manaraka sa mifanena ?

41. dadabe ( 04/02/2006 05:18)
:-D:-D:-D:-$
42. Achia ( 22/02/2006 19:25)
Ny ahy tonde ne Mahaleo no hitondrako azy anaaaaaaaaaaaarakanao toy ny aaaaaaloka katsyyyyyyyy hifandao na andro na aaaaaaaalina fa ra mbola misy fo fonaina ny oroko tsy hiala teo mihitsy aho satria tena tamana hihihh Mba asina mampiome kely e
43. marozevo ( 22/02/2006 23:56)
Vao nahita anao niserana nandalo aho,
dia efa babonao noho ny antony tsy fantatro.
Zany angamba no lafatra na dia tsy misy ny tanteraka

Na tsy i Jesosy aza no lazain'i poopy tamin'io, dia mba eritreretiko hoe izy eh...
44. dadabe ( 23/02/2006 14:23)
humm mahay mihira nareo mitsam izany a:wink:
45. marozevo ( 24/02/2006 00:35)
Ka ny dikan'ny hoe VAZO koa anie HIRA fa tsy ilay andrasana ary andrefana ary ihany eh...

Nisy olona nandalo,... dia nisy olona nitendry gitara teo amoron-dàlana ... tsy nifankalala akory fa tonga dia niresaka... dia nifanatitra ... ary niaraka niteny hoe "Vonona hiaraka hihira aminao aho... vonona hiaraka hihira isika roa".
Azo atao sarin-teny koa izany amin'ilay loha hevitra hoe manaraka sa mifanena.
46. Achia ( 24/02/2006 05:22)
Manaraka anKristy manao ny sitrapony sy le naniraka azy sa aona zany Radada
47. dadabe ( 24/02/2006 11:44)
zay mihitsy ka
48. Beinjy ( 24/02/2006 16:12)
Manaraka sa mifanena raha ny fandinihako azy @ maha vendrana ahy klongany de aleo manaraka nefa raha tsy fantatra koa le arahana manaranarampoana
49. marozevo ( 25/02/2006 00:26)
Beinjy:

Manaraka sa mifanena raha ny fandinihako azy @ maha vendrana ahy klongany de aleo manaraka nefa raha tsy fantatra koa le arahana manaranarampoana



Ko efa hoe i Kristy no arahina ko iza indray ary no tedavinareo henjehina any.
50. dadabe ( 25/02/2006 07:10)
:°):°):°):-D:-D
51. marozevo ( 26/02/2006 00:16)
Ry Jesosy o !
hanaraka anao tsy haditra aho.
Fa fitiavana tsy mety ritra
no efa natolotrao.
52. dadabe ( 26/02/2006 09:51)
=D=D=D
53. marozevo ( 28/02/2006 00:38)
Anjaran'ialahy ny mihira ny andininy ry dadabe ah.
tairo ary ... isa !... roa ... telo :

Fa ny foko izay manana :o.... ary toa tsy mihira ialahy?
54. dadabe ( 01/03/2006 06:48)
ka le hira tsy hay kou...:roll:
55. marozevo ( 02/03/2006 15:59)
Ovao hira hafa ary eh.. Nefa ataovy hira milaza ny hevitra eto sao hira hafa indray no ataon'ialahy eo.
56. dadabe ( 02/03/2006 16:09)
ohatra hoe ahona ...??
57. marozevo ( 05/03/2006 15:26)
Ohatra hoe "tiako ny hiaraka aminao Jesoa.." sady io hira iraisam-pinoana fa tsy an'ny Katolika na Protestant irery.
Dia lazao fa tsy hain'ialahy koa io..
58. xxx ( 06/03/2006 14:13)
hira firaisam-pinoana :lol::roll:
59. marozevo ( 08/03/2006 01:08)
tsia.. hira iraisam-pinoana fa tsy hira Firaisam-pinoana.
vakio tsara ho'aho!
60. dadabe ( 09/03/2006 05:56)
haiko io ka fa ny hira tena tiko raha hain'ialahy dele hoe

Ary izao tontolo izao
nohariana mba ho iray
ankohonan'Ilay Ray
niombonanan'aminjanany

de tsy haiko intsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0137