Offre d'emploi
62. Mifenty
(
03/02/2006 08:27)
ndremandé oa ry papa teo ambohijatovo teo nisy zanaka filoham-pirenena zay, ni bruler feux de no siffler 'ny polisy lery.
de nijann
le polisy kely mou tsy nahalala oe iza ty lery ty, de avy hatrany saika hanome contravention luo de aveo hanotra .
de notenenin'i lery oe "tsy fatatr lah nga fa zah i....... T zanak'i ....... T ?
de nomeny lery ariary dimy tokana le polisy de lasa izy. hihi
tena marina mitsy ny tenin'i papa (02 02 2006 - 12 55 37) hoe
taratry ny zava-mitranga eo amin'ny fiaraha-monina malagasy ity dinika iray ity
67. marozevo
(
04/02/2006 00:08)
sonwin:
mifenty> ny fiaraha-monina gasy ve?..zao aza santionany, rehefa naman'ny manam-pahefana no nanao fahadisoana tsy nahy, dia hain'ny manam-pahefana ny miaro azy amin'ny anaran'ny lalanà, fa rehefa vahoaka tsotra sahala aminay, na ny namanay no manao ilay zavatra, dia hoy ny manam-pahefana hoe:tsy maintsy ampiharina ny lalanà fa refa lalanà dia lalanà...
Hatreo aloha fa sao dia....:^)ka manjary misy:evil:, zay za vao ....eto:°)
Nampihomehy ahy ny namaly ity, satria fantatro ny allusion fonosiny. Asa na fantatry ny mpikarakara hoe iza moa ity marozevo ity.... Eny mety fantatny satria ny ahy mazava tsara ny renseignement ary amin'ny fisoratana fa tsy misy ankinafina... tsy misy ankinafina... tsy misy ankinafina. Fa izaho kosa tsy mahafantatra na olona iray aza amin'ny mpikarakara ny pèjy. fa raha misy polisy mitady hanakana ahy angamba dia ilay renseignement no asehoko, dia hoy aho hoe... tsy fantatr'ialahy angaha fa izaho anie... marozevo eh.. fa ilay ariary dimy tsy fantatro na mbola miasa na tsia... asa koa na mbola misy na tsia.
Ilay fanontanian'i Pissoa... Araka ny fahitako ilay izy toa tsy dia mitaky niveau intellectuelle loatra izy ka.. Izao manko no teniny tamiko : "Izaho, hoy Izy rehefa mivavaka, dia izao no lazaiko : --"Misaotra Anao aho Raiko Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa nafeninao tamin'ny hendry sy be saina ny tsiambaratelonao, fa nasehonao tamin'ny madinika sy ny tso-po kosa"..".
68. marozevo
(
04/02/2006 00:10)
Misy diso anankiroa TSY NAHY ireo vioasoratra eo ambony ireo, ka miala tsiny :
1 - mihomehy aho namaKy fa tsy hoe namaLy.
2 - Niveau intellectuel, fa tsy intelectuelle.
1 - mihomehy aho namaKy fa tsy hoe namaLy.
2 - Niveau intellectuel, fa tsy intelectuelle.
69. dadabe
(
04/02/2006 04:43)
Mpandefa : Mifenty [ Valio ] 03-02-2006 14:35:11
Lohateny : Re : Offre d'emploi
elah ty kou ry bedada le. Efa mazava b aza io kou.
letie :evil: efa hoe zah tsy kopy less a
70. sonwin
(
04/02/2006 08:02)
marozevo> asa marina raha fantatry ny mpikarakara i marozevo:D na tsia, ka na fantany na tsy fantany tsy any no tiana atongavana,fa ny filazana ny tranga misy eto amin'ny "dinika" , za koa aza mba nihomehy kely nanoratra azy satria hoy za hoe , eto kay ny "bonne occasion" hanaovana ilay "allusion".
Zay aloha ny amin'iny fa ilay offre toa mifanaraka tsara amin'ilay hira hoe "Jesoa mikaroka mpiasa vaovao"o^o
Zay aloha ny amin'iny fa ilay offre toa mifanaraka tsara amin'ilay hira hoe "Jesoa mikaroka mpiasa vaovao"o^o
73. Mifenty
(
04/02/2006 18:34)
za kalou tsy mafantatra an'i m arozevo e
tahaka azy tsy mafantatra anah. :-D:-D:-D
fa eto mou dinika de revena tahak'izay le izy.
Samy mamoaka ny re sy hitan'ny maso ny k.
Za kou tsy mahalala na mbola misy le ariary dimy tokana na tsia.
fa na misy io na tsy misy d mampalaelo le toe-javatra.
tahaka azy tsy mafantatra anah. :-D:-D:-D
fa eto mou dinika de revena tahak'izay le izy.
Samy mamoaka ny re sy hitan'ny maso ny k.
Za kou tsy mahalala na mbola misy le ariary dimy tokana na tsia.
fa na misy io na tsy misy d mampalaelo le toe-javatra.
75. lapino
(
05/02/2006 20:42)
pissoa:
Izaho izany te ho deminera :°)
Eto aloha mikotrana http://imim.dip.jp/Flash/Vol05/53.9.wmv :wink:
77. marozevo
(
06/02/2006 01:12)
Miandry dia miandry antsika Izy izao
ha.... ny asa tsy misy mpanao.
Anisan'ny vonona ve ianao?
Hamadika bainga hanamboatra ny ao.
NB : Tsy tadidiko ny teny amin'io .... eo ambony io.
Tena marina ny tenin'i Sonwin... Jesoa mikaroka mpiasa VAOVAO.
ha.... ny asa tsy misy mpanao.
Anisan'ny vonona ve ianao?
Hamadika bainga hanamboatra ny ao.
NB : Tsy tadidiko ny teny amin'io .... eo ambony io.
Tena marina ny tenin'i Sonwin... Jesoa mikaroka mpiasa VAOVAO.
78. pissoa
(
06/02/2006 07:15)
lapino> Fa misy inona ao? Tsy mivoha akory io! Sady zah angaha mila mikotrana intsony :wink:
sw> Okay ary e o^o
marozevo> Hamonjy ny asa tsy misy mpanao
sw> Okay ary e o^o
marozevo> Hamonjy ny asa tsy misy mpanao
