manaraka sa mifanena ?
61. marozevo
(
11/03/2006 01:33)
Tompo oh ! angony indray,
ny ondrinao fa te ho iray,
mba ho tokana ny vala,
ka ho iray mandrakiza - a - y
Ny Batisa dia iray - ny finoana dia iray - Ny Fiangonana iray - satria mino Tompo iray.
Ary mba hain'ialahy ve lety ry dadabe le hoe :
hanaraka anao anie aho ry Tompo Jesoa.
hanaraka anie aho fa mba hanao soa.
hanaraka anao anie aho tsy mba misy karama,
hanaraka anao anie aho fa maniry te ho akama.
Hain'ialahy ve io ?

63. xxx
(
11/03/2006 05:32)
[quoNy Batisa dia iray - ny finoana dia iray - Ny Fiangonana iray - satria mino Tompo iray.
te]message[/quote]mety ho @ heritreritrao ihany izany ramosea .Stria raha marina izany lazainao izany dia tsy hisy fiangonana maro be samihafa eran- tany
te]message[/quote]mety ho @ heritreritrao ihany izany ramosea .Stria raha marina izany lazainao izany dia tsy hisy fiangonana maro be samihafa eran- tany
64. marozevo
(
12/03/2006 01:04)
Tena marina izany ramose ity ah...
tsy resahiko ny Sekta sy ny Silamo, fa ankoatra izay dia toy ny hazo io koooo, fa angaha moa tokana ihany ny sampan'ny hazo. Moa tsy arakaraky ny fidoroboky ny hazo va no maha tsara endrika azy. Io fanoharana momba ny hazo io, dia tsy foroniko fa azonao jerena ao amin'ny Matio toko 13 ao.

66. marozevo
(
13/03/2006 01:15)
An3 kosa eh... tsy izany no ao amin'io Matio 13, fa fanoharana be dia be no ao, ka anisan'izany ilay hoe "Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny voatsinapy, kely indrindra amin'ny voa rehetra izy rehefa afafay, fa mitompo ka lasa hazo, ary azon'ny voro-manidina hialokalofana"... fa tiako koa aloha izany eh... ka tsy diso indray ilay hoe "TIAKO NY HIARAKA AMINAO JESOA".
68. dadabe
(
15/03/2006 07:47)
: marozevo [ Valio ] 13-03-2006 05:15:41
Lohateny : Re : manaraka sa mifanena ?
An3 kosa eh... tsy izany no ao amin'io Matio 13, fa fanoharana be dia be no ao, ka anisan'izany ilay hoe "Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny voatsinapy, kely indrindra amin'ny voa rehetra izy rehefa afafay, fa mitompo ka lasa hazo, ary azon'ny voro-manidina hialokalofana"... fa tiako koa aloha izany eh... ka tsy diso indray ilay hoe "TIAKO NY HIARAKA AMINAO JESOA".
marina izany sakaiza a
Mpandefa : xxx [ Valio ] 14-03-2006 22:26:04
Lohateny : Re : manaraka sa mifanena ?
ny voron-dolo koa ve afaka mialoka ao
fa inona no hidiran'ny vorondolo eto:-w:-w
70. marozevo
(
17/03/2006 01:24)
dadabe > ny akoho aza afaka koa... Fa ny vorondolon'ialahy sao dia misy marika 666... tsy miditra ao raha izany fa fahavalonay .
71. xxx
(
17/03/2006 16:21)
ka reny le mpigiraobaka reny nge no vorondolo miditra antsokosoko .Ye ny vorondolo aloha mety ho 666 e
72. marozevo
(
18/03/2006 01:18)
Kay diso aho eo ambony eo fa tsy i dadabe no nanontany ilay hoe "ny vorondolo koa ve afaka mialoka ao?" fa i xxx. Dia io efa valianao io ihany le izy izany eh... mbay tany raha misy 666 fa tsy koty.
73. xxx
(
18/03/2006 06:56)
ka le vorondolo anie rehefa avy eo votifitry ny flesy e i Razezo mitsy no mitifitra e
74. marozevo
(
19/03/2006 00:56)
Gravy ndray leitsy nareo ry xxx raha hikaro-javatra ka !! Sady mihomehy aho marina moa... Dia bisikiletan'iza no nakan'i Razezo fingotra nanaovana ilay flesy ? tsy ratsy eh ?
77. xxx
(
20/03/2006 14:51)
nifanena zany e .Fa le ravorondolo nge zany le nifanena t@ draZezo de nanao fotsiny hoe kaiza Razezo a de smy lasa de avy eo @ zay avy ravorondolo tonga hialoka ao @ le hazo de tonga @ zay Razezo de ozy Ravo kaiza Razezo a tonga de hoy razezo ary ela nahita ahy salut fotsiny tsy mba nitondra ny entako ko eo vao inona tonde lasa ny flesy e
78. marozevo
(
20/03/2006 21:58)
Ialahy kosa mandainga ry xxx fa tsy mbola nisy Razezo nahavita olombelona izany ah... Andriamanitra Ray no nanao olombelona fa tsy Razezo eh.
De rehefa matin'ny flesy le vorondolo, dia nohanin'ny boay kely ve sa naterina any amin'ny tompony. Ka tsy tezitra be ve ry "nenitoa" nahita ny fahafatesan'ny vorony ?
De rehefa matin'ny flesy le vorondolo, dia nohanin'ny boay kely ve sa naterina any amin'ny tompony. Ka tsy tezitra be ve ry "nenitoa" nahita ny fahafatesan'ny vorony ?
80. xxx
(
21/03/2006 12:50)
fa nahona no tsy ahavita izy toko izy nilaza ho :aleoko manangana iretsy vato retsy hatao zanaka donc mahavita olona zany Razezo ary marozevo zany nge tsy manaraka ny tantaran'i Zezo mintsy e .Le vorondolo avy eo omena ny tompony hataony laoka ko inona efa ela no nanatavizany azy beeeuuurrrk :-P