tiako be ilay madama any lavatra be any

41. booboo ( 16/01/2006 11:01)
xxx > toa vehivavy nefa ianao ary @ mombamomba anao ary ? nanao xxx enao fa niova ho cathy tampoka ao am-povômbôny ao dia notohizanao xxxx ihany avy teo mantsy.
42. Mifenty ( 16/01/2006 11:51)
....
mba omeo hevitra aho hahantateraka ny raharahanay
....

Ny fanontanian'i xxx dia io.

omeo hevitra aho hahatanteraka ny raharahanay.

fa angaha ialahy tsy mahay manao raharaha le?

mitadiava lty mpanampy na mamakia boky d am zay elah mahay manao raharaha a.
:-D:-D:-D
43. Vahinala ( 16/01/2006 14:15)
Mifenty > :-D:-D:-D:-D:-D
44. xxx ( 16/01/2006 14:44)
mamzelkely:

euhhhhh cathy enao le vhv sa le lhl klou eee ôtrany hitako tampoka mantsy le ps anao ka asa gaga be tampoka za:roll:

ouf mba miditra @resa dehilahy eh

45. xxx ( 16/01/2006 14:47)
xxx:

diamondra27:

routa: ka le mbola tsy manambady tsy mety hita koa.

Vazivazy zany fa ny vady de saropady tokoa, aleo mifankahita de mizaha toetra, fa misy oa ny olona sasany na de zany aza de mahay manafitoetra ka zany no mahatonga ahy manipy teny hoe: aza maimaika fa alao ambony alao ambany de eritrereto tsara vao miditra fa tsy hoe : tiko izy de tonga de tairina.
E! koa izy zany efa manambady, efa nanontanianao ve ny antony tsy itiavany ny vadiny tsony?

Ie lasa mpisotro toaka mpamono vady tsy mampidy bola intsony hono ilay vadiny rehefa tafita
nefa anie hono raha tsy ilay madama dia bandy sahirana kely eh
ohatran'ny interet no niarahany vadiny t@.
Nilaza tamiko izy hoe efa tofoka @io vadiny io aleony hono manambady ny dadany any ampasana toy izay hiverina @ vadiny teo aloha .Efa misara toerana hono ry zareo

ka izy hoy aho any ampita amin'izao fa tsy eto @vacances izy vao ho tonga
mino aho fa ho tonga izy
46. xxx ( 16/01/2006 14:52)
fasaly:

[quote=xxx

azoko itokisana tokoa izy ary azo antenaina
manampy ahy @ zavatra manahirana ary izy

ny tiko lazaina eto hoe azo itokisana ve tsy ilay fombafomba hataony akory lay fanampiana anao amin'ny fahasahiranana fa ny fahatokisana ny ho avinareo eo amin'ny fiainanareo tena realy...mety tsy hitovy intsony otran'ilay amzao mifanoratra izao, ka zay no ataoko hoe mbola nofy fotsiny alou ny anareo amzao, mety haharittra ve ny fiarahanao rehefa tena hisaraka amin'ny vadiny tokoa izy, mamy sy matsiro foana rehefa mifampisipa fa rehefa iray trano hanakory amin'izay?......izay no mahatonga ahy ny hiteny hoe(aza afangaro ny reve sy ny realité)

izaho koa tia manampy olona amin'ny manahirana azy njainjay, fa tsy fototra hampijoro ny fiarahanareo izany akory!!!!!:wink:

[/quote]

tsy ny fanampiany ahy velively koa anie no hitiavako azy eh
tiako izy izy koa tia ahy
mino ny horoscope ve nareo
47. fasaly ( 16/01/2006 15:09)
ny horoscope fifandrifinjavatra fa ndraindray miteninteny foana ny zavatra tsy marina......
48. Vahinala ( 16/01/2006 15:15)
xxx > Aza mba mino horoscope zany fa tsy ireny no mandahatra ny fiainana e, fifandrifianjavatra araky ny voalazan'i fasaly fotsiny reny ra sendra ka marina.
49. diamondra27 ( 16/01/2006 16:32)
xxx: azonao antoka ve fa tena mamono azy le vadiny sy mpisotro toaka? nefa lazainao fa mbola tsy nihaona mitsy nareo. Za zao de afaka manampy anao koa @ internet raha te-hi-pieger anao sy ny tel sy ny sms...Ahoana ary no tsy hamonoany vadiny azy, mety hitan'ny vadiny indray mande fa mody maty le bandy ny resakareo na ny rélévé phone etc...da deprime lery de misotro toaka de tsy matanty de mamono azy,

De tsy azoko koa hoe: maninona no ianao no asainy mitady avocat nefa enao tsy any antoerana? Zay aloha amiko de resaka tsy mazava?

Tandremo sao voan'ny lainga tsara lahatra.

Ny ahatanteraka ny raharahanareo de tsotra fotsiny: refa misy ny mpifankatia na tsy mifankati aza ka te hiroso @ raharaha de tsy maintsy libre ny andaniny sy ankilany, zany hoe: eto de tokony ho divorcé le sipa ra vita soratra. Ary enao gasy sa afrikana? Le afrikana manko mahazo manao polygamie de tsy koi.
50. xxx ( 17/01/2006 02:39)

ilay vadiny mihintsy no namono azy ary tsy telephone izany ny olona rehefa entiny toaka izay
nodobasany ranomafana voadaroka sns izy ange niteny hoe tsy hiverina amin'io vadiny taloha io eh nandefasany sary porofo t@izy may aho mampalahelo be anie izy à lafiny iray eh
efa tsy miara mipetraka ry zareo efa 1an izao
asainy mitady avocat aho satria izaho aty dago fa izy any ampita ary taty dago no natao ny raharahandry zareo
izaho aloha gasy eh
hanao anio divorce io no nahatongavany aty dia vao vita io dia hivady izahay raha vita tsy aty moa izy de efa ....

51. diamondra27 ( 17/01/2006 10:45)
De enao ihany zany no mahita azy eo na tena marina na tsia saatria any antoerana enao izao.

De andraso vita ny divorce vao miditra, nefa le sipa nge mbola tsy ni-respirer akory ve de efa hi- engager sahady?

de arosoy ny mariazy de aza adino ny manasa anay fa ho avy zahay an!

Ary enao nga mpino sa tsia? (an'Andriamanitra io)
52. Vahinala ( 17/01/2006 11:35)
xxx > Ka na tany Dago aza no natao ny mariaziny nefa izy aty ivelany no mipetraka tsy aty ve no haingana kokoa sa tsy natao anle hoe transcription ?
53. xxx ( 17/01/2006 13:23)
Vahinala:

xxx > Ka na tany Dago aza no natao ny mariaziny nefa izy aty ivelany no mipetraka tsy aty ve no haingana kokoa sa tsy natao anle hoe transcription ?

vita tokoa fa mora ny fisarahana aty dago raha mihoatra ny ao frantsa

54. xxx ( 17/01/2006 13:30)
diamondra27:

De enao ihany zany no mahita azy eo na tena marina na tsia saatria any antoerana enao izao.

De andraso vita ny divorce vao miditra, nefa le sipa nge mbola tsy ni-respirer akory ve de efa hi- engager sahady?

de arosoy ny mariazy de aza adino ny manasa anay fa ho avy zahay an!

Ary enao nga mpino sa tsia? (an'Andriamanitra io)

hitako fa tena marina
ka hiandry divorce mihintsy ka
efa nirespirer be aza izy koa efa plus 1an ry zareo no nisara toerana
dia raha tanteraka soaamntsar ny any dia tsy hadinoko ny manasa anao raha ananako ny adiresy moa afaka ianao
mpino ka

55. Vahinala ( 17/01/2006 13:57)
xxx > Zay tokoa aloha e, satria mantsy misy zokiko vavy matoa natao divorce tao dago fa gasy ihany no vadiny, d 8 taona taty aoriana vao nivoaka ilay izy koa ! Nefa samy nanaiky ry zareo fa tsy hoe nisy 1 nitsipaka akory !
56. diamondra27 ( 17/01/2006 18:36)
de arakaraka ny pays zany io e!
de mba apetrako aminao zany ny ho avin'io rahavavy io an! tandremo izy sao de ampijaliana! de enga anie ka tena fitiavana ny anareo fa tsy taitaimbombna fotsiny.Ary enao nga efa miasa? Ilaina io raha hanambady satria ho velomina @inona ny zanak'olona?
57. Veloo ( 17/01/2006 21:11)
oy i xxx oe:

Hoy i Veloo:

ephemere be zany avelao ny vadin;ol ry xxx a

tsy izaho no naka ny vadin'olona fa izy no niteny hoe hisaraka @ vadiny efa tsy miara mipetraka anie izy mivady eh

ka na izy ary no manao avance anao teneno azy fa tsy mety ny ataony knou :roll::roll:
mba lehilahy matotra sy enjy ry xxx a
58. fijo ( 17/01/2006 21:42)
hidiro letsy ,fa tsy hisaraka ihany ve raha toa ka tsy miady ny tantana an
59. xxx ( 18/01/2006 01:36)
Veloo:

oy i xxx oe:

Hoy i Veloo:

ephemere be zany avelao ny vadin;ol ry xxx a

tsy izaho no naka ny vadin'olona fa izy no niteny hoe hisaraka @ vadiny efa tsy miara mipetraka anie izy mivady eh

ka na izy ary no manao avance anao teneno azy fa tsy mety ny ataony knou :roll::roll:
mba lehilahy matotra sy enjy ry xxx a

efa nonteniko izy dia izy hono tsy hiverina @ vadiny intsony
dia raha tsy hanambady azy aho nefa vita fisarahanizy dia lasan'olona eo dia eo aho izany no raisina
votsotra

60. xxx ( 18/01/2006 01:38)
fijo:

hidiro letsy ,fa tsy hisaraka ihany ve raha toa ka tsy miady ny tantana an

dia hidirako tokotrany kalongany eh sao voa be eo aho raha lasan'olonkafa izy nefa nisaraka @ vadiny
aleo izany ze alehany ihany

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4503