"Fahampirafesana"

81. mandrindra ( 07/02/2006 16:02)
zay mihitsy ry herytae a
82. bilakarenjy ( 01/03/2006 15:17)
vahinala>ny fanambadiana ry zareo dia fandeferana sy fihafiana ary ao anatin'ireo teny roa ireo no misy ilay fiainana (....).Alefaso lavitra ilay saina dia hitanao fa ao daholo ireo teny lazainareo rehetra ireo .Anampiako azy fotsiny dia mahaiza mialavoly ianareo roa .SIMPLE BE COMME BONJOURS ,ary aza asarotina ny fiainana fa vao maika mivadika horeraindrindra raha io fitiavana io no atao izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.133