Offre d'emploi

21. eprom ( 30/01/2006 10:50)
Ohatrinona hono ny sôsy?
22. Mifenty ( 30/01/2006 11:22)
d ho voafafa zany ty sizé ty kle



diamondra :
za kkosa aloha mi'revolte fa za mba nadefa blague t@ teny vaza de tsy tafavoaka nefa zao ty tsy vary aminanana hita eto ihany


tratra ny fanavakavaham-bolotongotra ndray enao a:-D:-D:-D



ary ankoatran le certificat de batisa lty de mbola takiany kou oe kilasy fahafiry no nijann tam sekoly alahady a, de mila sertifikà de sekoly alahady kou le izy faza adino
23. diamondra27 ( 30/01/2006 11:26)
de ahoana no atao fa de mba miara-mirevy ato @ marozevo eto zany kou
24. Vahinala ( 30/01/2006 11:42)
Fa maninona moa no fafana e, mba resaka sendra mandeha io fa tsy hoe hiteny voza foana kosa akory tsika e !
25. ravatorano ( 30/01/2006 13:04)

jereo eto ny fitsipika :
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/policy

Mba hisian'ny fifampitaizana amin'ny Teny malagasy dia ezahina ho teny Malagasy ranoray no ifandraisana ao amin'ny forum.serasera.org. Azon'ny mpandrindra ny lohahevitra esorina ny hafatra tsy mifandraika amin'izany. Azo leferina kosa ireo vaovao nalaina tamin'ny loharano hafa ka tsy voadika amin'ny teny malagasy

misaotra anareo mpandray anjara ah
26. Veloo ( 30/01/2006 16:43)
zany an:roll:
27. sonwin ( 30/01/2006 16:57)
hafa kely ny any alaotra :rool:
28. Veloo ( 30/01/2006 16:59)
29. Mifenty ( 30/01/2006 17:53)
nu forum aza otrany oe Dinika ra tsy diso aho kou
30. marozevo ( 30/01/2006 22:57)
ravatorano:


jereo eto ny fitsipika :
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/policy

Mba hisian'ny fifampitaizana amin'ny Teny malagasy dia ezahina ho teny Malagasy ranoray no ifandraisana ao amin'ny forum.serasera.org. Azon'ny mpandrindra ny lohahevitra esorina ny hafatra tsy mifandraika amin'izany. Azo leferina kosa ireo vaovao nalaina tamin'ny loharano hafa ka tsy voadika amin'ny teny malagasy

misaotra anareo mpandray anjara ah


Efa avy nijery ilay fitsipika aho, ary efa hitako ihany izy io tamin'ny voalohany fa adinoko ny fomba fijery azy. Mazava izay voalaza "Ezahina ho amin'ny teny malagasy". Fa indrindra ilay fehezanteny farany : Azo leferina kosa ireo vaovao nalaina tamin'ny loharano hafa..."
Eto indrindra no anambarako, tsy hoe hanamarin-tena, fa io offre d'emploi io, dia hitako tany France tamin'ny 2004. Any manko efa niova be ihany ny fiainam-pivavahana, ka mba mitady fika hiantsoana olona ry zalahy Maopera, dia izay no nahazoako an'io. Aza matahotra ianareo fa efa naloako any ny droit d'auteur.
31. Veloo ( 30/01/2006 23:27)
:-D:-D
32. marozevo ( 30/01/2006 23:39)
Ary i veloo eo aorianako akaiky eo ihany isan'andro nefa tsy hitako mihitsy.
33. dadabe ( 31/01/2006 01:05)
tara @ i toi izy zokibe an :^)
34. ravatorano ( 31/01/2006 06:28)
nisy nanontany ilmay fitsipika mantsy d izay no antony namoahako an io ary izay ihnay koa no tsy namafana anazy mba tsy hisian ilay resaka ery ambony hoe misy fanavakavahana:wink::wink::wink:
sady fanairana izany io no mba entina ihany koa mametraka ny fandehan ny kozy mandeha eto eh
Misaotra antsika rehetra :wink:
35. Mifenty ( 31/01/2006 06:56)
tena nivadika orera le offre d'emploi le
36. sonwin ( 31/01/2006 11:45)
lasa nivadika raharaha eto amin'ny tribonaly virtoaly ary dia miaro tena mafy ny voampanga sy ny mpisolo-vava azy ary dia nahazo rariny izy ireo teo anoloan'ny tribonaly virtoaly...aiza ho aiza ary ilay offre amin'izao?
37. Vahinala ( 31/01/2006 11:59)
Ny ahiako ny offre d'emploi tsy mivaly ny raharaha tribonaly mandeha ihany ! :-D:-D:-D:-D:-D
Mba sendra tsy fantany kosa re fa am manaraka zany d samy hiezaka e !
38. pissoa ( 31/01/2006 12:14)
Mifenty:
ary ankoatran le certificat de batisa lty de mbola takiany kou oe kilasy fahafiry no nijann tam sekoly alahady a, de mila sertifikà de sekoly alahady kou le izy faza adino
Izahay mbola miandry ny valin'io fanontaniana io eeeeee :-D
sonwin> :-D:-D:-D
dadabe:
tara @ i toi izy zokibe an :^)

Ataony fanina mihitsy toi an :-D:-D
39. dadabe ( 31/01/2006 14:18)
pissoa > tena fanina kle :wink: :°)
40. marozevo ( 31/01/2006 21:21)
Mifenty:

tena nivadika orera le offre d'emploi le



Fa inona no mivadika eo ? Zavatra mizotra tsara fa i mifenty angamba mody mitady hanova sizé indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0762