Offre d'emploi
82. sonwin
(
08/02/2006 09:52)
alefaso ny hira ry Veloo fa aza laozana milalao tanana ao an :-w
Avia re, ho mpiasan'ny Tompo ianao o^o
Avia re, fa izy no hanambina ny asanao o^o
Avia re, ho mpiasan'ny Tompo ianao o^o
Avia re, fa izy no hanambina ny asanao o^o
83. lapino
(
08/02/2006 10:07)
Pissoa: Misy démonstration-na deminera ao!
Fa ahoana kosa no tsy hikotrana izany, fa ny lohan'ny sasany aza ange misy mila déminer-na e! :wink:
Fa ahoana kosa no tsy hikotrana izany, fa ny lohan'ny sasany aza ange misy mila déminer-na e! :wink:
85. marozevo
(
09/02/2006 01:11)
fanontaniana ho an'ny rehetra, fa tsy voatery ho valiana.
Raha hiverenana ireo karazan'asa voalaza ary ambony ireo, misy 15 karazana izy ao. Inona amin'ireo no mba mety ho antonona anao na manavanana anao, na farafaharatsiny mba irianao hatao?
Raha hiverenana ireo karazan'asa voalaza ary ambony ireo, misy 15 karazana izy ao. Inona amin'ireo no mba mety ho antonona anao na manavanana anao, na farafaharatsiny mba irianao hatao?
86. rafax
(
13/02/2006 08:22)
AZA MANAO ATSIRAMBINA NY ASA FANOMPOANA ARY MIHORENA TSARA FA EFA ANTAMOTRA NY ANDRO
89. marozevo
(
15/02/2006 00:29)
Inona ireto ataon'i sonwin sy pissoa ?
Mila elektrisianina eto fa misy tsy afaka miresaka intsony eh.. Pour retablir le courant...
Mila elektrisianina eto fa misy tsy afaka miresaka intsony eh.. Pour retablir le courant...
91. marozevo
(
22/02/2006 23:50)
Isan'andro isan'ora raha misy ny atao eh... afaka miasa foana io... Ny atao misy foana fa samia misoratra anarana haingana... fa ny karama tsy raisina eto anh.. sao dia manantena tsy misy eo... any an-.... mifankahita.
"Ka na ianareo aza raha latsaka any an-davaka ny ombinareo amin'ny andro sabata, tsy ho avotanareo va?". hain'i dadabe no mitady an'io fa tenin'ny Baiboly io fa tsy ahy.
"Ka na ianareo aza raha latsaka any an-davaka ny ombinareo amin'ny andro sabata, tsy ho avotanareo va?". hain'i dadabe no mitady an'io fa tenin'ny Baiboly io fa tsy ahy.
92. sonwin
(
23/02/2006 09:40)
raha izaho aloha ny manao ny iray amin'ireo asa ireo dia sabata mihitsy aho no tena hiasa mafy e 8)
95. sonwin
(
23/02/2006 13:37)
tsy tompony aho fa mpindrana ka, satria ny asan'Ilay tompon'ny sabata no tohizako :cool:
mamzelkely > ok ataoko mpitondra ilay harato toi fa aza manahy, hanarato olona isika :-*
mamzelkely > ok ataoko mpitondra ilay harato toi fa aza manahy, hanarato olona isika :-*
96. mamzelkely
(
23/02/2006 13:49)
de hanarato inn klou ee sô de ts zakan'ity sandrikeliko ty :-D:-D:-*
98. marozevo
(
24/02/2006 00:25)
sonwin:
raha izaho aloha ny manao ny iray amin'ireo asa ireo dia sabata mihitsy aho no tena hiasa mafy e 8)
Tena izay no izy ka... fa amin'ny andro hafa koa manao ihany raha misy ny asa an-tselika mila finiavana sy sitra po tsara (bonne volonté no tiako ho lazaina eto).
