sapin sy dadabe noely?

81. Mifenty ( 07/01/2006 12:15)
>>marozevo

inn le tsy azon'i marozevo le. Mbola variana misakafo kosa ngamba nareo kle.

sa aona ry vahinala.

Za mafantatra oul oe vahinala zao avao faravohitra. ngôdy enao io?
82. dadabe ( 07/01/2006 13:02)
mifenty :D:D:-$
83. marozevo ( 07/01/2006 23:22)
mifenty > le hoe misy mimbon-kevitra diso eh ... io no tsy azoko.
Inona ilay hevitra diso iombonan'zalahy ato. Sao dia mba tafiditra amin'izany aho manko ka "maty aho basin-janako!".
zah kosa aloha tsy variana mihinan-kanina eh.. tena cocentré be mihitsy aho fa aza matahotra. Andro efa amin'ny 12ora alina anie aho no manoratra eh.
84. dadabe ( 08/01/2006 08:35)
misy elanelan'ora 6 izany isika
85. Mifenty ( 08/01/2006 11:42)


hahaha

maty aho basin-janako, tsy nipoaka fa nitsifotra

hahaha

86. Vahinala ( 08/01/2006 11:52)
Ary toa lasa resaka basy alou le izy e, sa ve hoe tsy nitsifotra no sady tsy nipoka va nalazo ! Hihihi

Mifenty > Tsy any faravohitra za no mipetraka any dago kan.
87. dadabe ( 08/01/2006 12:18)
hummmm io lety ry zandry a !! vahinala fa aiza ??
88. Vahinala ( 08/01/2006 12:31)
dadabe > mody fann ndray nefa efa hitan'i dadabe an ! :-D:-D
89. dadabe ( 08/01/2006 12:35)
:-$:-$:-$ aiza kalou e:-w
90. marozevo ( 08/01/2006 23:13)
Azon'i dadabe atao ve ny konty miainga amin'ny elanelan'ora (0ra 6 hoy i dadabe)hoe aiza ho aiza izany no mipetraka i marozevo raha miainga any Chine?.
91. jentilisa ( 09/01/2006 07:56)
Lasa aiza ary izany resaka izany? Variana mihitsy aho aminareo ireto! Lasa misy mitady tranon'olona izany indray!
92. Vahinala ( 09/01/2006 08:29)
jentilisa > Mahavariana e !
93. Mifenty ( 09/01/2006 11:57)


i vahinala io ngamba lty mpivavaka tao am tranovato faravohitra mitsy fa otrany tany bestimitatatra izy io no nipetraka ngamba izy zay.

nianatra ho mpitsabo konokoa ngamba enao zay e.




aiza marina i marozevo no mipetraka.


Izaho moa zany dia efa fanta poko fanta baoka fa eo ambony seza hatrany no mipetraka e. Nareo no tsy aiko.
94. Vahinala ( 09/01/2006 12:37)
Mifenty > wa za tsy any faravohitra zany no mivavaka fa ao ambondrona, d tsy any betsimitatatra zany no mipetraka fa ambony seza koa. D tsy nanao fianarana momba ny fitsaboana zany koa za fa hafa mintsy !
95. dadabe ( 09/01/2006 15:10)
o ry zalahy a, zah miala raha tezitra eo jentilisa a! :{

vahinala fa toi kalou fantako e he he he :wink:

mifenty sekire anay mitsam lesy a:°):^)
96. Vahinala ( 09/01/2006 21:19)
dadabe > Ka raha fantatrareo za d mety tany amin'ny toerana hafa fa tsy tao am Trano vato faravohitra aloha e, indray mandeha za no nakao namonjy mariazin'ny cousine ko.
97. jentilisa ( 10/01/2006 05:19)
misy dia mampihomehy mihitsy ianareo ka! zany v dia hahatezitra? ny hitako aloha dia ampiresahinareo i vahinala!

mitady hoe aiza tokoa moa izy izay?
98. dadabe ( 10/01/2006 08:00)
io ary fa tonga zokibe jentl ....zah miala a!!!:{
99. jentilisa ( 10/01/2006 09:16)
100. Mifenty ( 10/01/2006 09:36)
>>vahinala

aona no fomba iaonana aza e, samy aty am nord iany v d tsy mba iaona.

aleo tonga de atao direkta fa tsss, sa aona ra jentl???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2276