"Fahampirafesana"

61. Vahinala ( 30/01/2006 14:43)
Ny vola no tokony vadinao zany fa tsy ilay olona.
62. mandrindra ( 30/01/2006 14:47)
fa angaha moa izay tiana rehetra dia tokony ho vadina daholo ? ny fitiavana ve midika hoe vady ?
63. Vahinala ( 30/01/2006 14:49)
mandrindra koa zany d raisina ara-bakiteny be le lazaiko hoe, tsy vady ihany fa na olon-tianao na miaraka aminao tsotra fotsiny. Pffffff:?
64. mandrindra ( 30/01/2006 15:09)
ka tsy mazava ilay lazainao, izay no mahatonga ny fanontanina mipetraka? izaho tsinona milaza hoe fitiavambola, dia lazainao fa ny vola no tokony ho vadiko
65. Vahinala ( 30/01/2006 15:11)
Ka hozy za hoe raha ny volan'ilay olona no hiarahana aminy dia le vola zany no tianao fa tsy ilay olona ange e, d mety ve zany ? Sendrany vavako fotsiny ny hoe vady fa tsy voatery ho zany ka.
66. mandrindra ( 30/01/2006 15:16)
mety izany ka, ny tanjona samy manana ny azy anie e. ilay olona manambola anie mety manampatra ny harenany fotsiny koa fa tsy tena tia e. dia tafahoana indray ny tia sy ny manina fa saingy zavatra hafa no iraisana , dia miaraka sy mifankatia ihany izany
67. Vahinala ( 30/01/2006 15:17)
mandrindra > Samy hafa mintsy ny fisainantsika sy enao zany koa, raha amiko zany tsy mety. Tokony hanao dinika manokana mintsy tsika sy enao ty fa vizaka za manenjika mamaly anao ato ! hiihhihiihiihi
68. mandrindra ( 30/01/2006 15:24)
andao izaho sy ianao ary hidinika e, aiza no asiantsika ho spesiala vahinala sy mandrindra :D
69. Vahinala ( 30/01/2006 15:41)
mandrindra tairo e, aiza ohatra ! Hihihihihihihi:D
70. mandrindra ( 30/01/2006 15:52)
andao ary atsy ambadika atsy e
71. Jorobe ( 30/01/2006 16:32)
Raha ny hevitro indray dia ity:
1:tsy izy ny mampirafy raha tianao ny Malalanao
2:tsy lavorary izy izay no maha olombelona
3:ny mameno ny banga any ivelany dia tena mira tsy fitiavana fa mandiniha tsara.
4:Misy problème?IRESAHO IZY
5:Ampitomboy isan'andro ny dozim-pitiavana ialao ny routine
6:Soyez créatifs en Amour!
7:Soyez motivés comme au premier jour!8)
72. zandrikely ( 30/01/2006 18:18)
izy koa betsaka ny manome tsiny , fa ra tsy eo @ ilay toerana enao tsy mahazo ny tena marina ,iza moa no adala andeha hitady any ivelany rey olona ra mba afaka mifanaraka ihany a , fa matoa ny jo na bandy mandeha dia ao ra
73. Vahinala ( 30/01/2006 21:01)
Zay mantsy ange hoa e, tsy fanahy iniana ilay izy fa tonga hoazy d eo vao mandinika hoe tena misy blème ato matoa za mahavita anzao, zay ange e fa ataoko fa tsy misy olona ka hoe handeha hanao exprès mintsy hoe hampirafesiko ity olona ty na ohatr'izany.

mandrindra > Efa mandeha le kozy fa valio e !:wink:
74. diamondra27 ( 31/01/2006 10:35)
Jorobe: tiko be le valinteninao oe soyez créatif tous les jours.
Azonao atao size manokana ve io?:wink:
Resaka lavabe manko ny @io samy manana ny fanaovany azy ny olona tsirairay de aleo mbahifampizarana eto sa...?
75. Jorobe ( 31/01/2006 15:40)
Marina tanteraka ny anao diamondra 27@ ilay hoe samy manana ny fanaovany azy ny olona tsirayray.....ity ary ny ahy no ohatra omeko anao raha créativité personnel:nisy andro tena nahatsapako fa tsy dia nilay ny ambiance tao an-trano rehefa nandinika aho dia hitako fa vizaka ny vadiko rehefa avy miasa dia tsy dia ambony ny moral rehefa hariva ny andro...nandray andraikitra aho ka efa ho 2 TAONA izao dia izaho no mahandro isaky ny hariva ary niverina nianatra nahandro matsiro aho mba hamalifaliako ny vadiko.Tsy mahagaga izany hoan'ny mahay mahandro be....fa lazaiko anao fa ny fahitan'ny vadiko ahy NIOVA ,izaho izay tsy de mpandray ravin-dena fa mpamaky gazety eny ambony fandriana,....dia tena nanome fifaliana sy hery azy.......
76. Herytae ( 01/02/2006 09:49)
Tiko kosa lesy zany jorobe an! nde hianatra an'lah za k'le!
77. Vahinala ( 01/02/2006 11:51)
Jorobe > Tena bravo enao=D=D=D=D=D ny fifanampiana madijinijinika toy izany izao d efa anisany mampilamina tsara ny tokantrano ka tsy ahatonga ilay eritreritra hoe hampirafy.
78. mandrindra ( 03/02/2006 09:05)
hoy i jorobe :
tsy izy ny mampirafy raha tianao ny Malalanao

aiza no misy an'izany lalàna izany. Ny fiarahana amin'ny olona maro dia tsy midika fankahalana.

hoy i jorobe :
ny mameno ny banga any ivelany dia tena mira tsy fitiavana fa mandiniha tsara.

ny fandehanana any ivelany tsy voatery ho famenoana ny banga

79. zandrikely ( 03/02/2006 20:21)
jorobe :marina zany e ,
80. Herytae ( 06/02/2006 09:55)
Fa ny ahy k'lou ataoko manja dôly na ny aty na ny ary e! mbola mety tsra kah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2083