Offre d'emploi

41. marozevo ( 31/01/2006 21:25)
sonwin:

lasa nivadika raharaha eto amin'ny tribonaly virtoaly ary dia miaro tena mafy ny voampanga sy ny mpisolo-vava azy ary dia nahazo rariny izy ireo teo anoloan'ny tribonaly virtoaly...aiza ho aiza ary ilay offre amin'izao?



Tsy azoko ... Izaho ve no voapanga ? Iza no mpitory ? Iza no vavolombelona ? Iza no mpitsara? Mbola mizotra io satria tsy mitombina ny filazana fa fitsarana io. Ny marina dia fifampitsahivana no nataon'ny mpikarakara fa tsy fanamelohana na fitsarana. Raha izany koa moa no tokony hataony tsy olana ho ahy ny mahita io lohahevitra io ho voafafa teo. Io angaha ahy..
42. Veloo ( 31/01/2006 21:29)
:roll:ty dadabe ty ko tena mirediredy mihitsy
43. marozevo ( 31/01/2006 21:52)
Veloo:

:roll:ty dadabe ty ko tena mirediredy mihitsy



Hita ho'aho kooo
44. ravatorano ( 01/02/2006 09:19)
:-D:-D:-D:-D
milay ilay offre fa sarotra idirana kle
za manokana aloha toa manana traikefa amin ireo voalaza eo ambony ireo

45. jentilisa ( 01/02/2006 09:41)
ny profil no mety ananako
46. Mifenty ( 01/02/2006 11:26)
marozevo

Fa inona no mivadika eo ? Zavatra mizotra tsara fa i mifenty angamba mody mitady hanova sizé indray



valiny

lasa nivadika raharaha eto amin'ny tribonaly virtoaly ary dia miaro tena mafy ny voampanga sy ny mpisolo-vava azy ary dia nahazo rariny izy ireo teo anoloan'ny tribonaly virtoaly...aiza ho aiza ary ilay offre amin'izao
dixit sonwin, 31/01/2006-15h45'28"


fa ny tiako tenenina oe tsy novalianareo tsony le fanontanian'i pissoa etsy ambony fa lasa resaka fifanazavana fitsipika le izy aveo.

Hoy i Mifenty:
ary ankoatran le certificat de batisa lty de mbola takiany kou oe kilasy fahafiry no nijann tam sekoly alahady a, de mila sertifikà de sekoly alahady kou le izy faza adino
Izahay mbola miandry ny valin'io fanontaniana io eeeeee
(Pissoa-31/01/2006-15h59'23")


aleo asiana reference foana kle
47. Vahinala ( 01/02/2006 11:35)
Tsy arako tsony zany le kozy e, mila migy ndray za zany !:roll::roll::roll:
48. jentilisa ( 01/02/2006 12:42)
zah moa dia vahiny be mihitsy
49. Veloo ( 01/02/2006 19:49)
jentilisa aza manao vahiny e midira an-tsehatra hihihi
50. lapino ( 01/02/2006 20:14)
Io àry fa mila démineur sahady izy izany! Sa tsy démineur ve? :wink:
51. Veloo ( 01/02/2006 20:16)
iza ry lapino?8O
52. lapino ( 01/02/2006 21:01)
ilay "tribonaly virtoaly" ...
53. marozevo ( 02/02/2006 01:08)
Tena mila demineur eto hi-desamorcer an'ilay dispute eh... Iza no vonona ? Ny karama tsy miantoka aho fa izay hifanarahanareo sy Andriamanitra any..
I lapino moa manontany hoe "Et si ça a étè déjà explosé...".. mbola tsy mipoaka io fa aza matahotra eh.
54. sonwin ( 02/02/2006 08:55)
taratry ny zava-mitranga eo amin'ny fiaraha-monina malagasy ity dinika iray ity :°)
55. Mifenty ( 02/02/2006 11:46)
taratra aona kou io ry papa?
56. dadabe ( 02/02/2006 12:03)
???:^):^)
57. pissoa ( 02/02/2006 12:13)
Mifenty:
fa ny tiako tenenina oe tsy novalianareo tsony le fanontanian'i pissoa etsy ambony fa lasa resaka fifanazavana fitsipika le izy aveo.
:cry::cry::cry:

dadabe> Inona ihany ity mahafanina lava ity e? :-D:-D
58. sonwin ( 02/02/2006 12:22)
mifenty> ny fiaraha-monina gasy ve?..zao aza santionany, rehefa naman'ny manam-pahefana no nanao fahadisoana tsy nahy, dia hain'ny manam-pahefana ny miaro azy amin'ny anaran'ny lalanà, fa rehefa vahoaka tsotra sahala aminay, na ny namanay no manao ilay zavatra, dia hoy ny manam-pahefana hoe:tsy maintsy ampiharina ny lalanà fa refa lalanà dia lalanà...
Hatreo aloha fa sao dia....:^)ka manjary misy:evil:, zay za vao ....eto:°)
59. dadabe ( 02/02/2006 12:24)
kay le asio droit canon izy ry papa a, ataovy droit de veto :-D
60. Veloo ( 02/02/2006 19:59)
marina zany lazain'i sw zany na atrami'izao ary ... ary to lasa niresaka aloha i papa e:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.8407