tiako be ilay madama any lavatra be any

1. xxx ( 14/01/2006 11:39)
oh lereto ah misy madama manambady izay re tena tiako be tena potika amin'ny mihintsy aho
izy mantsy niteny tamiko hoe hisaraka @ vadiny
mba omeo hevitra aho hahantateraka ny raharahanay
marihiko fa mifanalavitra be ny toerana hipetrahanay amin'izao nefa mahavita manoratra sy mitelephone ahy izy isan'andro tena mifankatia izahay raha ny resaka ifanaovana ny sary nifandefasana ny sms ny mail tel .izy milaza amiko fa tsy mahita tory fa aty amiko foana ny sainy,izaho koa aloha tena marina fa tsy nivaky t@ fa ohatra azy.
raha ianareo no eo @ toerako inona no ataonareo
2. Vahinala ( 14/01/2006 12:11)
xxx > Efa nihaona ve ianareo sa tena mbola tsy nifankahita mihitsy ? Ny tiako lazaina hoe efa niaraka taloha sa tsia ?
3. fasaly ( 14/01/2006 12:16)
aza afangaro ny reve sy ny réalité e!
mbola miaina ao anatin'ilay hoe revy alou enao zao!!!
de salanitra be mieritrertira lay izy, fa anefa le réaly kou ve azo hitikisana sy hantenaina????:wink:
4. vale ( 14/01/2006 13:13)
xxx> raha izany tena tiany izany ianao, fa dia anjaranao indray no mieritreritra raha tena tia azy ko ianao hoe mahandry ny hisarahany @ vadiny!fa io rehefa tiana ho tanterahina dia tanteraka foana na an-telefona fotsiny na an-ttasy sns no ifankalalana!!!:wink:
5. hesham ( 14/01/2006 16:26)
ntsooo be koa zany hihihi .
6. kally ( 14/01/2006 18:07)
Ny ahiako sao samy ho diso fanantenana ianareo rehefa tena mihaona!mazotoa maka ny an'ny sasany nefa na izany aza e!:wink:
7. hesham ( 15/01/2006 00:26)
hihihihihihi fa hono wa ry xxx , noho ny avy aminao ve no isarahany amin`ny vadiny sa ??? fa raha tafaraka kosa aloha nareo mety ho milay be eee , indrindra raha efa nifankahita sary sy mifanoratra na tel matetika zany . Courage eee ary aza manaiky hakivian`ny olona amin`izay heviny momba izany fa raha izany no tianao atao dia ataovy , mandalo ny fiainana ka ataovy izay mahafalifaly ny fonao sy ny sainao .
8. Veloo ( 15/01/2006 01:59)
ephemere be zany avelao ny vadin;ol ry xxx a
9. routa ( 15/01/2006 04:01)
ita hoa aho ,ny ahy aloha ny vadin'olona na de hoe misy hiany tsiripitiavana tsy tiko ka manody reny de enao ve no anariny ny vadiny de sao ariny eo koa enao refa leoizy alao mitadiava le tsy mbola nanambady reny.hevitra hiany ny ahy tsy misorona fa raha tsy tianao ario impito mandifitra olona ny hevitro an:wink:
10. Vahinala ( 15/01/2006 09:23)
Ary soa d efa lasa any sady izy sa efa tonga le madama toa tsy namaly tsony izy ? 8O
11. ravakamalala ( 15/01/2006 10:53)
Atao inn kay olona efa mahavita misara-panambadiana izany? voady izay eritreretina fa masina sy manana ny lanjany eo amin ny fiaraha monina aza vitany ny manao tsinontsinona azy koa maika fa ianao!

tadidio fa mbola mety ho ataony ohatran izay koa ianao any aoriana any, dia tsy tokony halahelo na ho gaga amin izay fotoana iza.

izay mahasaky volabe e!:wink:
12. diamondra27 ( 15/01/2006 11:02)
routa: ka le mbola tsy manambady tsy mety hita koa.

Vazivazy zany fa ny vady de saropady tokoa, aleo mifankahita de mizaha toetra, fa misy oa ny olona sasany na de zany aza de mahay manafitoetra ka zany no mahatonga ahy manipy teny hoe: aza maimaika fa alao ambony alao ambany de eritrereto tsara vao miditra fa tsy hoe : tiko izy de tonga de tairina.
E! koa izy zany efa manambady, efa nanontanianao ve ny antony tsy itiavany ny vadiny tsony?
13. mirana5 ( 15/01/2006 13:39)
avelao hipetrka ny an'ny hafa ry xxx a sipa betsaka eraky ny tanana ty koa ny an'ny sa
14. mirana5 ( 15/01/2006 13:41)
sany no tadiavina alaina humm!!ataovy fantasme fotsiny izy é
15. xxx ( 15/01/2006 17:30)
Za kou oatran'là lty ry xxx sao de madama iray ihany ny antsika mi-tsam (mba marina anie izany)
16. Vahinala ( 15/01/2006 18:59)
:-w:-w:-w:-w
17. ravakamalala ( 15/01/2006 19:00)
=))=))=))
18. Herimiafina ( 15/01/2006 19:24)
zah klou tsy mba mety tia madama izany mahintsinye, mahatsiaro an'i mamanay zah refa mahita madama, hehehehehe:-D:-D=))=))
19. Veloo ( 16/01/2006 00:10)
:-D:-D:-D:-D
routa marina ny anjy tena miody @ ny ankizy aky ny ratsy ataon'ny ray aman-dreny a:wink:
tsy kilalao io ka matao ny mariazy dia nataon'andriamanitra ho an'ny olombelona:wink:
20. dadou ( 16/01/2006 05:42)
arosoy ny raharaha:evil:^^;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6168