misy kakana ve ?

161. watafon ( 06/04/2006 09:05)
rapala:ary tena misy kakana mitsy enao ty angamba e! zany no maha-tapa-tsinay anao matetika toa an'io !:-D:-D:-D
162. rapala ( 06/04/2006 09:50)
ka tena manapatsinay ange ilay kakana e, samy tapaka ary velona daholo izany izahay kou..=))=))
halefa moa watafon an, handao hifanenjika sy hikorana toy ry zareo, sa ahoana=))=))
163. watafon ( 06/04/2006 11:58)
alefaso ary fa za masà e! d iza no boka anefa aloha?=))=))=))
164. rapala ( 07/04/2006 06:23)
za kosa aloha tsy tia boka e, ny ahy ilay henjehina no tiako satria mahay mihazakazaka be aho dia tsy tratra mihintsy:lol::lol:mijaly mihintsy izay manenjika:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8639