sectes
41. diamondra27
(
18/01/2006 13:29)
lasa resaka hafa araka ny lazaini mifenty fa aleo manokatra size manokana ry marozevo a!
le momba ny secte sy ny fiarovana azy no lazaina eto, sy ahoana ny vokany eo @ le fianakams le membre
le momba ny secte sy ny fiarovana azy no lazaina eto, sy ahoana ny vokany eo @ le fianakams le membre
42. marozevo
(
20/01/2006 00:40)
Aza manokatra hafa izany moa fa aleo eto ihany eh.. Ataovy mahamay izay manimba sijé eo... Iza aloha ry mifenty ilay manimba sijé ah ? sao dia mba toi ary io ?.... sangisangy anh...
Sao dia mitady hisintaka eto amin'ity sijé ity koa ary i mifenty. Dia efa miteny aho fa lazain zalahy lasa secte eo anh !
Sao dia mitady hisintaka eto amin'ity sijé ity koa ary i mifenty. Dia efa miteny aho fa lazain zalahy lasa secte eo anh !
46. marozevo
(
26/01/2006 00:56)
dadabe ah... lasa teto tokoa i mifenty le ! Mba ifony any aminy any aho eh...
47. Veloo
(
26/01/2006 03:06)
dadabe a oay kle azafady lesy a tsy nety ny teniko :-*:-*:-*
dadabe a denomination ve de tsy fantatrao ??? jereo ny dictionnaire ary an..:°)
dadabe a denomination ve de tsy fantatrao ??? jereo ny dictionnaire ary an..:°)
48. diamondra27
(
26/01/2006 06:37)
mifenty: miverena enao e!aza tezitra fa tohizo ny dinika :):):):-*:-*:-*:-*:-*
49. dadabe
(
26/01/2006 10:56)
kiiii veloo ve nanoroka ahy de i diamondra ihany koa nanoroka an'i mifenty ??
de mba iza no hanoroka an'i marozevo :{
de mba iza no hanoroka an'i marozevo :{
50. marozevo
(
27/01/2006 01:22)
Za aza orohana izany ko lé... raha misy afaka mangarika aza dia izay no tiako. Izao manko, ny olona rehefa mangarika ka mbola tsara ihany, dia tena tsara izy izay. Asaivo mangarika ny ...nao dia jereo raha tsara. raha tsara amin'iny izy, tena tsara.
55. marozevo
(
30/01/2006 00:44)
Efa lazaiko ialahy isany fa za ho'aho tsy azo orohana izany fa bedin-dRanavalona.
56. diamondra27
(
31/01/2006 06:13)
izao njay ny resaka henoko oe: misy cestes hono de tsy mahazo matory sy tsy mahazo mifandray @ olona ivelany intsony???
58. diamondra27
(
01/02/2006 06:54)
dadabe:sectes io fa cestes sao de lasa incestes njay ny resaka .
marozevo:ranavalona iza kay? Manjaka ve?
marozevo:ranavalona iza kay? Manjaka ve?
59. marozevo
(
02/02/2006 01:42)
Ranavalona... Non.. mba sarin-teny ilazana ny madama ankehitriny izany eh. Efa mba nisy nanomboka ihany io hilazana ny hoe vady, fa toa tsy lancé le izy.
