tiako be ilay madama any lavatra be any

61. lilbon ( 18/01/2006 07:46)
andraso tsara e!
tsy aleo ve less mankafy tsara na hisaraka na tsy hisaraka kle !
misaraka mou izy de milay
tsy misaraka izy de mitohy ny tantara fa aza mi-fantasme amy zany sao vaky loha eo
62. Vahinala ( 18/01/2006 08:45)
D manàna faharetana tsara koa fa tsy ho vita vetivety ny divorce e, fa na izany aza efa afaka miaraka foana nareo mandra paha e !
63. diamondra27 ( 18/01/2006 13:12)
xxx: mba azonao lazaina anyy ve oe inona no tena tianao @io sipa io sa noho izy le namonjy anao sy le mitaraina aminao? Ny amour par pitié manko tsy tsara loatra
64. fijo ( 18/01/2006 20:13)
xxx hidiro letsy e,hita eo ihany ny tohiny.
65. vale ( 18/01/2006 21:22)
Herimiafina:

zah klou tsy mba mety tia madama izany mahintsinye, mahatsiaro an'i mamanay zah refa mahita madama, hehehehehe:-D:-D=))=))


herimiafina>=))=))=))ko misy efa madama fa mbola vo 17ans!8O
66. vale ( 18/01/2006 21:29)
fijo:

hidiro letsy ,fa tsy hisaraka ihany ve raha toa ka tsy miady ny tantana an


fijo< hihihih Maitre é!:wink:
67. fijo ( 19/01/2006 20:46)
maître ahoan ary,ka hita fa izy efa te hiditra ko
68. vale ( 19/01/2006 22:07)
:-D:-D:-D
69. fijo ( 20/01/2006 19:39)
any ka tsy izany va?
70. vale ( 20/01/2006 20:52)
marina izany:wink:rehefa tsy mifanaraka ve tsy hisaraka e:wink:
71. Herimiafina ( 21/01/2006 04:30)
O ry xxx an! Viavy marobe eto antany ireo tsy mba nisy ve iray naha-detournée ny attention-nao klé? Be ny libra, tsy aleo any no mitady, hehehehehe:-D:-D
72. Veloo ( 22/01/2006 01:39)
hery a ie wa lesy... mitady loza mihitsy ilay xxx kle, tandremo ary so tratran;ilay vadiny ka ho vonoiny eo enao...
73. fanjalalaina ( 22/01/2006 16:12)
raha izao no eo amin'ny toeranareo mpanakiana ireo dia mangina aho tsy azonareo ange izany hoe tia izany na efa madama io na tsia efa nanadalo anio cas io aho .
74. Herimiafina ( 22/01/2006 16:56)
Iza no manakiana eo izao ry fanjalalaina, mitsikera hoe fa tsy manakiana e! Azo asiana excuse daholo anie ny zava-drehetra e, zah zao te hamono olona de afaka miteny aho hoe tsy fantatrareo ny situation misy ahy, hehehehehe=))=))
75. Vahinala ( 22/01/2006 20:57)
Herimiafina:

O ry xxx an! Viavy marobe eto antany ireo tsy mba nisy ve iray naha-detournée ny attention-nao klé? Be ny libra, tsy aleo any no mitady, hehehehehe:-D:-D



Ka io kosa ary ny tiany koa ianareo kou ouuuuuu ! Mafy anie zany rehefa sendra ny tena tia nefa misy sakana zany e sady ny fitiavana tsy hay hazavaina hoe fa maninona no tsy olonkafa sns, sendra ny tiany izy dia zay no comment e. Hoy ny fiteny hoe "L'amour a ses raisons que les raisons ne connaissent pas".
76. Herimiafina ( 23/01/2006 18:08)
Zah klou bedin'ny saiko sy ny heritrritro ary ny omby masiaka ary ny tompombady raha tara amina madama e, sady raha manaiky miaraka amiko koa ilay madama de mora zakana bandy kely any ambadimbadika any indray de very aho avy eo, hehehehe=))=))
77. Veloo ( 24/01/2006 01:56)
:-D:{:-D:-D:-D
78. fijo ( 27/01/2006 21:43)
aleo izy hirevy ry zareo an.fohy wa ny fiainana
79. xxx ( 29/01/2006 21:12)
fijo:

xxx hidiro letsy e,hita eo ihany ny tohiny.



andeha hidirako tokoa ity madama ity fa izay alehany any alehany tena babony tanteraka leitsy aho tsy mahavita na inona na inona ho lazaiko anareo ny tohiny
80. xxx ( 29/01/2006 21:17)
fijo:

aleo izy hirevy ry zareo an.fohy wa ny fiainana



marina ny anao ny fiainana mandalo atao izay mahafinaritra ny saina sy mahafalifaly ny fo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5119