misy kakana ve ?
121. fijo
(
16/03/2006 20:21)
misy aaty ka,efa nahita aho avy any vietnam,fa nijery aho androany fa tsy nahita.
122. Veloo
(
17/03/2006 03:08)
fijo a de inn ny anarany?
rapala njy ve any dago? raha any njy dia mahita azy eny @ pivarotra ravikazo reny:wink:
rapala njy ve any dago? raha any njy dia mahita azy eny @ pivarotra ravikazo reny:wink:
123. rapala
(
17/03/2006 07:41)
veloo a,tsy any dago aho fa mety hanafatra any mihintsy fa tena mihetsiketsika be ry zalahy ato , voky be=))=))=))=))
126. rapala
(
20/03/2006 08:08)
fijo, ka ry zalahy mamo mihintsy angamba no mahatonga zareo mitsinjatsinjaga be ao, manao trampolina ireny mihintsy, boing!!boing!!boing!!=))=))=))
128. watafon
(
21/03/2006 18:47)
rapala, tsy kakana tsony zany fa mety do na menarana kle !=))=))=))
130. rapala
(
22/03/2006 07:27)
mety izany mihintsy ry watafon a, inona no fanafodiny?:-D:-D dovay ihany sa gazoal?=))
133. watafon
(
23/03/2006 19:41)
k za ange mbola tsy nahare kakana nanao oe BOING BOING zany e! mafy b ne zany ry zareo e! :-D:-D
135. rapala
(
24/03/2006 08:51)
watafon - ka izany indridra no hilana hevitra @ radoko kou!Sao dia matahotra aza ra-wat sao dia lasa boing, boing any aminareo any izy ireo:-D:-D:-D
137. Veloo
(
24/03/2006 21:11)
za ry reto reraka manoratra a... efa lasa 132 ilya nanoratra ato ka ela be vo tafiditra ato :roll::roll:
140. rapala
(
27/03/2006 06:48)
Avelao amin'izay ary hijanona e, efa fantatra tsinona fa do izany ilay izy koa - homena an'i Fiko ve izy ireo? Izaho aloha mbola tsy nihinana do e. Homeko fotsiny ange e=))=))=))