"Fahampirafesana"

21. Ragadona
(
25/01/2006 15:36)
Avy nihaino radio vahiny iray aho ka nisy filazalazana ny fampirafesana tao. Ny lehl anglisy hono no tena gaigilahy amin ny fampirafesana (mihoatra ny 50 isan jaton ny lhl) ary ny amerikanina no manaraka azy ... Ny vhv anglisy koa no tompon daka hoan ny vhv satria mahatratra manodidina ny 30 isan jaton izy ireo.

22. Veloo
(
25/01/2006 16:17)
oy i diamondra oe :
odry angaha tsy itan-njy i dadabe ao?:-D:-D:-D
oy i herytae oe:
inn ny vao-janahary??? ny mampirafy? tssssssss asan'ny satana io knou ao @ ny fitiavana no tena asian'ny be indrindra eo @ olombelona.. avy eo ny sakafo...
ato @ sera² ve zao de misy mapirafy?
odry angaha tsy itan-njy i dadabe ao?:-D:-D:-D
oy i herytae oe:
Efa hoe efa voa-janahary io
inn ny vao-janahary??? ny mampirafy? tssssssss asan'ny satana io knou ao @ ny fitiavana no tena asian'ny be indrindra eo @ olombelona.. avy eo ny sakafo...

23. valinaka
(
25/01/2006 17:18)
zao de tena hita ny fahamarinan'ny lohahevitra nataoko hoe:ny otanareo vhv no nahavoaroaka tao edena ary tsy misy afa-tsy oliviakely sy renikely ihany no mba hany niteny anareo ny mba ho hendry.mba mifananara ry reto an!zany fahatanorana izany tsy midika hoe mahazo miodina satria izany ve no ho lazainareo ny zanakareo vavy rahatrizay miodina be nareo rankizy fa izany no manararaotra ny fahatanorana ?mampihomehy sy mampalahelo fa mandiniha tena

24. Veloo
(
25/01/2006 19:57)
o ry valinaka a. odryyyyyyyy inn ko ty... angaha enao io tena manantena tsy ho solafatra sy parfait? ianao io indrindra no hampirafy ....
na lahy na vavy lety dia manota doly aaaaaaaaa aza mba ny vehivavy ihany no atao mpanota eto? tssssssss:twisted::evil::evil:
na lahy na vavy lety dia manota doly aaaaaaaaa aza mba ny vehivavy ihany no atao mpanota eto? tssssssss:twisted::evil::evil:

25. Vahinala
(
25/01/2006 20:21)
izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato izay efa nampirafy e ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

27. Ragadona
(
25/01/2006 21:36)
Manaitra zaza matory le tssssssssss nao ry veloo fa mba ataovy moramora

29. Herimiafina
(
26/01/2006 03:54)
Matiko kendaiko ze mitady hampirafy eo an, hitedavako vady manja be ny sipany de hita eo zay mahatanty, hehehehhe=))=))

31. xxx
(
26/01/2006 04:06)
za reto nampirafy tsy fidiny a! ny iray reel de ny iray avy ato ihany! tsy nampoiziko ho tratra aho!

32. Herimiafina
(
26/01/2006 04:14)
Jenny! Misy inona, tsy marina aza ve zany e? Zah klou aza mba hampirafesina izany fa tsy hataoko sonia velively ny divorce e, sady mbola ataoko pire fa hitondra sipa be dia be mody koa zah de ze iray mahatanty klé. Mba kaozy e!
xxx, tsy mampirafy izany kah, miaraka amin'ny reel roa ihany no atao hoe mampirafy, hehehehhe:-D:-D:-D:-D
xxx, tsy mampirafy izany kah, miaraka amin'ny reel roa ihany no atao hoe mampirafy, hehehehhe:-D:-D:-D:-D

34. Vahinala
(
26/01/2006 08:13)
Herimiafina > Rehefa mba manamnbady kosa ataoko fa mendrika ny manaja tokantrano e, asa aloha fa ra za manokana marina fa efa nanao za nefa matoa za miditra am fanambadiana zany efa stade ambony be zany ka tokony ho matotra tsara amzay e.

35. mandrindra
(
26/01/2006 08:33)
Ny ahy aloha ilay teny hoe mampirafy mihitsy no tsy tiako. Mampirafy izany mantsy ohatran'ny hoe mampiady raha ny fahazahoko azy. Aleoko hoe miaraka amin'ny olona maro, dia avy eo ny lanjan'ny fiarahana amin'ny tsirairay no samy hafa. Fa io indray dia tena azo atao mihitsy, ny fahaizana mitanatana sy mandrindra azy eo amin'ny fianana no ilaina.

36. Vahinala
(
26/01/2006 08:50)
mandrindra > tsy azoko ny tianao lazaina, tsy tianao ilay hoe mampirafy nefa tianao le hoe miaraka amin'ny olona maro, ahoana zany ? :?::?:

37. marengarenga
(
26/01/2006 09:41)
ianareo izany no tena ..... nefa tadidionareo fa io zavatra ataonareo zana'kolona io mbola ho tonga @ nareo koa izy io indray andro any fa dia mahereza ary
ary rehefa tratra koa aza dia aza manome tsiny zavatra efa lasa
ary rehefa tratra koa aza dia aza manome tsiny zavatra efa lasa

38. Herytae
(
26/01/2006 09:55)
veloo> i satana ange voajanahary e! ny zanahary no nandatsaka azy tety antany! ts'izay? d'zay zany!!
Marina ny tenin'i mandrindra, ka zao zany no izy: ny miaraka na mifankatia amin'ny olona roa na maromaro dia tsy any ny olana! fa ny mampiADY(mampiRAFY) azy ireo no tsy azo atao. ZAY!!!
Marina ny tenin'i mandrindra, ka zao zany no izy: ny miaraka na mifankatia amin'ny olona roa na maromaro dia tsy any ny olana! fa ny mampiADY(mampiRAFY) azy ireo no tsy azo atao. ZAY!!!

39. Vahinala
(
26/01/2006 11:06)
Herytae tsy azoko mintsy zany, hafa anie ny mampiady e, na tsy olontiana aza misy mampiady fa tsy any le resaka tiako lazaina koa.

40. booboo
(
26/01/2006 11:20)
any @ dikan'ny "rafy" sy "ady" mitovitovy no ahazoako ny tian-dreo teneniny.