristy ;
izay nanatittra ny tenany tsy manantsiny ho an’Atra, t@ alalan’ny
Fanahy Masina mandrakizay ,no hahadio ny fieritreretanaoho afaka
@ asa maty mba hanompoanareo an’Atra velona
Dieu le Fils s’offre Heb 9 :14
Dieu l’esprit agit Heb 9 :14

d) au moment du salut

Dieu le Père appelle
Dieu le Fils purifie par son sang Efes 1 :7 Izy no anananatsika
fananvotana @ ràny, dia ny famelàna ny helotsika , araka ny haben’ny
fahasoavany
Dieu l’esprit convainc de péché et opère le salut Jaona 3 :3-6 Lazaiko
aminareo marina dia marina tokoa raha tsy ataeraka indray ny olona
dia tsy amahazo mahita ny fanjakan’AtraIzay ateraky
ny nofo dia nofo ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy

26. harilova ( 26/02/2006 21:08)
dadabe:

donk i Kristy anie izany tsy nanohitra ny Rainy mihitsy e, zay rehetra notenenin'ny Rainy dia tokony harahiny fa tsy hoe ny Rainy milaza fa aza manao sarinjavatra voasokitra dia i Kristy indray ve manao hoe manaova fa tsy koiii e,

na hoe ny Rainy milaza fa hoe manaja ny andro sabata , dia i Kristy indray manao hoe aleo alahady fa zah aza nitsangana alahady

na hoe ny Rainy nanao hoe aza mihinana kisoa dia i Kristy indray ve hanao hoee efa nodioviko avokoa ny zavatra rehetra
hummm
...



tsy hoe tsy akory nanohitra ny Ray i Kristy, Tsy ny Ray velively no nanome ireo didy notanisainao ireo, fa ny hasina maha-olona tsapan'i Mosè hahatsara ny vahoaka Jiosy. Nanitsy ny fomba fiainana tsy mifanaraka amin'io kendren'ny hasina maha-olona io i Kristy" Satria nohariana mitovy aminy ny olombelona, amin'ny teny indramina aza dia hoe : à son image et à à sa ressemblance" io voalohany (image) dia milaza zavatra efa feno (statique) ka tsy azo hovana intsony, io ilay hasina maha-olona, fanahy maha-olona hoy ny ntaolo razan-tsika...
Ny faharoa kosa indray dia milaza fa mbola miandalana ny fanajariana io endrika io (ressembance = dynamique)
dia izay no nataon'i Kristy" tsy mifanohitra fa mifameno ireo asam-pamonjena ireo, na ny nataon'ny Ray, na ny nataon'ny zanaka, na ny mbola tohizan'ny fanahy ao amin'ny olona tsara sitra-po ehetra
koa raha ny fomba ama-panao no ambony noho ny FITIAVANA marina dia tsy azo atao. izay no nahatonga an'i Kristy hamintina ny didy rehetra amin'ny didim-pitiavana
27. harilova ( 26/02/2006 21:28)
izao no hevitro,
tsy hoe hifamelezana tsy akory ny eto ka hitanisana ny mety ho fiheveran'ny hafa nampianarina azy ka nateliny am-bolony fotsiny,
mila manadihady ny tena marina isika. Tadidio fa ny Baiboly di Mirakitra ny tenin'Andriamanitra fa kosa ny teny tonga nofo izany hoe ny hafenoan'ny tenin'Andriamanitra dia ao amin'i Kristy"

Raha tsy mino an'i Kristy ianao, dia minoa ahay fa misy teny hafa ampitain'Andriamanitra aninao hafa ankoatra ny ao amin'ny Baiboly'
Ny sasany zay manizingizina fa tsy voalaza ao amin'ny Baiboly dia tsy marina dia sahala amin'ny MANADALA ny TENANY ihany, satria mihevitra ve izy fa ny ataony dia voalaza ao amin'ny baiboly avokoa...

Miteny amintsika amin'ny zavatra rehetra Andriamanitra, ho an'izay mampisy heviny ny fiainany dia mino ho azy fa misy Hery tsy toha mandahatra ny zava-drehetra, mety hiteny ianareo hoe ka ahoana ary no miady ny olona ka mijery fotsiny Andriamanitra...

Dia ao am-pontsika mandrakariva no hamaliana izany...
Hitory isika fa fitiavana izy... te hanova ny tany isika, dia atombohy ao amintsika aloha ny fanovana, sokoafy ao am-pontsika ny lalana dia ho hitantsika hoe nahoana Andriamanitra no TOA mijery fotsiny ny hadalantsika olombelona...
TSY MIJERY FOTSINY IZY TSY AKORY
Raha te hahita marina ny misterin'Andriamanitra ianao, te hanaporofo fa marina ny fomba fihevitrao ny momba azy dia tsarao ao am-ponao ny antony marina mahatonga hanohana izany fampianarana izany, mety ho nampitaina taminao ka natelinao am-bolony, mety ho vokatry ny fitiavanao te hisongadina koa anefa...fa izay tia an'Andriamanitra (tia=mahalala adika hoe aHab amin'ny baiboly) ihany no mahalala azy ary izay mahalala azy dia ovan'izany fahalalana azy izany ny fiainany manontolo

28. harilova ( 26/02/2006 21:32)
manamafy izay voalaza teo ny tosakevitra ao amin'ny manana antoka ny famonjena fa sao....
29. jimna ( 27/02/2006 09:47)
Ny mpanohana ny Trinite dia milaza fa Andriamanitra i Jesosy Kristy,na hoe Jesosy sy ny Fanahy masina dia Jehovah ihany.Tsy araka ny Baiboly io fampianarana io.
Tsy hita ao @ Testameta Vaovao io teny hoe Trinite io.

Vakio ny Matio 26:39 dia milaza hoe: Ary nandroso kelikely Izy(Jesosy) dia niankohoka ka nivavaka hoe;Raiko ôraha azo atao ,dia aoka hesorina amiko ity kapoaka ity;nefa aoka tsy ny sitrapoko no hatao,fa ny anao.
Raha tsy olona 2miavaka ny Ray sy ny Zanaka,dia tsy hisyheviny io vavaka io;Ho niteny izany t@ tenany ihany i Jesosy.
(mbola hitohy)
30. jentilisa ( 27/02/2006 13:45)
nanjary kamo be aho rehefa mamaky teny frantsay nefa ny teny gasy mba mahalaza azy ihany! noho izany mety tsy ho afa-mamalyny teny frantsay aho, manaraka izany dia tokony averina na afindra fotsiny ny ao amin'ny baiboly.org fa kamo be anie izahay hamadika baiboly e!
31. marozevo ( 27/02/2006 23:57)
dadabe:

donk i Kristy anie izany tsy nanohitra ny Rainy mihitsy e, zay rehetra notenenin'ny Rainy dia tokony harahiny fa tsy hoe ny Rainy milaza fa aza manao sarinjavatra voasokitra dia i Kristy indray ve manao hoe manaova fa tsy koiii e,

na hoe ny Rainy milaza fa hoe manaja ny andro sabata , dia i Kristy indray manao hoe aleo alahady fa zah aza nitsangana alahady

na hoe ny Rainy nanao hoe aza mihinana kisoa dia i Kristy indray ve hanao hoee efa nodioviko avokoa ny zavatra rehetra
hummm
...



IO indray i dadabe.... Koa efa hoe tsy nanohitra izy fa nandavorary koa. Efa matetika niverina teo io fanazavana io fa ianao angamba tsy namaky tsara izay voalaza momba izay.

Azontsika heverina ho toy ny lalam-panabeazana iray ny tantaram-pamonjena. Tsy vao manomboka manabe akory ianao dia efa voalaza daholo izao zavatra rehetra izao, fa tsikelikely dia tarihinao hahalala ny fiainana ilay beazinao. Toy izany no nataon'Andriamanitra tamin'ny olombelona. natombony amin'ny hoe AZA... dia indraindray asaziany raha maditra... dia avelany rehefa mifona. Nony tonga ny FETRANDRO (Ao amin'ny Galata io), dia nirahiny ny Zanany... mba hanafaka izay ao ambany lalàna. Io ilay hoe pédagogie divine. Ny fetran'ny fanabeazan'Andriamanitra dia rehefa mandeha amin'ny finiavana sy ny fitiavana isika. I Kristy no nanoro sy naneho izany tamintsika.
32. marozevo ( 28/02/2006 00:01)
jimna:

Ny mpanohana ny Trinite dia milaza fa Andriamanitra i Jesosy Kristy,na hoe Jesosy sy ny Fanahy masina dia Jehovah ihany.Tsy araka ny Baiboly io fampianarana io.
Tsy hita ao @ Testameta Vaovao io teny hoe Trinite io.

Vakio ny Matio 26:39 dia milaza hoe: Ary nandroso kelikely Izy(Jesosy) dia niankohoka ka nivavaka hoe;Raiko ôraha azo atao ,dia aoka hesorina amiko ity kapoaka ity;nefa aoka tsy ny sitrapoko no hatao,fa ny anao.
Raha tsy olona 2miavaka ny Ray sy ny Zanaka,dia tsy hisyheviny io vavaka io;Ho niteny izany t@ tenany ihany i Jesosy.
(mbola hitohy)



I Jesoa mivavaka tsy midika fa misaraka amin'ny Rainy Izy. Maneho firaisana tanteraka aza ny fivavahana. Miavaka (distincts hoy ilay ao ambony ao), fa tsy misaraka (inséparables).
Tena ao amin'ny testamenta vaovao io hevitra io, ary mila mandinika tsara anefa vao mahazo azy... nefa koa tsy dia sarotra mankaiza. Efa misy referansy ihany ireo ambony ireo azo jerena.
Hita ao amin'ny Filazantsara ve ny teny hoe Fiangonana ? Nefa misy ny Fiangonana.
33. jimna ( 28/02/2006 03:53)
araka ny Matio 4:10 koa dia milaza hoe ;fa hoy Jesosy
taminy :Mandehana ianao ry satana fa voasoratra hoe :Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao,ary izy irery iany no ho topoinao.Jesosy teo dia nanondro mihintsy fa tsy ny tenany mihintsy no tokony hanolorana fanompoampivavahana.fa hoe Jehovah irery ihany)
34. zzorro ( 28/02/2006 10:16)
Mba namaky an'ity dinika ity aho dia mba te hanontany kely. Raha averiko le famaritana ny atao hoe trinité voalaza teo dia zao le izy raha fintinina : Ny Ray dia Andriamanitra, ny Zanaka dia Andriamanitra, ny Fanahy masina dia Andriamanitra, nefa tsy misy Andriamanitra telo fa Andriamanitra iray ihany. DIa mbola misy manampy moa hoe mitovy laharana izy ireo, samy mandrakizay, etc. Ka mba te hanontany tsotra fotsiny aho re olona, hoe aiza ao amin'ny Baiboly moa no mampianatra an'izany, fa mba mahaliana ahy? Hoe Andriamanitra telo izay iray ????
Misaotra amin'ny valinteninareo e!
35. Veloo ( 28/02/2006 13:50)
zzorro a jereo ny nosoratan'i Diamondra fa ao doly.
Nareo tsy mamaky tsara mihitsy ka..:roll:
36. zzorro ( 28/02/2006 15:13)
diamondra27:

CHAQUE PERSONNE DE LA TRINITE EST DIEU
Dieu le Père est DIEU
ISAIA 63:16=kanefa ianao no Rainay...

Jésus est DIEU
SALAMO45:7-8
HEBREO 1:8=Fa ny zabnaka kosa de nolazainy oe:ny seza fiandriananao andriamanitra o de mandrakizay doria...

Jereo midana fa les textes suivants indiquent que JC est le Dieu de l'Eternel
Romana 9:5
JAONA1:1
IJAONA5:20
JAONA 20:28

Le saint-esprit est DIEU
ASAN'NY APOSTOLY 5:3-4
IIKORINTIANA 3: 16-17


Miala tsiny aho aloha raha mitsatsaingoka ry diamondra, fa ny filazana hoe samy "Andriamanitra" avy ny persona ao amin'ny TRINITE dia tsy midika inona mihitsy.
Betsaka ireo resahina ho andriamanitra ao amin'ny Baiboly(Mosesy, ny Loholona sasany teo amin'ny Isiraely, eny fa na dia Satana aza! 2Kor 4:4 ; IKor 8:5 ). Midika fa izany fa isan'ny Trinité koa izy ireo?

Ny Baiboly kosa dia milaza tsara fa misy filaharana( na hierarchie) eo amin'ny Ray sy ny Zanaka.

I Jehovah irery ihany ohatra no resahina fa "Avo indrindra" ao amin'ny Baiboly ( Salamo 83:13 ). Izy irery ihany koa ny resahina hoe "Tsitoha" (tout puissant).

I Jesosy koa ohatra dia niresaka mazava fa eo ambany fahefan'ny Rainy izy, ary ny rainy dia lehibe noho izy( Jaona 14:28 ; 1Kor 11:3 )

Raha fintinina, dia tsy manaporofo n'inona n'inona mifandray amin'ny Trinité mihitsy ny filazana fa Andriamanitra i Jesosy sady Andriamanitra koa i Jehovah. Ny Baiboly kosa dia milaza fa ny "hany Andriamanitra tokana sady marina" dia tsy i Jesosy mihitsy, fa ilay Rainy ihany (Jaona 17:3. Jereo koa ny 1Kor 8:4-6)
37. sonwin ( 28/02/2006 16:14)
za ndray tsy mahay io toko sy andininy baiboly io fa raisiko ara-lojika fotsiny ny ahy:

- zanak'omby= omby
- zanak'ondry= ondry
- zanak'olona= olona

donky => Zanak'Andriamanitra= Andriamanitra
Olona roa izy izay an: Andriamanitra Ray sy Andriamanitra Zanaka

- Ny fanahy no maha-olona
- Ny fanahy no olona
- Ny Fanahy Masina no maha-Andriamanitra
Afaka miteny koa zany hoe Andriamanitra Fanahy Masina

Dia hoy nefa Jesoa (tsy haiko toko sy andininy): Izaho ao amin'ny Ray, ny Ray ato anatiko....ohatraohartan'izay ilay teniny...dia nefa koa nisy teny tao hoe..Indro ny Fanahin'Andriamanitra nidina tao aminy
=> Ny Ray ao aminy, Izy ao amin'ny Ray, ny Fanahin'Andriamanitra Ray ao aminy => Samy ao anatin'ny tsirairay ao izany 'zareo e, Telo fa Iray zany.
=> Trinité Masina= Tokana olona telo

asa anefa....
38. Veloo ( 28/02/2006 17:58)
tsy tokony hisy commentaire intsony... efa mazava tsara mety doly no sady mino doly fa Iray dia telo ary ny telo dia Iray:wink:
39. diamondra27 ( 28/02/2006 18:22)
zzorro: ny mot " TRINITE" oa de tsy hita ao @ baiboly io


miala tsiny oa raha @ teny vazaha fa matahotra zà sao raha adikako @ teny gasy le izy de sao tsy tafita le hafatra

ny mot" trinité" de mot noforonin'ny olombelona,t@ à la fin de la 2ème siècle, d'abord sous sa forme grecqueTRIADE", dans les écrits de Théophile d'Antioche, puis sous la forme latine, TRINITE sous la plumede Tertullien(né env.150)
40. diamondra27 ( 28/02/2006 18:33)
veloo: mbola miandry ny trinité demoniaka f'angah njy ahoana? mbola tsy tapitra 'ty tantara 'ty e!

dadabe: aiza enao e! miandry anao ny firenena

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2811