misy kakana ve ?
41. ari.malala
(
06/02/2006 11:05)
ny fanafodina cysti tena mahery b ka! za herintaona mahery nanao traitement ana cysti t@ 2002
43. Veloo
(
06/02/2006 20:16)
diamondra a parasy kakana parasy lafrika ihany ka avy afrika ilay kakana parasy hihihihihi
wata izy io ka
ari a inn aky ty cysti retsy?8O
wata izy io ka
ari a inn aky ty cysti retsy?8O
44. watafon
(
07/02/2006 05:21)
veloo,tena tsy fatantry njy tokoa v? parasitose zany izy io e! k rehefa tena gravy izy d miakatra any @ atidoha ny larves d manome le cysticercose cerebrale ! elaela ny fitsaboana azy io indrindra fa refa calcifié ilay izy !!
46. watafon
(
08/02/2006 06:53)
tena misy d misy tokoa ! azo avy @ fihinana legumes verts na fruits tsy voadio tsara alohan'ny hihinanana azy !
47. fijo
(
08/02/2006 20:24)
parasy kankana sy parasy lafrika tsy mitovy ka.
ny parasy kankana,mandeha,mihetsika ao anaty hoditra ao.any mahajanga dia tatahana dia asiana paraky ny fitsaboana azy.
ny parasy lafrika indray manatody eo ampitoerana eo,ka ny fanalana io atodiny io(sokirina amin'ny paingotra) no fitsaboana azy.

48. Veloo
(
08/02/2006 20:59)
wata ayayayayay
fijo a ie misy parasy lafrika any tamatavy rehefa maloto be iny ny fasika dia miditra any @ loha-tongotra...:^):^)
fijo a ie misy parasy lafrika any tamatavy rehefa maloto be iny ny fasika dia miditra any @ loha-tongotra...:^):^)
51. watafon
(
09/02/2006 05:33)
fijo, marina lesy zany an ! hay tokoa moa !!! d inn njay no omentsika ny karana ary ?
veloo, refa amoron-dranomasina tô misy azy io dôly ! fa mangidihidy mahafinaritra zay ange izy io e! :-D:-D:-D
veloo, refa amoron-dranomasina tô misy azy io dôly ! fa mangidihidy mahafinaritra zay ange izy io e! :-D:-D:-D
54. Veloo
(
09/02/2006 20:10)
o ry wata a tsssssss mijaly mihitsy lesy rehefa tratran'io a.. dia mahafinaritra ve? afahafa ndray ny anjy kle :-D:-D
fiffi a atabamro ao doly retsy
fiffi a atabamro ao doly retsy
55. watafon
(
10/02/2006 10:11)
veloo, indray mandeha za no voan'io tany tamatave fa ôtran'ny mahafinaritra ahy le hidihidiny kle !!!
56. Veloo
(
10/02/2006 20:19)
wata ko tsssssss:-D:-D:-D
za anefa nijaly be T@ bola kely ilay izy aloha e, nitomany fona no nataoko...:-D:-D
za anefa nijaly be T@ bola kely ilay izy aloha e, nitomany fona no nataoko...:-D:-D
57. fijo
(
10/02/2006 20:24)
wata naoka letsy fa za fea voan'izy roa ireo fa tena nibabaka mihintsy kle.
ny karana ndao homena kankana e.
ny karana ndao homena kankana e.
58. watafon
(
11/02/2006 05:13)
veloo,fijo aoka ary fa maharary le izy e! :-D:-D:-D
ndao ary handefasana kankana reo e! fa maninona moa raha ampiana zavatra hafa ?
ndao ary handefasana kankana reo e! fa maninona moa raha ampiana zavatra hafa ?