misy kakana ve ?

101. Veloo ( 05/03/2006 01:16)
102. watafon ( 05/03/2006 16:42)
:-D:-D
103. Veloo ( 05/03/2006 19:46)
:-D
104. fijo ( 09/03/2006 21:22)
veloo kankanjila
105. Veloo ( 10/03/2006 16:57)
8O in zany kakanjila zany?
106. fijo ( 10/03/2006 20:09)
izany le sipa jilajila ireny ka.
jilajila =jejojejo
107. rapala ( 11/03/2006 16:38)
Raha misy kibo hoe misy kankana dia misy kankana koa aho izany satria izaho be kibo, mahia ny vatana rehetra fa ny kibo ihany no matavy be. Lasa saina be indray aho izany, oh re-olona e!! Inona no azo atao?:?::roll::cry:
108. watafon ( 11/03/2006 18:33)
rapala, mihinana ody kakana e! :wink:
fijo, :wink:
veloo, tsy mila manontany intsony njy e!
109. Veloo ( 13/03/2006 03:03)
wata a za manontany fona ka:wink:
rapala tandremo so misy tenia:-D:-D:-D
110. rapala ( 13/03/2006 08:52)
aleo akia manontanitany foana toa izay manaonao foana, sa ahoana, aiza no ahitana odi-kakana, izaho tsy tia dokotera?:lol:lol:
111. Veloo ( 13/03/2006 16:57)
rapala a kay njy vavy? raha any dago njy dia votamenaka aky tena mandaitra beuuuu mihitsy a... fa fofona zany an :-D:-D:-D
112. watafon ( 13/03/2006 17:42)
rapala, fa za naninn anjy kay?:-D:-D:-D
113. Veloo ( 13/03/2006 18:36)
wata a, votamenaka tsara o?
114. rapala ( 14/03/2006 07:40)
watafon: tsy naniona ahy injy kouuu, fa ahoana?

Veloo: inona akia izany votamenaka izany? Dia any dago ihany ve vao mahita izany?
115. watafon ( 14/03/2006 18:39)
veloo, ie tena mety tsara k !
rapala, :-*:-* na ny dikan'io @ teny vazà aza tsy haiko! inn aky ry veloo ny dikan'io @ teny anglisy ?
116. fijo ( 15/03/2006 04:48)
votamenaka =veloo
117. rapala ( 15/03/2006 15:43)
dia :)koa akia injy ry fijo - mbola tsy fantatra ny dikany na izany aza, alefaso daholo ny dikany na anglisy na italiana na espanol, mande daholo â..
118. fijo ( 15/03/2006 20:12)
aty frantsa misy fa andraso fe jereko ny dikany
119. watafon ( 16/03/2006 18:22)
fijo, haingana lesy fa mahaliana ahy mitsy ny hahafantatra ny dikan'io !
120. Veloo ( 16/03/2006 18:22)
rapala a tsssssssss reo aky manadala fotsiny a... any Dago aloha no nahitako an'io e asa raha misy any frantsa fa i fijo hono hijery, je doute oe misy any frantsa...
fijo=votamenaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4612