sectes

21. dadabe ( 14/01/2006 06:40)
Raha somary itarina kely dia hoe rehefa misy tsy mety izany dia ny miova fiangonana no vahaolana hita voalahany. Dia rahoviana nefa ny olombelona vao ho afa-po amin'ny zavatra iray? Rahoviana ny olona ao amin'ny fiangonana iray no tsy hisy hanota intsony? Dia hiova fiangonana foana izany?


ny antsika anie resaka fahamarinana vaovao niainga t@ soratra masina e, fa tsy hoe ny fahitana olona iray nangalatra tao ampiangonana no nahatonga azy hifindra , raha izay aloha dia zah ihany koa d'accord e,

fa jereo tsara fa niaingahatrany @ i Kristy no nahita zavatra tsy manjary nataon'ny synedriona sy ny fariseho , dia namorona antoko vaovao Izy , avy eo ihany koa nisy nivoka tao , satria tsy ampy ilay fahamarinana hita teo aloha , dia niforona ny katolika , dia hitan'i lotera fa tsy mety ny indulgence , dia nivoka tao ihany koa izy (sectes izany ny loterianina) fa hitan'i calvin sy ry jean Us ihany koa fa misy tsy ampy ny fahamarinana nentin'i lotera dia nivoaka tao indray koa izy (protestan), dia hitan'i Ellen goldwhite ihany koa fa misy tsy ampy le fahamarinana ara-tsoratra masina nentin'ireo olona rehetra teo alohany dia nivoaka tao ihany koa izy dia nanangana ny advantista (secte ihany koa izany ny advantista), ary tao anatin'io advantista io nisy nahita fahamarinana vaovao indray ihany koa dia nivoka tao (sectes ihany koa ireny izany )
ohatra FM FOI (fm 108.4)Pasitera Benjamina, FM 98.4 Pasteur Milhol, FM ??? tsy tadidiko pasteur Tolotra , ry pasteur heritiana sns....asa aoriana ao ihany koa angamba dia mbola hisy fahamarinana vaovao indray hiseho ,dia hisy sectes be da be izany.0

fehiny:marina ilay voalazan'i xxx hoe What can the society do for me? sy ilay hoe What can I do for the society? saingy indrisy , fa fahendren'olombelona io,fa tsy ara-tsoratra masina , raha ny tiko @ mpiara-monina amiko dia eliminer-ko izay fahavaloko (ohatra a!), nefa ny soratra masina milaza fa hoe tiava ny fahavalonao , ary omeo hanina izy raha noana , omeo rano raha mangetaheta :^)
22. Veloo ( 15/01/2006 03:08)
:^):^)
23. routa ( 15/01/2006 04:11)
mazava tsara ry dadabe ary dadabe zany mahay anarampiangonana
betsaka mihitsy an
24. dadabe ( 15/01/2006 08:19)
routa izay ihany anie no mba haiko dia mba mizesta aho e :D
25. Mifenty ( 15/01/2006 11:08)
de aveo indray tonga ny mpaminany , (profeta ) Mohamady dia teraka koa ny silamo dia secta kou znay izy.

de aveo ndray hisy anangana fiangonana ery an-tanikatsaka fa nahita fahamarinana dia secta kou zany izy.


za kou lou manana fahamarinana kely fa mba anangana secta kely eny befandriana aho izao eh, ny fotokevitra fahamarinana iaingana dia ilay hoe "tiako izay tia ahy ary izay fatra-pitady ahy dé ahita ahy"

ary dia ataoko mahita ahy mitsy tkou mou zany e. hi hihi
26. diamondra27 ( 15/01/2006 11:15)
mifenty: hanaraka anao tsy haditra za e!
mahagaga zany fa za koa aza mba saika hanangana fiangonana any dago , efa ela mihitsy io hevitr io , fa heveriko oe: le rakitra no iveloman'ny pasitera. Kay tena resaka politika tafiditra ao
27. Mifenty ( 15/01/2006 11:48)
diamondra>>ouééééééééééééééééééééééé


ipipip!!!!! hourahhhhhh


ipipip!!!!! houraaaaaahhhhhh
28. dadabe ( 15/01/2006 15:48)
kiiiiiiiii nareo mitsam io a, hatrary ka hatraty :-w:-w:evil:
29. Veloo ( 16/01/2006 00:06)
denomination sa secta ny islamo aminareo?
30. dadabe ( 16/01/2006 01:55)
inona le denomination ry veloo ??:roll:
31. Mifenty ( 16/01/2006 07:49)
dénomination doly refa anarana omena amiko klou e, fa ny fototr'ilay antoko no maha sexa na tsy secte azy.


oatra oe scientologie ny dénomination fa ny pratika ataony no maha secte azy.


ipipip!!!!!! hourrraaaaaaaaaaaaahh
32. dadabe ( 16/01/2006 09:59)
o lety ry mifenty e!! resaka sekta ny eto fa tsy sexa hahahaha:-D:-D:-D elah ary ahona le???:-D
33. Mifenty ( 16/01/2006 11:35)
oay le secta le tiako soratana fa tsy sexa eh

zfd rey oul a
34. diamondra27 ( 16/01/2006 22:27)
dadabe sy mifenty: aona ndray ary ty sexa sy secta 'ty, fa to mampitorona nga le ....Iny? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. marozevo ( 16/01/2006 23:38)
diamondra27:

mifenty: hanaraka anao tsy haditra za e!
mahagaga zany fa za koa aza mba saika hanangana fiangonana any dago , efa ela mihitsy io hevitr io , fa heveriko oe: le rakitra no iveloman'ny pasitera. Kay tena resaka politika tafiditra ao



Dia inona hono ilay resaka politika tafiditra lazainao ? sao dia mba politika mahasoa ny namana rehetra ka mba lazao ihany
36. diamondra27 ( 17/01/2006 10:32)
politika tsy mahasoa io, fa raha tsy mitovy politika @ mpitondra enao de mikoroso fahana eo ny fiangonanao tsy mahazo aide na tahaka izany e!
37. Veloo ( 17/01/2006 21:06)
o ry kala dadabe a tsssssssss zany ko ve de tsy fantatrao? :roll::roll::roll:
38. marozevo ( 17/01/2006 21:33)
diamondra27:

politika tsy mahasoa io, fa raha tsy mitovy politika @ mpitondra enao de mikoroso fahana eo ny fiangonanao tsy mahazo aide na tahaka izany e!



Kay ve eh !!.. Fa angaha kosa moa rehefa tsy mahazo aide avy amin'ny mpanao politika ny Fiangonantsika dia tsy ho velona na hoe hikorosy fahana ? Ny Fiangonana kosa aloha dia araka ilay fiteny hoe "Ampiana tafika, tsy ampiana tafika e". Oha-pitenenana io fa tsy miady akory ny Fiangonana. Ny olana angamba dia raha sanatria akaton zalahy ilay Fiangonana aorina... Io kosa aloha dia tena zava-doza eh ! Mitovy amin'ny fanenjehana io... saingy manana ny antony anakatonany azy ry zareo ka tsy hiditra lalina amin'izany isika.
Salut.
39. dadabe ( 18/01/2006 02:50)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 18-01-2006 01:06:02
Lohateny : Re : sectes
o ry kala dadabe a tsssssssss zany ko ve de tsy fantatrao?

innle tsy fantatro ry veloo?? zah anie nanitsy an'i mifenty e :(

marozevo hummm zany an
40. Mifenty ( 18/01/2006 08:34)
misy manimba ranga lé sizé ah tssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3494