tiako be ilay madama any lavatra be any

21. rongatry ( 16/01/2006 06:48)
o ry zandry an ! raha ohatra hoe izy efa divorcée no hitan'ise dia mba mety ho azo niafiana ihany, fa tena marina ireo points ambony ireo :
- mifankahalala à distance : zaventira be ny ao ambadika, azo amboarina daholo ny fiteny sy fihetsika raha tsy mifankahita, ary azo afenina ny toetra ratsy rehetra (eny na dia efa miray trano aza)
- raha ny voady masina nekeny aza tsipahiny anio, dia matahora fa mety ho voatsipaka ihany ise indray andro any, raha tsy hoe ise ngaha no mahatsipaka aloha ;
- aza dia tonga dia dontoina ny saina hoe ity no ho anjarako fa ahodino ihany ny loha e ! raha efa niteraka izy ... dia ahoana hoy ny ntaolo e ?????

Mahereza dia mijerea lavitra fa ilay sms, net, phone, somary misy fitaka ihany an !
Alaivo ambony, alaivo ambany e !
22. xxx ( 16/01/2006 07:06)
Vahinala:

xxx > Efa nihaona ve ianareo sa tena mbola tsy nifankahita mihitsy ? Ny tiako lazaina hoe efa niaraka taloha sa tsia ?

Tsia mbola tsy nihaona izahay ary mbola tsy niaraka taloha

23. xxx ( 16/01/2006 07:09)
fasaly:

aza afangaro ny reve sy ny réalité e!
mbola miaina ao anatin'ilay hoe revy alou enao zao!!!
de salanitra be mieritrertira lay izy, fa anefa le réaly kou ve azo hitikisana sy hantenaina????:wink:


azoko itokisana tokoa izy ary azo antenaina
manampy ahy @ zavatra manahirana ary izy

24. xxx ( 16/01/2006 07:12)
vale:

xxx> raha izany tena tiany izany ianao, fa dia anjaranao indray no mieritreritra raha tena tia azy ko ianao hoe mahandry ny hisarahany @ vadiny!fa io rehefa tiana ho tanterahina dia tanteraka foana na an-telefona fotsiny na an-ttasy sns no ifankalalana!!!:wink:


tiako be ilay izy
Manantena aho fa hisaraka @ vadiny izy satria izaho no asainy mitady avocat
25. xxx ( 16/01/2006 07:14)
kally:

Ny ahiako sao samy ho diso fanantenana ianareo rehefa tena mihaona!mazotoa maka ny an'ny sasany nefa na izany aza e!:wink:


inona hoy ialhy no mety hampandiso fanantenana anay
26. cathy ( 16/01/2006 07:17)
hesham:

hihihihihihi fa hono wa ry xxx , noho ny avy aminao ve no isarahany amin`ny vadiny sa ??? fa raha tafaraka kosa aloha nareo mety ho milay be eee , indrindra raha efa nifankahita sary sy mifanoratra na tel matetika zany . Courage eee ary aza manaiky hakivian`ny olona amin`izay heviny momba izany fa raha izany no tianao atao dia ataovy , mandalo ny fiainana ka ataovy izay mahafalifaly ny fonao sy ny sainao .


tsia tsy izaho mihintsy no antony isarahany @ vadiny
Lasa mpisotro toaka sy mpamono vady hono ny vadiny
isan'andro izy mahavita mi telephone aho mandefa message.Misaotra @ fampaherezana

27. xxx ( 16/01/2006 07:19)
Vahinala:

Ary soa d efa lasa any sady izy sa efa tonga le madama toa tsy namaly tsony izy ? 8O



mbola misy volana vitsivitsy izy vao hanao vacances aty amiko
28. xxx ( 16/01/2006 07:21)
Veloo:

ephemere be zany avelao ny vadin;ol ry xxx a



tsy izaho no naka ny vadin'olona fa izy no niteny hoe hisaraka @ vadiny efa tsy miara mipetraka anie izy mivady eh
29. xxx ( 16/01/2006 07:27)
diamondra27:

routa: ka le mbola tsy manambady tsy mety hita koa.

Vazivazy zany fa ny vady de saropady tokoa, aleo mifankahita de mizaha toetra, fa misy oa ny olona sasany na de zany aza de mahay manafitoetra ka zany no mahatonga ahy manipy teny hoe: aza maimaika fa alao ambony alao ambany de eritrereto tsara vao miditra fa tsy hoe : tiko izy de tonga de tairina.
E! koa izy zany efa manambady, efa nanontanianao ve ny antony tsy itiavany ny vadiny tsony?

Ie lasa mpisotro toaka mpamono vady tsy mampidy bola intsony hono ilay vadiny rehefa tafita
nefa anie hono raha tsy ilay madama dia bandy sahirana kely eh
ohatran'ny interet no niarahany vadiny t@.
Nilaza tamiko izy hoe efa tofoka @io vadiny io aleony hono manambady ny dadany any ampasana toy izay hiverina @ vadiny teo aloha .Efa misara toerana hono ry zareo

30. xxx ( 16/01/2006 07:30)
mirana5:

sany no tadiavina alaina humm!!ataovy fantasme fotsiny izy é


Marina fa betsaka ny sipa fa izy anie hafa kely eh
na ny fomba fiteniny na ny fomba firesany na ny fomba fanoratrany dia hita hoe olona mivoatra be sy mahate ho tia ilay izy.
Malala tsaina be ary malala tanana koa
31. mamzelkely ( 16/01/2006 07:33)
euhhhhh cathy enao le vhv sa le lhl klou eee ôtrany hitako tampoka mantsy le ps anao ka asa gaga be tampoka za:roll:
32. xxx ( 16/01/2006 07:33)
xxx:

Za kou oatran'là lty ry xxx sao de madama iray ihany ny antsika mi-tsam (mba marina anie izany)


Tsy mino aho
33. xxx ( 16/01/2006 07:36)
Herimiafina:

zah klou tsy mba mety tia madama izany mahintsinye, mahatsiaro an'i mamanay zah refa mahita madama, hehehehehe:-D:-D=))=))

vao 30taona anie izy eh

34. xxx ( 16/01/2006 07:38)
dadou:

arosoy ny raharaha:evil:^^;-)


izaho anie vonona ny hampankatra atsy eh
tiako anie izy izay eh
35. xxx ( 16/01/2006 07:45)
rongatry:

o ry zandry an ! raha ohatra hoe izy efa divorcée no hitan'ise dia mba mety ho azo niafiana ihany, fa tena marina ireo points ambony ireo :
- mifankahalala à distance : zaventira be ny ao ambadika, azo amboarina daholo ny fiteny sy fihetsika raha tsy mifankahita, ary azo afenina ny toetra ratsy rehetra (eny na dia efa miray trano aza)
- raha ny voady masina nekeny aza tsipahiny anio, dia matahora fa mety ho voatsipaka ihany ise indray andro any, raha tsy hoe ise ngaha no mahatsipaka aloha ;
- aza dia tonga dia dontoina ny saina hoe ity no ho anjarako fa ahodino ihany ny loha e ! raha efa niteraka izy ... dia ahoana hoy ny ntaolo e ?????

Mahereza dia mijerea lavitra fa ilay sms, net, phone, somary misy fitaka ihany an !
Alaivo ambony, alaivo ambany e !



Mbola tsy divoree izy kalongany eh fa efa eo ampikarakaraina
eny ary atao hoe a distance de ahoana hoy ianareo fa tsy mifanome fotoana izahy dia miaraka tafiditra eo @ net izy manoratra ho ahy izaho manoratra ho azy
nefa ny elanelantany misy anay 10000km raha kely indrindra.


36. xxx ( 16/01/2006 07:50)
[quote=xxx]
oh lereto ah misy madama manambady izay re tena tiako be tena potika amin'ny mihintsy aho
izy mantsy niteny tamiko hoe hisaraka @ vadiny ary eo ampikarakaraina ny fisarahana izy
mba omeo hevitra aho hahantateraka ny raharahanay
marihiko fa mifanalavitra be ny toerana hipetrahanay amin'izao nefa mahavita manoratra sy mitelephone ahy izy isan'andro tena mifankatia izahay raha ny resaka ifanaovana ny sary nifandefasana ny sms ny mail tel .izy milaza amiko fa tsy mahita tory fa aty amiko foana ny sainy,izaho koa aloha tena marina fa tsy nivaky t@ fa ohatra azy.
raha ianareo no eo @ toerako inona no ataonareo



37. fasaly ( 16/01/2006 08:17)
[quote=xxx

azoko itokisana tokoa izy ary azo antenaina
manampy ahy @ zavatra manahirana ary izy


[/quote]

ny tiko lazaina eto hoe azo itokisana ve tsy ilay fombafomba hataony akory lay fanampiana anao amin'ny fahasahiranana fa ny fahatokisana ny ho avinareo eo amin'ny fiainanareo tena realy...mety tsy hitovy intsony otran'ilay amzao mifanoratra izao, ka zay no ataoko hoe mbola nofy fotsiny alou ny anareo amzao, mety haharittra ve ny fiarahanao rehefa tena hisaraka amin'ny vadiny tokoa izy, mamy sy matsiro foana rehefa mifampisipa fa rehefa iray trano hanakory amin'izay?......izay no mahatonga ahy ny hiteny hoe(aza afangaro ny reve sy ny realité)

izaho koa tia manampy olona amin'ny manahirana azy njainjay, fa tsy fototra hampijoro ny fiarahanareo izany akory!!!!!:wink:
38. Herytae ( 16/01/2006 08:27)
tanjemo tanjemo!!
mirosoa l'ty a!
39. Vahinala ( 16/01/2006 08:35)
xxx > Raha izany no izy ka hitanao fa tena azonao hitokisana izay nolazainy rehetra dia tsy mampaninona indray zany fa dia raha tena tia azy marina ianao dia mahareta nefa aza adino fa raha hisaraka amin'ny vadiny tokoa izy, d tsy ho vita vetivety izany ka tsy maintsy mbola miafy kely aloha ianareo, tandremo fotsiny ny sao voafitaka satria lasa ianao indray no hijaly sy harary fo. Ary raha izaho ianao dia mitenena aminy aloha amin'izay fomba mety hihaonanareo mba hifankahalalanareo toetra tsara mba tsy hisian'ny mauvaises surprises any aoriana fa aza mihonona amin'ny hoe mifanoratra sy téléphone fotsiny dia avy dia hiroboka.
Mahereza na izany aza.
40. Missie ( 16/01/2006 10:27)
xxx/ iza arany efa manambay kouuuuuuu amna kalo raha toro evitra de aleoko tsy misy toy izay sosisy :lol:
bon krazy nareo roa kely zaneuh:miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2077