misy kakana ve ?

141. Veloo ( 28/03/2006 03:05)
rapala omeo an;i fijo doly lesy a a:-D:-D:-D
142. rapala ( 28/03/2006 08:13)
marina ny any veloo aleo homena n'i fijo daholo tokoa, 'free', sady doonga be mihintsy ry zala ato e, voky be, mety maharitra 1 volana raha mahay mitahiry tsara azy @ glasy=))=))=))=))
143. Veloo ( 29/03/2006 20:20)
=))=))rapala a
fijo zao ho tian'izany mihitsy ka =))=))
144. fijo ( 30/03/2006 03:31)
hoaniko ka,za tsy miolana e
145. rapala ( 30/03/2006 07:14)
bibilava inona aloha izany do izany e? Python ve?
146. Veloo ( 30/03/2006 19:13)
rapala a na Boa ko retsy a:-D:-D:-D
147. watafon ( 30/03/2006 19:22)
anaconda k ! :-D
148. Veloo ( 30/03/2006 20:38)
wata:-D:-D:-D
149. fijo ( 30/03/2006 20:39)
boa ka,fa milay be ka.tena marina
150. Veloo ( 30/03/2006 20:58)
itanareo zany fijo tia BOa =))=))=))
151. rapala ( 31/03/2006 06:54)
hay ve boa fa tsy do e=)) Misy bibilava do koa sa za no manofy?
152. Veloo ( 31/03/2006 15:10)
rapala asa retsy tsy aiko ndray zany :-D:-D:-D
153. fijo ( 31/03/2006 19:27)
ka teny gasy DO teny vazaha BOA;mitovy ireo fa tsy sahala.
154. Fiffi ( 01/04/2006 07:56)
155. Fiffi ( 01/04/2006 07:57)
ary DO zany ve tsy ho raisina zavatra hafa ?
156. rapala ( 03/04/2006 09:17)
dia handao akia antsoina hoe kakana goavana be ary e:lol: fa mbola manao boing!boing ihany anefa na dia izany aza an=))
157. Fiffi ( 03/04/2006 11:14)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
158. fijo ( 05/04/2006 03:24)
rapala an efa kankana mpitaingina boing kosa izany kle
159. Fiffi ( 05/04/2006 04:17)
ny tenia moa sa ny ascaris moa ? iza moa ilay kakana tapaka nefa velona fona ? nga tsy loza fa tsy tadidiko intsony :oops:
160. rapala ( 06/04/2006 06:55)
tsy loza ve ry fiffi raha tapaka nefa mbola velona, ka izany ange izany no mahatonga andry zareo ao mifanenjika e, mifampitady ny tohiny avy=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1426