manaraka sa mifanena ?

81. marozevo ( 23/03/2006 00:40)
Na niteny izany aza izy tsy namboatra olona i Razezo leitsy ah... Sa ve izaho no tsy namaky tsara, fa ny ahy ny Baiboly toa tsy misy an'izany. Fa izao ho'aho eh.. Mba azon'i xxx omena referansy tena mazava ve hoe oviana ary taiza i Razezo no namboatra olona?
82. xxx ( 24/03/2006 18:54)
jereo ao @ MATIO MARKA LIOKA JAONA ao letsy ramarozevo a:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4948