misy kakana ve ?

21. Veloo ( 29/01/2006 23:37)
8O8O8O8O zany ve ry vale?
wata ny kankana ka:-D
22. xxx ( 30/01/2006 07:01)
msaotre betsaka am le fanazavana
23. hery ( 30/01/2006 07:27)
In ary ty veloo toran'mé foana ity. Ohatran'ny reny tsy matotra ireny. (nefa mba matotra ihany :?).
24. bichette ( 30/01/2006 13:19)
mahajenjina ve ny mihinana fanafody kakana ?
25. Veloo ( 30/01/2006 17:27)
hery 8O inn ty manjo anao? :roll::roll::roll:
26. Veloo ( 30/01/2006 18:10)
bichette a njy efa nihinana votamenaka? io no tena tsara ary tsy mahajenjina io an.. fa tena beurrrkkk be aloha e..
27. vale ( 01/02/2006 22:55)
bichette, veloo: inn klo le mahajenjina fa tena tsy arako indray izany? teny gasy ve izany?:-D:-D:-D
ny mahajenjina fantatro an, de rehefa voan'ny sery :-D :roll::roll::roll::idea:
28. vale ( 01/02/2006 22:57)
bichette: :-* tongolo gasy koa hono toa tsy tian'ny kankana fa atao bdb aaaan!:wink:
29. vale ( 01/02/2006 22:59)
bichette: mankadoa angamba ny tianjy tenenina ô? ie, raha voatamenaka alou de tena mankadoa e, araka io tenenin'i veloo io koa, ny tongolo gasy koa satry le izy atao bdb... fa ny fanafody vazà indray tsy fantaro :idea:
30. Veloo ( 02/02/2006 19:24)
vale ie wa retsy a:°)
31. fijo ( 03/02/2006 04:42)
vahinala an,le kankana tenennindry sao dia le kankana heritreretiko ary.ndry mantsy hummmm
32. watafon ( 03/02/2006 04:42)
bichette, mahafanina moa zany no tianao tenenina ? tô tsy mahajenjina loatra k ! ny fanafody fitsaboana Cysticercose ihany no somary mahery !
veloo mataho-kankana !:-D:-D
33. Veloo ( 03/02/2006 14:33)
wata na dia mijery ary dia efa mampa-tahotra knou... izy biby mandady rehetra dia tena atahorako mihitsy lesy a
njy lozan-njy mime ahy fotsiny an:x
34. fijo ( 03/02/2006 19:41)
veloo izany ve????ary le kankana iray ry
35. watafon ( 04/02/2006 05:51)
fijo,iny kosa tsy atahorany e! :-D:-D:-D
36. Veloo ( 05/02/2006 00:10)
kakana iray inn ry reto?:roll:
37. diamondra27 ( 05/02/2006 10:04)
inona moa le filazana le kakana eny @ felatongotra tokoa fa tsy tadidiko?

De refa manasitrana azy de osorana tongologasy voatoto le izy
38. Veloo ( 05/02/2006 21:45)
parasy lafrika ve?
39. watafon ( 06/02/2006 04:59)
zay mihitsy angamba !
40. diamondra27 ( 06/02/2006 06:59)
veloo sy watafon: misaotra fa nanome sopapa

tsy parasy lafika akia le izy fa parasy kakana a!
any @ tongotra le izy no miseho, mangididy be de ohatran'ny mivonto 'zay raha tsy diso 'za ( efa ela manko zà no nisy an'io, t@ mbola kely 5ans-10ans), fa toton'i mama le tongolo gasy de avy eo ahosotra eo @ le felatongontra ambony, de tsy azo otrorina fa raha tsy 'zany vo maika mitombo:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1671