sectes

81. marozevo ( 05/03/2006 01:15)
Tsy hoe mahafaty antoka fa mahamonamonaina eh... Hevero fotsiny hoe JENEZY daholo io baiboly io hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany... dia iza no hahavaky an'io. Fa misy ny hoe Jenezy, Eksaody, Marka, Joany, Tito. Misy ny lava be misy ny fohifohy, misy ny tena fohy. Dia matsiro ery ny mamaky azy noho izany na dia tanjona iray ihany aza no fonosin'izy rehetra.
82. Achia ( 06/03/2006 14:08)
ka efa monamonaina @ le sectes nga maro a
83. marozevo ( 07/03/2006 02:19)
Za lazaiko an-dry ry Achia fa mbola tsy nanitsaka izay tokonam-baravaran'ny sekta izany. Ny Fiangonana Kristianina (FFKM) aza mbola misy tsy nidirako, noho ny antony fahasahiranana ara-potoana,. koa inona no handaniako andro any amin'ny sectes... F'ity angah inona ah ?
Mba ataovy Zevo moa retsy ny anarako fa aza atao MARO izany ah... Mba miangavy eh...
84. Achia ( 07/03/2006 10:53)
8O:°):°) fa nga tsy voavakin'i zevo le hoe sectes ao ambony ao e
85. marozevo ( 08/03/2006 01:16)
Ko be dia be anie ny zavatra voalaza ao ambony ao eh... rehefa te-hampatsiaro zavatra efa voasoratra dia ataovy copier/coller fa zahay kosa ve hahavaky ireo be dia be ireo le goh..
Misaotra akia amin'ilay anarana ah... Zevo ! mitsatoka any anatin'ny tsiahy sy ny raki-tsy-adino izany anarana izany... Eh lahy ehh... any manko izy izay. Mba lalovy dia ataovy veloma eh...
86. Achia ( 08/03/2006 17:49)
Le nosoratanao t@ 12 1 2006 io e efa afaka manazava azy io
87. marozevo ( 11/03/2006 01:40)
F'ikalakely ity maninona leiretsy ah ? ... zavatra nosoratako ve tsy ho fantatro eh. Tadidiko tsara iny nosoratako iny, fa noheveriko hoe zavatra hafa no lazainao koa... Azafady raha nampanahirana anao niverina ary amin'ny 12 janvier nefa ny andro efa plus de 10 mars.. aty efa 11 aza.
88. dadabe ( 11/03/2006 04:35)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 07-03-2006 06:19:25
Lohateny : Re : sectes
Za lazaiko an-dry ry Achia fa mbola tsy nanitsaka izay tokonam-baravaran'ny sekta izany. Ny Fiangonana

hay ve zevo izany tsy fiangonana sekta e:-w hummm mandiniha tena r'isefa sao diso izany lazanao izany:-w
89. Achia ( 11/03/2006 05:20)
fa manina anzevo ary ny ol .Izy nga hanaiky zany ry dada nefa zavatra nosoratany zao aza ialany sa taond asa tsy tsaroana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1471