"Fahampirafesana"

41. kiry ( 26/01/2006 11:36)
asa loatra aloha na ahoana no mhtnga izany
fa ohatr'ahy aloha rehefa tsy hitako tsy raharahako izahay izao voazaran'i elanelan-tany 1ans izy taty france za tany dago nadritra io fotoana ionisy ihany ny fakam-panahy fa resena izy taty frantsa io no tsy hay hoe nampirafy ve,?
Ary @ izao izahay tafaraka aty france
rehefa hitanao fa tianao izy dia zay fatsy mainty tonga saina foanaizy
42. mandrindra ( 26/01/2006 13:43)
misaotra an'i herytae sy booboo nanazava
vahinala, farito aloha hoe inona no atao hoe mampirafy raha ohatra ka mbola tsy azonao, fa amiko diso fipetraka io teny io ary izay no mahatonga ny korontana.
43. Vahinala ( 26/01/2006 15:22)
mandrindra > Amiko le hoe mampirafy dia ohatra hoe miaraka amin'ny olona 2 samy hafa ianao, tsy ho hifankatia mihitsy ireo fa tsy maintsy ho lasa mpifahavalo raha toa ka fantany ohatra, azonao ve ?
44. lema ( 26/01/2006 15:53)
vanihala:fa manin no tsy matinao lolo ny fampirafesana nefa zavatra tena azo atao tokoa izany nenah alou tsy manin na mampirafy aza ny olona miaraka amiko rehefa tsy ataony @ olona fantatro fotsiny.
45. Vahinala ( 26/01/2006 18:29)
lema > Ka tena mbo tiako ho fantatra hoe inona no tena antony mahatonga le izy raha aminareo ka d zay fotsiny. Za efa nandalo tamin'io dia haiko ny antony amiko sy ny nitranga teo amin'ny fiainako fa mba te hahalala ny hevitrareo aho e ! Za aloha zao efa nampirafy d cox hono za hozy valinaka e ! :-D:-D:-D:-D
46. jos13 ( 26/01/2006 19:05)
zao akia matoa misy ny famprafesana na manambady na tsy manana d mety misy zvt tsy ampy ao @ ilay couple,fa mety tsy fantatrao na tsy fantatrareo mitsam.Ny ahy aloha hotrany we resaka sex no tena nanaovako azy satria ny vadiko tsy aminizany loatra , tsy fantako na efa voky any izy d tsy mahavita , taloa miady azy @ io resaka io foana za , d farany tafitra t@ io fampirafesana io za,d apres zahay tsy miady intsony satria tsy izany intsony ny pblm nay , izy aloha tsy mahafantatra we manao za na izy koa tsy mampiseho we manao izy , fa raha izany kosa no hampilamina anilay couple d aleo andeha @ zay!,fa izy aloha ny tena mety d tsy mampirafy , fa ndraindray koa anie ny lhl mahasosotra d lasa manao ny tena e!
47. Vahinala ( 26/01/2006 20:19)
jos13 > Hihihi zay aloha d marina koa e !
48. mandrindra ( 27/01/2006 09:25)
Vahinala:

mandrindra > Amiko le hoe mampirafy dia ohatra hoe miaraka amin'ny olona 2 samy hafa ianao, tsy ho hifankatia mihitsy ireo fa tsy maintsy ho lasa mpifahavalo raha toa ka fantany ohatra, azonao ve ?

tsy voatery ny tsy hifankatia izany ireo olona roa iarahana ireo, satria aloaha voalohany tsy voatery ny hifankafantatra ry zareo; ary faharoa vinavinan'ny saina izany fifankahalana izany, izay mety hitranga, fa tsy voatery ho io ny vokany. Dia miverina amin'ilay hoe fahaizana mitantana sy mandamina io e.
Noho izany azo atao ny miaraka main'ny olona 2 na mihoatra izay aza, azo atao hoy aho fa tsy voatery.
49. Vahinala ( 27/01/2006 11:54)
mandrindra > Saika hiteny za hoe mba ampianaro kle nefa aoka ihany fa za efa tapakevitra ny tsy hanao an'izany tsony ko !!!:D
50. mandrindra ( 27/01/2006 12:42)
vahinala a, aza miteny hoe intsony intsony :D fa tsy hay izay mety mitranga
51. Vahinala ( 27/01/2006 17:38)
mandrindra > Ka zay aloha no faniriana e, fa hiezaka mafy mba ahatohitra koa indrindra fa raha hiroso amin'ny avo avo kokoa toy ny fanambadiana !
52. zandrikely ( 28/01/2006 18:58)
jos : tena marina ny anao , bandy za no miteny fa betsaka ny bandy no tia tena sy miseho milay , ary tena betsaka ny joba manambady no tsy ampy io sex io , na i baina misotro toka be , na mampirafy be dia adino ny ao ambovo ,rariny nareo ra mitady any ivelany , ilay fitiavantena no hitako mahavoa ny bandy , za aloha ra misy joba mitady ahy dia vonona za e hahahahhahah
53. Vahinala ( 28/01/2006 19:59)
zandrikely > ianao no tena mahazo le kozy kle, le firaisana anie tsinona anisany base mampa mafy orina le fiarahana e, raha vao io koa no tsy mety dia efa mipatitaka ny saina e !
54. hertix ( 29/01/2006 08:03)
Vahinala > tena marina zany. N'iza n'iza tsy afa-po @ io resaka sex io de lasa mitady any an-kafa daholo. Kanefa eo ihany koa ny resaka hafa, ohatra hoe toetra tsy zaka. Nisy sipa zay ohatra niaraka tamiko. De raha vao misy ny pbl de atontony aty amiko foana ny tort. leo aho de tapa-kevitra fa hampirafy. 7 mois avy eo moa de nisaraka zahay fa tsy nahitako io toetra io le sipa iray.
55. Vahinala ( 29/01/2006 14:55)
hertix > Nitovitovy mintsy zany tsika sy enao, za nitambatra tao daholo na problème sex na ny eo amin'ny fiarahana mihitsy no efa misy faille, lasa nampirafy aho dia avy eo moa nisaraka taminy mintsy ny farany fa ilay fitiavana koa toa efa tsy tao tsara tsony, efa niova be.
56. Veloo ( 30/01/2006 00:07)
bien sur tsy sex ihany no mampirafy ny olona mety olana ndray2 raha eo @ fivadiana ny question financier ko an:wink:
57. Vahinala ( 30/01/2006 11:37)
Azavao le kestion financière:roll::roll:
58. mamzelkely ( 30/01/2006 11:44)
le resaka miaraka am olona ftsn pur son argent akia vahinala aa:-D
59. Vahinala ( 30/01/2006 11:47)
Efa tsy fitiavana tsony kosa aky zany ko, ny volany no tiana zany fa tsy ilay olona ko.
60. mandrindra ( 30/01/2006 13:35)
fitivana ihany izany ka : fitivambola
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.62