manaraka sa mifanena ?

21. dadabe ( 25/01/2006 00:34)
marina izany neny a :wink:
22. marozevo ( 25/01/2006 01:08)
Androany vao 25, nefa omaly efa hitako teo io ambony io.
23. dadabe ( 25/01/2006 01:55)
:-w tsy azo , tsy araka , tsy hay , :-w i9nona marina aza no nahazo ity rahalahiko ity tatoato zay :-w
24. Veloo ( 25/01/2006 17:01)
8O8O8O:-D:-D:-D
25. marozevo ( 26/01/2006 00:39)
Aza taitra ianao dadabe ah.. velona soa aman-tsara aho, ary tena salama be fa aza matahotra ianao. Tohizo ny ady hevitra.
26. Veloo ( 26/01/2006 02:19)
tsisy otran;izany ka... mazoto doly eeeeee
27. dadabe ( 26/01/2006 12:08)
:°)ary toi mihitsy ry marozevo no manova size a
28. marozevo ( 27/01/2006 01:14)
Mba mianatra ny ataonareo mbamin-dry mifenty aho eh... taoko hoe ny soa fianatra.
Hono ho'aho, hiverenako ilay size, sao dia miova... Isika eto amin'ny serasera ve mifanena sa ahoana ?
29. dadabe ( 27/01/2006 12:31)
:°):°)mifanena isika satria zah manana ny fomba fijeriko ny baiboly , ianao koa manana ny fomba fijerinao ny baiboly dia mifanena isika , fa asa re hanao ahona e??? hifanaraka ve sa...???:cry:
30. Veloo ( 27/01/2006 16:23)
marovezo a mifanena aiza kay no tianao lazaina?
31. marozevo ( 27/01/2006 23:49)
Veloo > isika miresaka eto amin'ny serasera ity ve ho'aho mifanena ve isika eto sa mihaona sa mifandray sa inona koa... Ny zavatra tsapako eto amnko dia mody mihenjana kely dia mifangarika dia mifamely kely, nefa avy eo mifankatia be... Nitopy tamiko ny fijeriny, ny fijerinao, ny fijerinareo rehetra.
32. dadabe ( 28/01/2006 04:02)
marozevo zay ilay hoe mody tsy tia nefa ny ampo taralila a :°)
33. Veloo ( 29/01/2006 00:30)
34. dadabe ( 29/01/2006 03:25)
35. marozevo ( 30/01/2006 00:29)
dadabe:

marozevo zay ilay hoe mody tsy tia nefa ny ampo taralila a :°)


taralila n'iza anefa aloha ? An'i Rémi sa an'i samoela. Raha le an'i samoela tsy dia azoazoko loatra. Le an'i Remi no tiako... mody ataoko hoe ... dia io fa ....
Dadabe ah... ndao hitandrina isika roalahy sao dia lazain'i mifenty fa manova sizé eto. bediny anie eh..
36. Veloo ( 30/01/2006 00:45)
:°)8-)8-)
37. marozevo ( 30/01/2006 01:04)
^:^ : Merci veloo
38. dadabe ( 31/01/2006 14:22)
humm ireo indray izy mitsam le :-w
39. Veloo ( 02/02/2006 20:09)
:b:evil::evil: dadabe
40. marozevo ( 04/02/2006 00:37)
:oops: dadabe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0934